inona no taratasy ilaina raha hisaraka
41. Samoana
(
10/01/2007 18:18)
fasaly:
xxx: ny fanambadiana anie fandeferana sinon tsy hande mihintsy, mahaiza mifakatia sy mahay manaiky ny defaut ny tsirairay:wink: teitra ny iray de milefitra ny iray de mivadibadika eo:wink::P:-*
tiko b hatr@ le teny famaranana "mivadibadika eo":wink:
bilaXXX/ manangona vola bb fa lafolafo ihany ny manary azy a !
42. fasaly
(
11/01/2007 06:39)
raha divorce à l'amiable dia tsy lefo loatra no malaky vita ka! raha samy manaiky ny roa tonta hoe hisaraka, miakina amin'ny xxx sy i rafotsy ihany io:wink:
43. xxx
(
11/01/2007 07:11)
angaha misy an'izany koa ry fasaly 8O8O8O,dia ahoana no tena paik'adin'io divorce à l'amiable io ?:-@:-@:-@:-w:-w:-w .
44. xxx
(
11/01/2007 07:20)
efa nanantona tribonaly aho dia niresaka t@ tompon'andraikitra tao dia tena mbola ezaka be kay koa .Fanadihadiana sy fanamarinana isan-karazany no ilain-dry zareo miampy ny sosy lafo be .Manginy fotsiny ny taratasy isan-karazany takiany ,dia tsy hay na maharitra amam-bolana na aman-taona fa mbola hamarinina daholo ny zavatra rehetra avy eo .
Dia hoy aho hoe :le misoratra kay mora fa ilay misaraka kosa toa sady ela be no mbola lasa miditra tribonaly indray .Tena gravy ity le .
Tsy maintsy hitady paika ihany izany koa.
Fa hoatran'ny reveko ilay tenin'i fasaly io hoe :misy divorce à l'amiable io .Tena mba omeo @ antsipirihany @ io hevitrao io aho ry fasaly a!.Zany moa e!de :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

45. diamondra27
(
11/01/2007 07:24)
izao no atao ry xxx a!
aty france azo atao ity fa any dago tsy haiko
mangataha annulation du mariage.
Tsy mila avocat io dia tsy mandany vola.
http://www.guidesocial.be/_forumpro/viewtopic.php?id=11547
http://forum.aufeminin.com/forum/f344/__f13_f344-Annulation-de-mariage.html
de mazotoa mijery ze mahasoa fa izany no ilaina ny internet
de bon courage

47. Fiffi
(
11/01/2007 09:15)
xxx: tena misy io lazain'i fasaly io an ! tena misy ny hatao hoe divorce à l'amiable ary tena mitombona mihintsy ny hoe raha vita @ io le izy de tsy hisy vola lany loatra!!!
48. fasaly
(
11/01/2007 12:22)
diam: ka raha efa nivady efa ela ve zareo ho hety anzany annulation de mariage izany, misy fetrany mantsy ireny
xxx: aty aminay io no solution tsy mandàny vola indrindra no malaky vita ny divorce raha mahay mifaraka tsara ny mpivady hisaraka fa ny any francd tsy haiko satria samy manana ny lalànany e!
heritaona ihany maximuù defa celibat toi raha misy an'io any france:wink: courage e!:-* aza kivy be ambony ihany fa tsy maintsy mandalo amin'ny avocat mandoa vola vao tafasaraka de aza mendimendy ny hanambady hifamatotra tsony am manaraka raha tsy mifankahalala toetra tsara:wink:

49. fasaly
(
11/01/2007 12:30)
Samoana:
fasaly:
xxx: ny fanambadiana anie fandeferana sinon tsy hande mihintsy, mahaiza mifakatia sy mahay manaiky ny defaut ny tsirairay:wink: teitra ny iray de milefitra ny iray de mivadibadika eo:wink::P:-*
tiko b hatr@ le teny famaranana "mivadibadika eo":wink:
bilaXXX/ manangona vola bb fa lafolafo ihany ny manary azy a !
smoana::wink: lay mivadibadika no tena tinao an!:-D
50. diamondra27
(
11/01/2007 16:48)
fasaly
: jereo ao @ google akia le annulation mariage fa lavabe a!
de teo ampijerena azy aho de nahita hoe: hay misy koa izany hoe: mariage PUTATIF izany?
: jereo ao @ google akia le annulation mariage fa lavabe a!
de teo ampijerena azy aho de nahita hoe: hay misy koa izany hoe: mariage PUTATIF izany?
51. diamondra27
(
11/01/2007 16:50)
raha tsy zany de mankanesa any @ la mairie manontany an'io.
Toa tsy mila avocat fa témoins fotsiny de misaraka
Anontanio tsara aloha sao dia diso aho
xxx:Raha tena tsy misy hevitra, tena efa niala-nenina ianao vao misaraha fa tsy mety izany misaraka izany an!
Toa tsy mila avocat fa témoins fotsiny de misaraka
Anontanio tsara aloha sao dia diso aho
xxx:Raha tena tsy misy hevitra, tena efa niala-nenina ianao vao misaraha fa tsy mety izany misaraka izany an!
52. xxx
(
11/01/2007 17:15)
o! ry reto a!:tena misaotra anareo aloha fa tena misy ho dinihana tsara ireo hevitra natolotrareo ireo
diamondr27 > :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
fasaly >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Fiffi >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Samoana >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Zina >:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Ary ity misy hevitra hitako ka mba toroy paika kely za hoe :ahoana no hitenenako aminy hoe :aleo atao resaka mpi-sipa ny fiainantsika ,izany hoe :mahafinaritra foana izany izay atao e!,tsy haiko koa ilay manazava azy ,fa azonareo ve ilay tiako tenenina .Tsy misaraka izany fa toy ireny misipa ireny e!,sa ahoana ny hevitrareo .

55. xxx
(
11/01/2007 17:41)
tsy hisaraka akia izy fa mitsapa olona eto an! Tsy sahy fa tsy te handoha vola angamba.
56. Samoana
(
11/01/2007 17:42)
nofihinin'ilery daholo na bandy na kala de tapak'hevitra hanao sipa....ny vadiny indray lery=))
57. Fiffi
(
11/01/2007 17:46)
kay ve mbola tsy vonona ny hisaraka eh ! sady tsy kilalao ange zany eh ! raha mbola misy zavatra azo hatao hamonjena ny tokatrano de aleo tsy misaraka indrindra raha misy zaza.....
58. xxx
(
11/01/2007 17:56)
mba manontany ny hevitrareo anie za e! .mbola miala nenina mihitsy za zao sao mba misy hevitra ihany ,fa tsy hoe :mampiresaka anreo eto fotsiny !
60. xxx
(
11/01/2007 18:09)
ny vola iny fitady ary misy ,fa ilay fitiavana efa nisy hatramin'izay sy ilay nifanekena teo @ alitara no tena manindry ahy foana na dia hoe :mieritreritra ny hisaraka aza .
Mbola manavotra ilay tokatranonay anie aho matoa mitady hevitra etsy sy eroa .
Mbola manavotra ilay tokatranonay anie aho matoa mitady hevitra etsy sy eroa .