hifanoratra

1. RINJACKIE ( 13/01/2007 16:11)
Bold texthitadivehivavy hifanoratra amiko aho.Vehivavy 21-40 taona.Mananaadiresy mail
novalian'i mbaliana ny 21/01/2007 09:10
2. xxx ( 13/01/2007 19:07)
tsy misy style mihitsy ve fa tonga dia directa be :-D
3. xxx ( 13/01/2007 20:48)
:-D:-D
4. fasaly ( 13/01/2007 21:18)
tena mbola tafiditra aho raha resaka taona zany:°)
dia sipa firy kilao alou no tedavina amzany????:wink:
5. Fiffi ( 13/01/2007 21:20)
hay misy lanjany koh ? :-D:-D:-D
6. fasaly ( 13/01/2007 21:22)
fiffi: ka aleo hanotanina dieny mialoha kalou sao efa atomotra vao tsy lany match:wink::-D ny halavàna mbola manginy fotsiny ngamba ny fihodirana:wink::-D:-D
7. cutie ( 13/01/2007 21:29)
:-D:-D:-D:-D
8. kelly13 ( 13/01/2007 22:03)
:? za tsy tafiditra tsony vao le taona fostiny, maika mou fa ny halavana sy ny lanja sy etc... indrisy!!! :-D:-D
9. fasaly ( 13/01/2007 23:05)
zà aza aky be randro be:? asa na hanao ahoana ny casting:roll::roll::roll:
10. sitlo ( 13/01/2007 23:24)
za koa tsy tafiditra :°)
11. fasaly ( 13/01/2007 23:25)
mazava ho azy! enao sitlo sady lehilahy:wink::-D:-D
12. sitlo ( 13/01/2007 23:36)
nefa za manana adiresy mail
13. fasaly ( 13/01/2007 23:42)
:? zà anefa dia io adresse mail io mitsy no tsy hananako ry sitlo:?
mbô ampindramo ahy zay adresse mail nao zay omeko an'i nedala io sao lany match ihany aho e!:wink::°):-D:-D:-D:-D
14. sitlo ( 13/01/2007 23:53)
parotsa aloha vao misaoma. :@
15. fasaly ( 14/01/2007 00:22)
fiteny in indray izany parotsa????:roll::roll:
16. sitlo ( 14/01/2007 00:52)
taraiky indray i fasaly.
fitenin-jatovo efa ela be izany, efa talohan'ilay "za izany mihitsy".

parotsa = vola
17. Stretch ( 14/01/2007 07:20)
Ary inn alou ny ataon'i Sitlo eto e! hita le olofa mitady sipa , sa manera ? de eo de tsy menatra akory mangataka parotsa am fasaly , Dain !

rinjackie : za hanoratana ho hita eo iany ra tinao a !:-D
stretch@dinika.antsonnyfo.org
:-D
18. Papoose ( 14/01/2007 09:10)
fa toa tsy bold kory le text le =))
19. fasaly ( 14/01/2007 09:33)
sitlo:

taraiky indray i fasaly.
fitenin-jatovo efa ela be izany, efa talohan'ilay "za izany mihitsy".

parotsa = vola


hihihih! mbo ampenaro any zany fa zà nge tsy maharaka fa aty am dezera e!:wink::-D
msotsa e!

20. Fiffi ( 14/01/2007 12:09)
fasaly: kay tena avoaka ao daholo zany ny...ve ? :wink::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3319