Inona tokony no mahatonga ahy eto an-tany?
1. niryna
(
06/01/2007 03:23)
Ny fahalalana ny zava-boarin\'Atra,ny rivotra tsy hita maso ka sempotra isika raha tsy misy azy.Vao tao ambohoka izaho dia efa fantany ny fisiako.Ny lalana izay hizorako dia efa fantany.Inona tokoa no mahatonga ahy sy ianao eto?
novalian'i prime ny 25/01/2007 13:29
2. soanja
(
06/01/2007 05:45)
Ny hamaliako ny fanontanianao ry Niryna dia hoe Izy no nampisy anao ety. Zany hoe tsy hoe tsy fantany ny fisianao fa Izy mihitsy no namorona anao.Ny lalan-kizoranao kosa dia tsy hinoako hoe ho fantany daholo, zany hoe hitany, fa tsy fantany satria misampana ny lalana any aloha any satria misy ny SAFIDY. Nomeny ny safidy na ho zanany ianao na tsia. Hifidy hoe hanao ity asa ratsy ity na hanao asa soa. Hitany ny zavabita saingy tsy manam-pahefana amin'ny safidinao izy fa izay mantsy "ilay hazon'ny fahalalana nampiasain'i Adama sy Eva".
Ny hoe inona no nanamborany anao kosa dia satria manana hetahetany izy hotanterahinao ary anjaranao ihany ny mibitsika mangina mihaino azy hoe inona izay mission izay. Nomeny talenta daholo ny olona ary anajarantsiak mampiasa azy hanatsarana ny mpiarabelona ary indrindra hanompoana azy.
Izay ny mahatonga ny olona maheno ilay hoe "fiantsoana" azy. Ny tena izy dia mahazo fiantsoana daholo ny rehetra fa anjarantsika ny miresaka aminy, mamonjy azy hihaino izany fiantsoana manokana ho anao izany. Mahereza hatrany mikatsaka ny tsara indrindra dia I Andriamanitra iray tsy toha.

3. bimanoa
(
06/01/2007 10:13)
tsara le valintenin' i soanja,
hanampiako azy d toritenin' olona iray izay oe ny antony ahavelomanao d ny amelona ny hafa, ny hanome aina ho an' ny hafa, hanome Fiainana ho an' ny hafa,

4. diamondra27
(
06/01/2007 18:14)
mbola tsy ary akory ianao dia efa nivolavolain'Atra.
Mbola hojerena le verset fa tsy hitako, dsl

5. Rasiligaoma
(
06/01/2007 19:04)
io toa fa efa samy mahay daholo
fa ilay hoe fa maninona ianao no nataony ho olona ...eto an-tany
fa tsy sanatria hoe "microbe any anaty orona" ohatra?
ny ahy dia tsotra ny valiny
"noharin'andriamanitra ho olona aho mba ho tia azy sy hanompo azy, ary mba haanna ny fiainana mandrakizay"

6. xxx
(
06/01/2007 20:21)
:roll::roll:,tsy haiko aloha fa fanapaha-kevitry papa sy mama no fahalalako azy, d teraka za avy teo :P
d refa nanomboka lehibebe @ izay (afaka misaina sy mandinika )niezaka ny hanatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra, manaradia an'i Kristy....
tanjona doly nefa zany fa mbola tsy lavorary h@ izao :oops:

8. cutie
(
06/01/2007 21:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-01-2007 21:21:32
Lohateny : Re : Inona tokony no mahatonga ahy eto an-tany?
,tsy haiko aloha fa fanapaha-kevitry papa sy mama no fahalalako azy, d teraka za avy teo
d refa nanomboka lehibebe @ izay (afaka misaina sy mandinika )niezaka ny hanatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra, manaradia an'i Kristy....
tanjona doly nefa zany fa mbola tsy lavorary h@ izao
miombon-kevitra:lol:
9. ann
(
07/01/2007 14:33)
satria mikasika ny hafariana no resahina eto , iznay dia misy fifandraisany @ Atra ka aleo ny teniny ihany no hamaliana azy:
[ mialatsiny fa ny fijerin'ny finoana islam no hamaliako izany, ary raha tsy azo atao izany de ilazao ihany fa so de manimba forum eo]
misy verset zay ao @ coran manao hoe:" tsy nohariako ny olombelona sy ny zava-boahary rehetra afatsy hanompo
ahy "[tsy tadidiko le anaran'ny toko fa mino aho fa any @ sorat djini zay, mba ampio lesy ry soanja]
zany hoe ny fototran'ny fahariana dia ny fanompoana azy ,sy ny fanantaterahana ny sitrapony.
mety hanotany iska hoe: " mety azahoany tombotsoa ny fanompoantsika azy , nakoa mimtombo ny voninahitrany"
Atra dia mahery @ zavatra rehetra tsy mitady fanampiana avy @ hafa, na koa manery ny hafa mba hampitombo ny vonihaitrany.izy dia manao izay sitrany satria izy no mpahary izao tontolo izao ary tsy misy ny mitovy saranga aminy ka hitadiavany famonjena , ny fanompoana rehetra izay atontsika dia tsy azahoany tombotsoa velively ,maro ny tsy manompo azy nefa tsy
nampihena ny voninahitrany izany.
ny asanao rehetra dia hoan'ny fanahinao ihany.

10. diamondra27
(
07/01/2007 15:31)
vakio salamo139
v 16 :Ny masonao efa nahita ahy na dia fony tsy mbola ary fady aza aho
Jeremia1:4-5
Efesiana1:11-12
Salamo71:6

12. Fiffi
(
07/01/2007 18:58)
niryna:zany ve aloha de tsy hazava @ niryna ? tsy ny fitiavan'ny RAD ve aloha voalohany indrindra no nahatonga anao teto an-tany ?
Inona tokoa no mahatonga ahy sy ianao eto?
Avy eo dia ny RAD indray no mampianatra ny fahalalana an'Andriamanitra . Mitarika @ lalan'ny fahamarianana ka hanaradia ny Tompo ......
13. soanja
(
07/01/2007 19:40)
ann:
satria mikasika ny hafariana no resahina eto , iznay dia misy fifandraisany @ Atra ka aleo ny teniny ihany no hamaliana azy:
[ mialatsiny fa ny fijerin'ny finoana islam no hamaliako izany, ary raha tsy azo atao izany de ilazao ihany fa so de manimba forum eo]
misy verset zay ao @ coran manao hoe:" tsy nohariako ny olombelona sy ny zava-boahary rehetra afatsy hanompo
ahy "[tsy tadidiko le anaran'ny toko fa mino aho fa any @ sorat djini zay, mba ampio lesy ry soanja]
zany hoe ny fototran'ny fahariana dia ny fanompoana azy ,sy ny fanantaterahana ny sitrapony.
mety hanotany iska hoe: " mety azahoany tombotsoa ny fanompoantsika azy , nakoa mimtombo ny voninahitrany"
Atra dia mahery @ zavatra rehetra tsy mitady fanampiana avy @ hafa, na koa manery ny hafa mba hampitombo ny vonihaitrany.izy dia manao izay sitrany satria izy no mpahary izao tontolo izao ary tsy misy ny mitovy saranga aminy ka hitadiavany famonjena , ny fanompoana rehetra izay atontsika dia tsy azahoany tombotsoa velively ,maro ny tsy manompo azy nefa tsy
nampihena ny voninahitrany izany.
ny asanao rehetra dia hoan'ny fanahinao ihany.
Tsy tena hitako ry Ann le milaza azy tanteraka fa ireto no tadidiko vetivety eto.
"Izy no Voalohany(Al-Awwal)sy ny Farany (al-Akhir), ilay miseho ety ivelany na mivoaka (al-Zahir) sy ilay ao mankao anaty (al-Batin)ary Izy no mahafantatra ny zavadrehetra" (57:3)
" Andriamanitra dia manankarena (ghaniy) fa ianao kosa mahantra (fuqara)" (47:38) Zany hoe zay izao tontolo izao ary isika dia nomeny mba hisaotra Azy. Ny fisaorana Azy dia ny fanompoana Azy.
Sa ahoana ry Ann?:D
14. niryna
(
08/01/2007 05:48)
Soanja a,maka versa any amin\'ny baibolin\'islamo izany ianao dia maka an\'ny baiboly kristiana? Mampitovy sa tsy azoko? Mazava ho azy fa tsy tongatonga foana teto aho fa efa lahatra avy any amin\'ny avo noho ny nanakambanany ny rar-niko, ary Atra dia efa nanana saina sy lalana hizorako na dia nandeha amin\'ny safidiko aza aho,nisy azy tao.Ary nataony aho fa misy zavatra maro tiany ho hataoko eto na tiany ho tanterahako ny voninahiny,sa tsy izany?
15. soanja
(
08/01/2007 06:30)
niryna:

Amin'ny saina tsy miangatra ry Niryna ahoana ny fahitanao an'io verses eo ambony io. Misy ifandraisany amin'ny voalaza ao amin'ny baiboly ve sa tsia? Izay no atao hoe fandalinana ny finoana rehetra. Jerena , vakiana, ampitoviana hoe aiza no mifanojo ary aiza ny mifanipaka. Eto aho dia manome ny mifanojo. Tsy azo atao ny mitsara.
Manaiky tanteraka ny teninao aho momba ny fahatongavanao tety an-tany. Io koa ny finoako. :D saingy ny hoe Andrimanitra efa nanoritra ny lalankizorana dia tsy hampitovy hevitra antsika satria io ilay Safidy ka raha nifisy hiala aminy ianao (tsy ianao Niryna ahory fany olona iray) dia tsy nosoritany izany fa safidinao. Izay no antony hisian'ny fitsarana farany. :D
16. diamondra27
(
08/01/2007 12:36)
booboo:
Dia maninona ireo andalan-draha ireo ?
manambara fa tsy kisendrasendra ny nahatongavanao teto an-tany. etsetra etsetra
mbola OQP fa tsy afaka manazava be loatra, dsl
17. prime
(
10/01/2007 14:15)
rasiligaoma:... tena mba mitovy hevitra aminao aho eto ary ampiako kely koa aza hoe : ...ary hizara ny fitiavan'Andriamanitra amin'ny hafa...
"noharin'andriamanitra ho olona aho mba ho tia azy sy hanompo azy, ary mba haanna ny fiainana mandrakizay"
18. Lek
(
11/01/2007 08:04)
Raha ny hevitro indray ry nirina sy soanja de to mifameno ny anareo ro:
Misy olona fidin'Andriamanitra tahaka ny mpaminany marobe sns de efa voafaritr'Andriamanitra mialoha ny ahatongavany eto
Misy koa ny olona hafa nomena safidy fa saingy izao raha manaraka ny sitrapon'Andriamanitra izy de misy lalana homanin'Andriamanitra ho azy mialoha araka ny voalaza ao @ baiboly de lalana hitondra soa fa tsy Loza
Hotahin'Andriamanitra daholo e!
19. niryna
(
13/01/2007 03:32)
Lek:

Misy fitombonany io teninao io.
20. xxx
(
13/01/2007 03:34)
Manana anjara eo amin'ny fiainan'ny olon-kafa avy isika tsirairay ka io no an'isany mety nahatonga antsika eto