expulsion de salmo Ravalomanana responsable

1. xxx ( 13/01/2007 23:49)
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?

seuls les poissons morts sont dans mes assiettes.
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:31
2. xxx ( 14/01/2007 00:02)
fa iza kay zany salmo Ravalomanana ? :D
3. bazylou ( 14/01/2007 00:16)
fa inona izany policiens kay?? sa miresaka min'ny tenanao ianao
4. ainga ( 14/01/2007 17:26)
Tena danz kosa aloha ilay Ravalomanana e ! Raha adala toy io i Bazylou dia noho Ra8.
5. sitlo ( 14/01/2007 17:53)
:-D:-D
6. Robert ( 14/01/2007 21:06)
Fa ireo cyclone natao-Dra-8 namotehana ny faritra Atsimo (toliara) sy Atsimo-Antsinanana ny Nosy satria tsy nifidy aza ny tany, fa angah tsy hitanareo...bazyl,Tezitra, ronaldo...

Raha Lahiniriko izao no lany teo tsy nisy izany cyclone izany...

Ainga> hihihihi:-D:-D
7. kitjo ( 15/01/2007 05:44)
hahaaha
za zany te hatory be
Ravalo oa tttssss.......
8. Fiffi ( 15/01/2007 14:45)
:-D:-D:-D
9. fijo ( 24/01/2007 23:31)
rivotra elahy ravalo an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4919