Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?

21. niryna ( 27/01/2007 01:06)
Zina:

Izay no ezaka tokony ataonao voalohany sy hijoronao vavolombelona eto @ serasera.

marina io ry piste.
nyrina ny hanome hery dia tsy antsika no afaka hanao an;izany aferan'ilay olona sy Andrimanitra io ilay olona no mangataka hery avy @ Andriamanitra mba tsy lavo. Ny antsika dia ny milaza ny fahamarinana dia avy eo anjarany sis no mieritreritra na marina izany na tsia...
oi ny matio 28: 19-20
Allez, faites de toutes les nations des disciples, les baptisant au nom du Père, du Fils et du Saint Esprit,
28.20
et enseignez-leur à observer tout ce que je vous ai prescrit. Et voici, je suis avec vous tous les jours, jusqu'à la fin du monde.





=D=D=D^:^^:^God bless you(l)Andriamanitra anie homba anao
22. niryna ( 27/01/2007 01:08)
cutie:

Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa velona sy mahery ny tenin'Atra ary mbola mamaly vavaka isan'andro koa izy ?

torio ny teniny fa aza asaona izy rery no mitady azy ao @ baiboly ao :lol:

Izay anie no tsy hafoizako ny namana eto e,rehefa reraka iny ny fanahy sintomin'ny sasany hidina any anaty haizina indray,tsy maintsy misy fahazavana iray eo hamirampiratra.Misaotra cutie a

23. niryna ( 27/01/2007 01:10)
cutie:

nyrina
ka ny sasany ato tonga de we vakio ny baiboly koa
Raha oul tsy mahay mamaky teny zany de ahona?:-D

Misy fahamarinany io,tsy hoe tsy mahay fa na mamaky im-polo eo aza izy ka tsy misy fanahy masina manazava azy dia zero:roll::cry::cry:

24. niryna ( 27/01/2007 01:12)
LazaDaddy:

[quoteniryna]Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?
tokony fantarina aloha ny Asany sao manaonao foana sy miteniteny foana. Tena loza raha ny asan'ny tenantsika no ambarantsika fa asan'Andriamanitra.
[/quote]
Ataovy hoe tsy mahalala izany Atra hivavahana izany aho,ahoana no hanazavanao,na fomba hanehoanao ny manodidina anao fa kristianina ianao.

25. cutie ( 27/01/2007 01:18)
nyrina
efa we tsy mahay mamaky no nolazako fa tsy we tsy mahazo :lol:
26. niryna ( 27/01/2007 01:20)
Achia:

Tsy mahay mamaky teny fa mahay manoratra :-D:-D hafakely njay zany an !

Fanoharana no nitenan'i Jesosy io,misy olona mafy ny fony ka na manazava amin'ny fanoharana izy dia tsy mahafantatra ilay olona.Misy izany raha tsy mangataka ny fanahy masina izy hampiratra ny masony,ny sofiny, ny sainy dia tsy ho fantany na ho azony ny tenin'Atra.
Nisy vehivavy izay tezitra amin'ny fiainany izy dia notoriko teny ary satria tsy dia mbola mino firy izy dia zavatra tsotra no nanazavako azy."ronono no omena azy aloha izay vao ventin-kanina" Toy izany koa ny kristianina tsy tonga dia omena ventin-kanina daholo satria misy vao manomboka misokatra ny masony.
Hoy ilay vehivavy efa in-dimy hono izy no namaky ny baiboly iray manontolo.Tonga dia nino izany aho satria raha manana fotoana 86 ora tsy mijanona isika dia ahavita hamaky ny baiboly iray manontolo.Moa ve ho azontsika izay rehetra ao?:^):^)

27. niryna ( 27/01/2007 01:26)
methode:

Tsy ampy ny famakiana Baiboly fa ny fampiarana azy no tena ilaina. Raha te-hakatahaka an'i Jesoa dia io no tena zava-dehibe. Raha mifanohitra amin'ny zavatra toriany ny fiainan'ny toriteny dia tsy misy ilàna azy. Fa na tsy miteny aza ka mahasintona ny fijerin'ny olona ny fiainana dia efa fitoriana Vaovao mahafaly izay amiko.

Voavalin'i methode ihany ny teniko kanefa aho mbola tsy namaky ity nalefanao ity.Ny fihetsika, ny fiteny, ny fomba fiasa,ny fomba fiankanjo,ny fomba rehetra ivelany sy anatiny dia taratra iray ahatonga ny olona hanontany tena ny zavatra sarobidy hananao ka tsy ananany sy mba tiany hananana: na jiro mirehitra eo amin'ny manodidina anao ianaoP:P

28. niryna ( 27/01/2007 01:35)
Zina:

cutie a
ka dia fantatrao zany fa mila mianatra ny baiboly isika fa tsy mamaky fantany fotsiny...satria ianao manaiky ilay lazain;i Methode....
Efa nolazaiko andry anie io
io no atao eo etude biblique... tsy ho hain-tsika ny dikan;ny baiboly raha tsy mianatra.
de toute facon ny zavatra rehetra mila hianarana doly, ohatra sekoly, mariazy, asa ....mianatra mba ahalala ny rehetra...

Mitombona tanteraka io.
Zavatra mila ho fantatra: 1-mamaky baiboly 2- mivavaka,3- mitadidy ny teny,4-mianatra ny zavatra novakiana,5- Mampiasa azy amin'ny fiainana.^:^^:^
Azontsika ampiasaina io raha tiantsika.8O8O:lol:
Enga anie ka tsy ho avy indray ilay tadio hiteny hoe aza ampianarianao hamaky baiboly izahay fa fantatrao izany :evil::evil::evil:


29. niryna ( 27/01/2007 01:37)
cutie:

nyrina
efa we tsy mahay mamaky no nolazako fa tsy we tsy mahazo :lol:

Mazava aky cutie a :P

30. methode ( 27/01/2007 10:41)
Misaotra an'i niryna mazoto mandray anjara ato , fa mba aiza kosa ny sasany e? Ireo tsy mamaly ireo zao no mety tena manana hevitra tsara!
31. cutie ( 27/01/2007 12:17)
methode aza tsy de hita ato matetika koa :-D
isaory niryna:lol:
32. Zina ( 28/01/2007 01:51)
nyrina a ianao ko anie ho tahin'andriamanitra, i cutie , sy methode ko hihiih:-*
33. cutie ( 29/01/2007 02:48)
isika rehetra:lol:
34. niryna ( 29/01/2007 06:41)
mim:

tokony hiverina hianatra caté ianao ry niryna . Tokony hisoratra anarana ao @ top chrétien ianao.

Efa tao anaty maizina aho no voasinton'ATra koa hiverindalana indray ve? Isika rehetra dia mila mianatra ny tenin'Atra ary an'isany iray hianaran-tsika ity sehatra iray ity.
An'i mim indray izao no mitady size ho voaboasana eto.
Eto no tena ahitako ny fifaliana,miara mizara ny namana aman-tsakaiza ny manta sy ny masaka.Mitondra hery ho ahy.:D:D:D
Misaotra antsika isika e (l)(l)(l)
35. Zina ( 29/01/2007 22:50)
Efa tao anaty maizina aho no voasinton'ATra koa hiverindalana indray ve

hummm:-w:-w:-w
36. niryna ( 30/01/2007 06:05)
Zina:

Efa tao anaty maizina aho no voasinton'ATra koa hiverindalana indray ve

hummm:-w:-w:-w


Tsy misy miverindalana intsony Zina!.Arakaraka ny hanantonantsika azy no vao mihamafy ny onjan-dranomasina.Tsy atao ahakivy izany satria isika manana an'ilay jesosy Kristy velona.
37. Zina ( 30/01/2007 18:44)
Zay mihitsy nyrina a:-*
38. niryna ( 02/02/2007 22:17)
Zina:

Zay mihitsy nyrina a:-*


=D=D=D=D
39. Zina ( 04/02/2007 04:23)
Tohizo fa tsara aky a...:-*
40. niryna ( 10/02/2007 07:17)
Zina:

Tohizo fa tsara aky a...:-*

Misaotra aky nanome hery a.Mahery ny satana ary ny tsy fantantsika dia mitady olona harapany izy toy ny liona.Ny fijoroana vavolombelona no tena fahavalony voalohany satria izany hoe vavolombelona izany dia misy fahasoavana lehibe ao amin'ilay olona izay nomen'Atra azy ka ny fananany izany no mahafaly azy hizara ny fiainany amin'ireo namana rehetra izay mbola tsy manana fahalalana na manana fa kely ary indrindra ireo izay minia mikipy.Mamafaza voa fa aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona a.
Zina a na aiza na aiza alehantsika dia misy fefy foana mitsangana alefan'ny satana hanakana ny filazan-tsara.Ho verimaina anefa ireo izay manaiky ataony fitaovam-piasana.
Andriamanitry ny fiadanana anie homba anao.^:^

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481