inona no taratasy ilaina raha hisaraka

1. xxx ( 09/01/2007 19:19)
mangataka hevitra @nareo aho momba ny taratasy ilaina raha mangataka fisaraham-panambadiana .Mipetraka aty frantsa aho ary manana zanaka iray efa azo iarahana tsara .
Tany Dago no natao ny mariazinay .Lehilahy izaho manoratra ity .Dia ahoana avy no tokony ataoko .

Misaotra @ fanampianareo .

(mialatsiny raha miafina ao anaty xxx)
novalian'i xxx ny 13/02/2007 11:42
2. fasaly ( 09/01/2007 19:21)
tsy mbola naka renseignement tany am avocat angaha i xxx any izao no afaka hanome info bb kokoa!:wink:
3. xxx ( 09/01/2007 19:22)
ka avocat aiza no antoniko
4. fasaly ( 09/01/2007 19:29)
normalement ianao tsy mandoha vola raha mandeha maka info voalohany any am avocat! zé avocat tinao andehana mety dool ka! tsy manosiboho-tanana ireny fa asany izany:wink: fa ny fiverenanao am manaraka any aminy vao mangataka vola izy! rehefa tena hiroso am afera izany e! fa lay vadinao io aiza??aty ivelany ihny koa sa tavela any madà???
5. xxx ( 09/01/2007 19:30)
miaraka tamiko taty koa izy
6. fasaly ( 09/01/2007 19:30)
izany hoe hzavainao ny cas nao dia ho hitanao eo izay ho lazainy anao aloha! fa ny divorce tsy vita haingana tsy vita mora fa de bon courage:wink::-*
7. bilakarenjy ( 09/01/2007 19:48)
izahay anefa izaoa efa manomboka misara-toerana dia ahoana no atao aloha ,ary ireo taratasy momba azy atao ahoana koa ?
8. xxx ( 09/01/2007 19:50)
ato @ psn'i bila aho no niditra dia tsy vita xxx ilay izy fa dia miala-tsiny @ lery aho e!.Miala tsiny bila a!
9. xxx ( 09/01/2007 19:52)
efa be loatra ny mandreraka sy manahirana ahy dia tsy haiko zay atao dia lasa manaonao foana eto aho marina
10. fasaly ( 09/01/2007 20:00)
ento miadana e! aza maika fa io anie milona be na izany aza e!:wink:
11. fasaly ( 09/01/2007 20:02)
efa we mandehna alou miresaka am avocat dia izy no milaza anao ny rehetra kou!
satria tsy maintsy mandalo any ihany anie na hanao inona na hanao inona e!:wink:
12. xxx ( 09/01/2007 20:08)
fasaly >misaotra betsaka fa dia atomboka izany ity zavatra ity e! de :-*:-*:-*:-*
bila >mialatsiny letsy fa nisy diso tsipelina teto no sady misaotra an'ela koa
13. fasaly ( 09/01/2007 20:10)
dia a za manao bila famindra tsony am manaraka:wink::-D:-D:-D korazy e! any ihany no afaka hanome info bebe kokoa anao fa ny lalàna koa anie miova ihany anio tontolo andro e!:x
14. xxx ( 09/01/2007 20:29)
fasaly > sady nahazo anatra no nahazo fanampiana fa dia misaotra :-*:-*:-*:-*:-*
15. fasaly ( 09/01/2007 20:31)
:-D tsy misy fisaorana fa zà kou aza mbo tsy mahay kou!:wink:
16. fasaly ( 09/01/2007 20:32)
xxx: fa inonao amin'izay kay i bilkarenjy:wink:;-):?:
17. xxx ( 09/01/2007 20:32)
fasaly >araka ny hevitrao : inona no ataoko mba tsy hieritreretana ny fisiany aloha izao fa tena mila hampitraotra ny fahatezerako ny meritreritra azy .
18. xxx ( 09/01/2007 20:35)
namana mpiara-vodirindrina tany Dago izahay mitsam ary mbola tafaraka asa koa aty dia lasa mifanerasera sy mifampihinana ny masaka aty e!
19. fasaly ( 09/01/2007 20:48)
ka nareo aza izany miaraka mihinana ny manta sy ny masaka fa tsy nivady akor kou in no divorce hatao amzany?????
mba tsy hieritreretanao azy dia manao zavatr mhafaly anao ka ahazoanao hanadinoina azy dia hadino foana izy e! aza mitrotra am tsy antony izany sao lasa adala amzany fa ento mora iany e!:wink:
20. xxx ( 09/01/2007 20:56)
tsy azoko ,nanontany ianao hoe :
xxx: fa inonao amin'izay kay i bilkarenjy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7952