fanaovam-beloma an'i Fort-Duphin (Taolagnaro)

1. Solitikabe ( 10/01/2007 15:07)
Hanomboka ny fitrandraha fasi-mainty any Taolagnaro. Koa dia hanomboka koa ny faharavan'i Tanana. Tsy ho azo honenana intsony mantsy ny toerana noho ny fiakaran'ny taratra radio aktifa rehefa voasaraka ny fasi-mainty sy ny monazite, ary ny oksida Oranioma, izay avelan'ny mpitrandraka fotsiny eo.
Koa dia manao ny veloma fatimpatenana amin'ny any Evatra, Mahatalaky, Masakalina, Eoala, Ste Luce, Ambinanindrano, Ambinanibe sy ny ireo manodidina rehetra. Ho an'izay manana sary dia mba tazony sy tehirizo tsara ireny fa tantara nisy ilay Fort-Dauphin, saingy lasa taola miaro izy sisa.
2. Papoose ( 10/01/2007 17:01)
zany ve?mampalahelo kosa raha izany an!
3. Fiffi ( 10/01/2007 19:43)
aleo aloha jerena kely zay mba nolazain'ny gazety momba an'io ?
4. bazylou ( 10/01/2007 23:45)
aoka re ry solitika fa izao no matin'ny nataony tia haka ny saosuny eo ,,ary tia hifidy azy koa ka veloma ry saidomara e!!
5. Lek ( 11/01/2007 07:15)
To misy uranium koa hono ao amban'io fasi-mainty io ka asa izay fahamarinanay
6. LazaDaddy ( 12/01/2007 04:36)
Solitikabe> angaha koa misy "oksida Oranioma" ny fasi-mainty trandrahin'i QMM?:)
Solitikabe:
izay avelan'ny mpitrandraka fotsiny eo.
tsy marina kosa izany ry Solitika ah! @ fitrandrahana harena ankibon'ny tane rehetra eto Madagasikara dia i QMM no nandalina sy manao "rehabilitation" manara-penitra indrindra.:) Na izany aza ekeko fa misy ny zava-manan'aina tsy ho voaaro. Kanefa ny olona maty naona aloha no vonjena alohan'ny gidro ka! :)

Tsy aleonao ve aho mba mikarama ao e?:wink: Toy izay avela hanaovan'ny olona maloto, manimba maso sy mamono orona toa an'i tora-pasik'i Lebanona izy io?:wink:
7. bazylou ( 12/01/2007 23:46)
manara penitra tokoa ny anao ka feno ankehitrinyny plainte sy ny grevy amin'ny qmm
8. Solitikabe ( 13/01/2007 01:33)
O ry Bazlou an: Ka na izy no teo na hafa, nga moa tsy efa tamin'ny taona 2000-2001 no efa vita ny fifanekem-piaraha-miasa. Rehefa vita ny fanadihadiana milaza fa dia tsy ho faty ny gidro ary averina amin'ny laoniny ny ala rehetra any. Saingy ito farany ito mody tsy nolazaina mihintsy.
Raha hafa aza no teo dia mihitatra hatrany Foul-point io fitrandrahana io
9. bazylou ( 14/01/2007 00:22)
raha izany dia tokony hajanona sy esorian tao io fitrandrahana io satria mandrora mitsilany ary ny paosin'ny sasny ihany no ho feno!! fa ny olonaho fat daholo!!
Ary fanahiniana nodisoina ny fanadihadiana izany satria tsy misy olona tsy hahitan'io !!
10. Solitikabe ( 14/01/2007 08:31)
LazaDaddy
Table 1.6 Mineral Commodities with Uranium Associations

Aluminum (bauxite)
Coal (and coal ash)
Copper
Fluorospar (fluorite)
Gypsum
Molybdenum
Niobium
Phosphate (phosphorus)
Potassium (potash)
Precious metals (gold, silver)
Rare earths: yttrium, lanthanum, monazite, bastanite, etc.
Tin
Titanium (leucoxene, ilmenite, rutile)
Tungsten
Vanadium
Zircon
Source: U.S. EPA 2003b.
Ary ny Ilmenite no ambony indrindra amin'ireo, ka izany no tsy itrandrana azy na any Etazonia na any Canada. Raha tena mba hijery dia manaova fizahana amin'ny tranokala dia betsaka ao
Ka aleo atao veloma i Fort Dauphin. Dia ampirimo tsara ny sary nalaina tany. Dia hifindra monina aiza angaha ny Antanosy rehetra any? Io no tena goavana
11. melody ( 16/01/2007 17:26)
tena vou mady izany zà kou, mbola tsy nahita an'izany fort-dauphin izany:(
12. cutie ( 17/01/2007 04:13)
check this out
http://news.bbc.co.uk/2/hi/programmes/crossing_continents/4397702.stm

mampa:cry:
13. melody ( 17/01/2007 13:12)
mampalahelo marina tokoa! Soa fa efa mba miely eraky dago ny sex education, ny fiarovana mba tsy ho tratrany SIDA d anjarany tsirairay avy no mandray andraikitra:!:
14. cutie ( 17/01/2007 14:47)
enga anie
15. Solitikabe ( 18/01/2007 01:46)
Mijeyry an'ioaho ry Cutie dia hitako hoe saronana amin'ilay hoe fiarovana ny ala sy gidro fotsiny ilay fandaharan'asan'ny tontolo iainana, saingy ahoana ny vokany afaka 10 taona, ilay radio aktivite io an. Mody tsy nolazaina. Izaho moa efa nahita ilay prototype natao tany dia aleo aloha tsy miresaka. Fa tena zava-doza. Tsara ny vola saingy ny tany na angeren'ny alika aza mitombo vidy
16. cutie ( 18/01/2007 01:51)
Mijeyry an'ioaho ry Cutie dia hitako hoe saronana amin'ilay hoe fiarovana ny ala sy gidro fotsiny ilay fandaharan'asan'ny tontolo iainana, saingy ahoana ny vokany afaka 10 taona, ilay radio aktivite io an. Mody tsy nolazaina.

tsssssssss
fika be fotsiny fa tsy maintsy ho zava-doza ny vokany .
17. xxx ( 18/01/2007 18:16)
:evil:misaotra fa misy mijery ny toe-tany marina isika tompon-tany-tena kivy marina ao nahita plage majunga potika indray taona izay ,tsy azo hilomanosana,koa vonjeo taolanaro a ra mitoy io,inona ny hevitra fa izahay alavitra tsy afa-manaotra-hanoraty ny maire mba ampiambina satria vao haingana ny mponina la reunion nanao surf tany ary manja bé taolanaro,vonjeo ny tanin-tsika fa misy mpialona e,misoatra ary manantena anareo,ny an'ny hafa aza tiavina,tsy fidina ahy ny aty an-tany lavitra fa accident,ka ento miakatra ny firenena e,misaotra:-*
18. cutie ( 18/01/2007 18:21)
Efa betsaka ny fitolomana manohitra io mining project io fa refa ny fanjakan no efa nanaiky tany ho any sy efa namela malalaka hanao an'io mining io de in tsony ny azo atao ?:roll:
19. xxx ( 18/01/2007 18:42)
8Ony zavatra hitako dia nosy bé, ny vahiny no manjaka raha mandalo ianareo, torak'izany ko vatomandry,vitsy ny tena gasy,mia-mihitatra ny fahatsapana fa bé mpitsiriritra mada,tsisy manja toy mada anié fa ny fahatrana no kilema e:arrow:
20. cutie ( 18/01/2007 19:57)
ataovy ny ady @ fahantrana azany e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6427