Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?

1. niryna ( 18/01/2007 06:49)
Ny fijorona vavolombelo dia tsy mora araka ny tenin'ny olona,izay ataonao rehetra dia taratra hitenenana anao ho kristianina.Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa velona sy mahery ny tenin'Atra ary mbola mamaly vavaka isan'andro koa izy ?^:^^:^
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:44
2. mim ( 18/01/2007 08:32)
tokony hiverina hianatra caté ianao ry niryna . Tokony hisoratra anarana ao @ top chrétien ianao.
3. piste ( 18/01/2007 12:01)
Aza manaratsy finoan'ny olona. Izay no ezaka tokony ataonao voalohany sy hijoronao vavolombelona eto @ serasera.
4. methode ( 18/01/2007 12:04)
mim: Ka mba mangataka ohatra kosa izy ko! Vavolombelona nge no tadiavina e!
Tsy voatery hiteny ianao hoe Kristianina ianao fa ny asa aloha no tokony ho hitan'ny olona! Avy eo manontany ny olona vao miteny ianao hoe iza dia avy aiza no nahazoanao izany rehetra izany!
5. Zina ( 23/01/2007 02:35)
Izay no ezaka tokony ataonao voalohany sy hijoronao vavolombelona eto @ serasera.

marina io ry piste.
nyrina ny hanome hery dia tsy antsika no afaka hanao an;izany aferan'ilay olona sy Andrimanitra io ilay olona no mangataka hery avy @ Andriamanitra mba tsy lavo. Ny antsika dia ny milaza ny fahamarinana dia avy eo anjarany sis no mieritreritra na marina izany na tsia...
oi ny matio 28: 19-20
Allez, faites de toutes les nations des disciples, les baptisant au nom du Père, du Fils et du Saint Esprit,
28.20
et enseignez-leur à observer tout ce que je vous ai prescrit. Et voici, je suis avec vous tous les jours, jusqu'à la fin du monde.

6. LazaDaddy ( 23/01/2007 03:04)
[quoteniryna]Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?[/quote]tokony fantarina aloha ny Asany sao manaonao foana sy miteniteny foana. Tena loza raha ny asan'ny tenantsika no ambarantsika fa asan'Andriamanitra.
7. cutie ( 23/01/2007 03:08)
Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa velona sy mahery ny tenin'Atra ary mbola mamaly vavaka isan'andro koa izy ?

torio ny teniny fa aza asaona izy rery no mitady azy ao @ baiboly ao :lol:
8. niryna ( 23/01/2007 08:14)
cutie:

Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa velona sy mahery ny tenin'Atra ary mbola mamaly vavaka isan'andro koa izy ?

torio ny teniny fa aza asaona izy rery no mitady azy ao @ baiboly ao :lol:



=))=))=))
9. cutie ( 23/01/2007 14:43)
nyrina
ka ny sasany ato tonga de we vakio ny baiboly koa
Raha oul tsy mahay mamaky teny zany de ahona?:-D
10. Achia ( 24/01/2007 20:02)
Tsy mahay mamaky teny fa mahay manoratra :-D:-D hafakely njay zany an !
11. cutie ( 24/01/2007 23:04)
Achia
aiza no misy an'zany :roll::roll::roll:
12. methode ( 25/01/2007 10:36)
Tsy ampy ny famakiana Baiboly fa ny fampiarana azy no tena ilaina. Raha te-hakatahaka an'i Jesoa dia io no tena zava-dehibe. Raha mifanohitra amin'ny zavatra toriany ny fiainan'ny toriteny dia tsy misy ilàna azy. Fa na tsy miteny aza ka mahasintona ny fijerin'ny olona ny fiainana dia efa fitoriana Vaovao mahafaly izay amiko.
13. cutie ( 25/01/2007 22:23)
methode :wink:=D
14. Zina ( 26/01/2007 16:50)
cutie a
ka dia fantatrao zany fa mila mianatra ny baiboly isika fa tsy mamaky fantany fotsiny...satria ianao manaiky ilay lazain;i Methode....
Efa nolazaiko andry anie io
io no atao eo etude biblique... tsy ho hain-tsika ny dikan;ny baiboly raha tsy mianatra.
de toute facon ny zavatra rehetra mila hianarana doly, ohatra sekoly, mariazy, asa ....mianatra mba ahalala ny rehetra...
15. cutie ( 26/01/2007 16:51)
marina zany :lol:
16. Zina ( 26/01/2007 17:05)
:-*
17. niryna ( 27/01/2007 00:58)
mim:

tokony hiverina hianatra caté ianao ry niryna . Tokony hisoratra anarana ao @ top chrétien ianao.

Izany ve no zarainao ny olona :cry::cry:

18. niryna ( 27/01/2007 00:59)
mim:

tokony hiverina hianatra caté ianao ry niryna . Tokony hisoratra anarana ao @ top chrétien ianao.

Izay kely haiko no toriako vavolombelona.

19. niryna ( 27/01/2007 01:01)
piste:

Aza manaratsy finoan'ny olona. Izay no ezaka tokony ataonao voalohany sy hijoronao vavolombelona eto @ serasera.

Piste a moa tsy fantatrao fa hanala ny mpino no tetehin'ny olon-kafa,tsy tiany hihaino ny tenin'Atra sy ny hasarobidiny ny olon-kafa.Mampalahelo o:cry::cry:
20. niryna ( 27/01/2007 01:03)
methode:

mim: Ka mba mangataka ohatra kosa izy ko! Vavolombelona nge no tadiavina e!
Tsy voatery hiteny ianao hoe Kristianina ianao fa ny asa aloha no tokony ho hitan'ny olona! Avy eo manontany ny olona vao miteny ianao hoe iza dia avy aiza no nahazoanao izany rehetra izany!

Misaotra betsaka methode a,indraindray isika ny fanahy masina no mampahiratra ny maso sy ny saintsika hanitsy ny olona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2761