Adi-tsaina, tebiteby,ity misy torohevitra mety ahasoa anao

1. niryna ( 06/01/2007 04:03)
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(deadly illness) ary mety ampahela ny fotoana hitsaboana sy hanasitrana ny aretina, ny fahoriana izay mikiky ao anaty raha toa ka tsy mitandrina sy tsy mailo isika.Misy hevitra maro mety mahaomby sy mahasitrana anefa koa mila ny fanampian-tsika ny olona izay mety ho voan\'izany mba tsy ho kivy sy tsy ho ketraka. :?::D
2. kelly13 ( 06/01/2007 17:52)
3. booboo ( 06/01/2007 18:24)
tsy azo tsy araka tsy mazava
4. Zina ( 07/01/2007 21:59)
marina io lazainao io ry nyrina...
misy hevitra be dia be tokoa moa.
1- manao relaxation
2- mivoka mandeha miaraka @ namana dia miha-miala ny stress
3- raha Kristiana ianao dia mora mihitsy ny manala an;io stress io rehefa manana sy matoky an';i Jesosy sy manaraka ny sitrapony..
4- mihezaka manana attitude positive..
5 = manao vakanse rehefa tonga ny fotoana fanaovana vakansa..
6- mihezaka ny tsy miheritreritra izay naha-tonga stress-anao...
7- manana finiavana hiteny oe tsy ho sombaiko an;izany ny saiko
9- misotro rano betsaka hanala ny toxine ao anatin[ny tena...
10- Ataovy Andriamanitra no voalohany ao @ fiainanao
raha mbola misy dia ho lazaiko eto ihany .....
5. xxx ( 08/01/2007 22:41)
amen
6. mirana5 ( 09/01/2007 15:57)
mora ny miteny fa rehefa hiaran'ny mafy sarotsarotra ihany vao tafavoaka , na dia be dia be aza ny finiavana te hihotra é
Mora ny miteny sa ahaona?:roll::roll::roll:
7. Fiffi ( 09/01/2007 15:58)
niryna:
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(
heu....zah indray aloha de tsy mino an'io na de kely aza an ! jereo fotsiny ohatra firy isan-jaton'ny mponina no manao an'io stress io ? de io ve de ahavoan'ny cancer ? :roll::roll: koh raha izany ve mbola hisy olona ho velona hiany eto ambonin'ity tany ity raha zay stress no ahavoan'ny cancer ? :roll::roll::roll:


8. Zina ( 10/01/2007 04:34)
mirana5 [ Valio ] 09-01-2007 16:57:28
Lohateny : Re : Adi-tsaina, tebiteby,ity misy torohevitra mety ahasoa anao
mora ny miteny fa rehefa hiaran'ny mafy sarotsarotra ihany vao tafavoaka , na dia be dia be aza ny finiavana te hihotra é
Mora ny miteny sa ahaona?

Aiza ilay finiavana e?
9. Zina ( 10/01/2007 04:37)
Fiffi [ Valio ] 09-01-2007 16:58:02
Lohateny : Re : Adi-tsaina, tebiteby,ity misy torohevitra mety ahasoa anao
Hoy i niryna:
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(
heu....zah indray aloha de tsy mino an'io na de kely aza an ! jereo fotsiny ohatra firy isan-jaton'ny mponina no manao an'io stress io ? de io ve de ahavoan'ny cancer ? koh raha izany ve mbola hisy olona ho velona hiany eto ambonin'ity tany ity raha zay stress no ahavoan'ny cancer ?

marina io tsy afaka mametraka an;ilay article teny anglisy eto ao satria tsy aiko.... mizara mamaky gazety section ny fahasalamana dia ho hitanao tokoa moa izany...
10. Zina ( 10/01/2007 04:39)
adiniko, fiffi a manova recherche ao @ internet...io lo ahitana vao2 betsaka
11. Fiffi ( 10/01/2007 06:25)
Zina: tena nanao recherche mihintsy zah fa tsy nahita hoe ny stress de mahavoan'ny cancer.....
12. pissoa ( 10/01/2007 15:20)
Ny fifandraisana azo antoka hatramin'izao (raha ny fahafantarako) aloha dia hoe ny cancer mahatonga stress fa tsy hoe stress mahatonga cancer :-D Mety mitarika olana ara-pahasalamana ny stress be loatra, fa ny hifandraisany amin'ny cancer toa mbola open question hatramin'izao.
13. Zina ( 11/01/2007 02:38)
14. Fiffi ( 11/01/2007 08:16)
heu....napetrako ny fanontaniana t@ zay Dr zay fa gaga be izy an ! le cancer marina no mahatonga ny stress fa tsy ny contraire......
15. bazylou ( 11/01/2007 15:08)
ah non, !! feno mpampandry adrisa sy izao atsanga rehetra izao eto!! tsy marina ireo!! ny fisainanao no mitondra an'io!!
16. Fiffi ( 11/01/2007 15:45)
de manavoa ny cancer ve ? :roll:
17. niryna ( 12/01/2007 19:20)
Fiffi:

niryna:
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(
heu....zah indray aloha de tsy mino an'io na de kely aza an ! jereo fotsiny ohatra firy isan-jaton'ny mponina no manao an'io stress io ? de io ve de ahavoan'ny cancer ? :roll::roll: koh raha izany ve mbola hisy olona ho velona hiany eto ambonin'ity tany ity raha zay stress no ahavoan'ny cancer ? :roll::roll::roll:




Mitombona io fiffi an.Ilay aretina efa ao amin'ilay olona fa ny fisian'ilay adin-tsaina sy tebiteby no mahatonga azy hiombo sy efa vao sitrana
18. naughtyboy ( 13/01/2007 16:07)
tsiky sy fimehezana matetika no mahomby @ reny tsy azo alana akory ny stress fa tandra vadinkoditra nefa azo ahena na ny manampahaizana sasany de efa nahaporofo an'io ary ts ialambola akory le mitsiky
fa maimampoana ka anjamo kalo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.157