Hoy Mandela

1. soanja ( 05/01/2007 23:55)
Nafindrako aty ity resaka ity fa betsaka ny tsy mamangy ny finoana sy fivavahana. Ho antsika rehetra anefa ity koa dia mazotoa avy.

Azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha misy tsy mazava dia afaka manontany ahy ihany. Misaotra indrindra mitsilo ny hafa amin'ny lalanao. Soanja

"Our deepest fear is not that we are inadequate.
Our deepest fear is that we are powerful beyond measure.
It is our light, not our darkness, that frightens us. We ask ourselves, who am I to be brilliant, gorgeous talented and fabulous?
Actually, who are you not to be?
You are a child of God.
Your playing small doesn't serve the world.
We were born to make manifest the glory of God that is within us.
It's not just in some of us, it's in everyone,
And as we let our own light shine, we consciously give other people permission to do the same.
As we are liberated from our fear, our presence automatically liberates others. " Nelson Mandela

"Ny tahotra mangitsokitsoka mianjady amintsika dia tsy ny hoe "tsy fahafahana" akory. Ny tena tahotrantsika dia ny hoe mahavita zavatra isika mihoatra ny eritrerintsika. Ny fahazavana ananantsika, fa tsy ny aizina, no mampisalasala antsika amin-tahotra. Manontany isika hoe Iza moa aho no dia maranitra sy manan-talenta tsy misy ohatr'izany ary mahavariana? Ny tena izy aza dia hoe IZA MOA IANAO NO TSY TOY IZANY?
Zanak'Andriamanitra ianao.
Ny firaviravianao tanana dia tsy manampy an'izao tontolo misy anao izao.
Nateraka isika mba hampiseho ny voninahitr'Andriamanitra izay AO ANATINTSIKA.
Tsy ny hoe sasany amintsika ihany no misy an'io fa isika tsirairay avy.
Koa raha avelantsika hitsilo sy hanazava ny fahazavana ao anatintsika, dia mahafantatra isika fa manome alalana ny hafa hanao toy izany koa.
Satria raha miezaka isika manala ny tahotra ao amintsika, ny fisiantsika dia efa manafaka ny hafa koa."

Namaste!
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 21:45
2. cutie ( 06/01/2007 00:06)
namaste akia soanja a:-*
3. Fiffi ( 06/01/2007 21:45)
inona ity namaste ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.891