inona no taratasy ilaina raha hisaraka
21. xxx
(
09/01/2007 21:02)
dia namaly aho hoe :
fasaly >sao heverinao fa vehivavy aho ,fa lehilahy aho manontany eto io ka
namana mpiara-vodirindrina tany Dago izahay mitsam ary mbola tafaraka asa koa aty dia lasa mifanerasera sy mifampihinana ny masaka aty e!
fasaly >sao heverinao fa vehivavy aho ,fa lehilahy aho manontany eto io ka
22. fasaly
(
09/01/2007 21:07)
:-D:-D:-D:-D:-D hay ve lay bilakarenjy no valianao hoe namana mpiaravodirindrin e! noheveriko fa ilay hoe vadinao tampoka anie e! ary tsy micolle tampoka lay resaka an!
23. xxx
(
09/01/2007 21:09)
fasaly >ka mila ahalasa adala ny mieritreritra azy sy mahita ireto zavany ato an-trano ireto sady tsy hita an-trano mihitsy izy izao fa any @ namany any foana ,ka tsy hay koa na namana na iza .zany ve tsy hampieritreritra ihany .
24. Fiffi
(
09/01/2007 21:09)
fasaly: tsy azondry le izy....i xxx mety niditra t@ ps-n'i bilakarenjy de hadinony hono ny niditra xxx !
-Fa raha ny zavatra mba fantatro indray ny @ io de manantona tribonaly aloha maka renseignement fa tsy tondé avocat .
-Satria misy service mikarakara an'io ao ary tsy handohavam-bola zany !
-Avy eo ry zareo no hikaza anao hoe zao sy zao no tokony hataonao .
-Misy koa manko olona ohatra io an ! hoe tsy manana moyen handohavana avocat de mety ahazo avocat d'office ianao.
-Na eny @ tribonaly aza de efa misy avocat mpanomé renseignement ary manolotra anao hoe iza ny avocat ho jerenao.

25. fasaly
(
09/01/2007 21:16)
ié! hevitra mety dool zany aky fiffi! fa misy namako izay nisaraka tam vadiny izy de naka rdv tam na avocat raika izay dia tsy nandoha vola tam vlou sady naka renseignement izy tamzany de teo no nanazavainil'ay avocat hoe izao sy izao ny fandehany reetra!
ié misy avocat tsy andovambola prodéo ny fetsona azy aty aminay
ié misy avocat tsy andovambola prodéo ny fetsona azy aty aminay
26. fasaly
(
09/01/2007 21:18)
xxx:
fasaly >ka mila ahalasa adala ny mieritreritra azy sy mahita ireto zavany ato an-trano ireto sady tsy hita an-trano mihitsy izy izao fa any @ namany any foana ,ka tsy hay koa na namana na iza .zany ve tsy hampieritreritra ihany .
aza atao mahalasa adala re izany fa inao aza izany efa hoe hanao divorce koa basta hoe de zay e!
atovy samy manana ny toerany avy fotsiny ny entanareo ngamba de aza mandigana kely akory any amzé" misy ny entany dia ho afaka kokoa ny hasorenana e!
27. Fiffi
(
09/01/2007 21:20)
fasaly: ka tsy mitovy ny fiasan'ny avocat aty sy ny any @ ndry kah ! fa na izany aza aloha , le maka renseignement tondé ao @ tribonaly no hanaovana azy de ry zareo no milaza hoe zao sy zao no hilaina sy manoro hoe zao i ranona haleha (le avocat) io an !
28. fasaly
(
09/01/2007 21:25)
fiffi: izay alou e! marina izany fa i xxx ange tsy hay marina hoe aiza e!:°)
29. xxx
(
09/01/2007 21:28)
fasaly-Fiffi >tribonaly izany no atonoko voalohany raha azoko tsara ny resakareo
30. fasaly
(
09/01/2007 21:32)
raha any la frantsa i xxx izany de manatona trobonaly pour tous renseignents de hitanao eo zé lazainy e! ary mahasahia mandom-baravrana fa aza mihahotra:wink:
31. xxx
(
09/01/2007 21:35)
tena miasa coco be aho io ry zareo ,fa aleo aloha hatory hieritreretako ireo resakareo ireo ,fa ataovy eo ihany aloha ny dinikareo misy ho jereko rahamaraina .
Zany an!:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo
Dia misaotra anareo aby nanolotra hevitra e!
Zany an!:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo
Dia misaotra anareo aby nanolotra hevitra e!
35. xxx
(
09/01/2007 21:44)
fasaly >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Fiffi >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Fiffi >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
37. Zina
(
10/01/2007 03:42)
marina io lazain'i fiffi io mandehana aloha any Tribonaly...aza mandoa vola avocat zany....
entre parentheses aloha xxx tena tsisy kle mihitsy ve ny reconciliation?????
mahereza o
entre parentheses aloha xxx tena tsisy kle mihitsy ve ny reconciliation?????
mahereza o
38. xxx
(
10/01/2007 07:35)
Zina >Azo atao anie ny mifampihavana fa tsy toy ny taloha intsony ny fitiavana @ izany satria lasa misy reserve daholo na aho na izy ,dia lasa mpianadahy fotsiny ao an-trano ao satria ilay olana tsy ho voavahy mihitsy raha tsy misy iray mandefitra .
39. fasaly
(
10/01/2007 10:44)
xxx: ny fanambadiana anie fandeferana sinon tsy hande mihintsy, mahaiza mifakatia sy mahay manaiky ny defaut ny tsirairay:wink: teitra ny iray de milefitra ny iray de mivadibadika eo:wink::P:-*
40. xxx
(
10/01/2007 11:50)
ka mody mandefitra anie izy fa tsy tena mandefitra izany ary tsy handefitra mihitsy aza raha ny tiany fa hanaraka ny baikony sy ny teniny .
Aho indray aza no anaovany teny anavona avy eo .
Fa raha mety an'io lazainao io tsy nisy blem mihitsy ry fasaly .
Manahirana be anie le vadiko io fa aho koa tena efa tafiditra vao nahakobo ny pasiny dia tsy hita izay natao