inona no taratasy ilaina raha hisaraka

61. andry08 ( 11/01/2007 21:31)
korazy aza e!
62. Fiffi ( 11/01/2007 21:45)
xxx: korazy an ! :-*:-*:-*
63. fasaly ( 12/01/2007 21:32)
ary tena nifanaraka tampoka angamba i xxx sy rafotsy no tsy hita tsony 8):P
64. xxx ( 14/01/2007 18:44)
fasaly >tsy mbola any e!.Vao maika aza lasa resaka tsy milamina ilay izy ko .Tena misambojika daholo ny zavatra rehetra .tsy haiko intsony izay atao ,ary tsy hitako koa izay lohany sy farany . aleo aloha aho haka saina kely fa tena fanina mihitsy .
65. fasaly ( 14/01/2007 19:59)
marina zany , makà saina tsara na maka rivotra mahitsy di a ento miadana:wink::-*
66. Fiffi ( 15/01/2007 14:30)
xxx: zay indrindra hatao ....;mila mihataka kely aloha enao de miheritreritra sy tena mandalina de ho hitanao eo hiany ......
67. xxx ( 15/01/2007 21:04)
aleo ataoko an'izay aloha fa misaotra anareo t@ toro-hevitra rehetra .Miditra eto ihany aho @ manaraka mitantara ny tohiny .
Misaotra anareo dia manao :-*:-*:-*:-*:-*
68. Fiffi ( 15/01/2007 21:50)
de korazy foana ! :-*
69. xxx ( 16/01/2007 12:45)
dia mialatsiny raha niafina tao @ xxx fa fiainako manokana ilay izy mantsy .
70. Fiffi ( 16/01/2007 14:44)
normale zany kah ! :-*
71. xxx ( 13/02/2007 11:42)
xxx:

mangataka hevitra @nareo aho momba ny taratasy ilaina raha mangataka fisaraham-panambadiana .Mipetraka aty frantsa aho ary manana zanaka iray efa azo iarahana tsara .
Tany Dago no natao ny mariazinay .Lehilahy izaho manoratra ity .Dia ahoana avy no tokony ataoko .

Misaotra @ fanampianareo .

(mialatsiny raha miafina ao anaty xxx)

8)salut,tsy blem mitsy io,fa toy ny mandreraka fotsiny fa tena tsisy dikany e,raha mety aloa dia mifanamboara iany noho ilay zaza ratsy mety mitsy dia nareo mivady no mifamdamina satria no ilay zaza tsy maintsy samy responsable nareo juskà majorité ny--ramariage paps vazà ka tsy ampy vola dia ma,gataka avocat gratuit,taloha mila herin-taona vao vita fa amin'izao fotoana mety enim-bolana n a efa-bolana dia vita,tena tsisy dikany ny divorce fa nandalo teo aho fa resaka-ttsy amboarina fa hifanarao tsara fotsiny hoe aiza ilay zaza nomipetraka,ratoa paps gasy dia any dago vao mety ny divorce fa makà ttsy ao amin'ny ambassade hoe misaraka zay,ny zaza no tsy azo atao kilalao fa samy mandray adidy vola,vacances,sakafo etc (divorce=fanavaozana ttsy ho célibataire sao maty ny iray etc)tsisy dikany fa aza mataotra ,ny zaza no arao tsara ny avenir ny-education mba tsy hania,dia vita,maereja daolo,:arrow:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2832