Miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)

1. niryna ( 05/01/2007 19:48)
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)
novalian'i dadie ny 30/08/2007 15:05
2. pissoa ( 05/01/2007 20:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. cutie ( 05/01/2007 21:20)
iza tsony ny hahalala zay lazain'ny hafa raha zany :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 05/01/2007 21:54)
niryna:
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(
:roll::roll: fa iza Andriamanitra no andehanana hiteniteny tsy fantatra zany ? :roll::roll:


5. cutie ( 05/01/2007 22:06)
:-D:-D:-D:-D
6. niryna ( 08/01/2007 05:26)
Ao anaty baiboly aky io fiffi a.Ohatra nomen\'Atra herin\'ny fanahy indry dia misy olona mitori-teny eo dia lasa indry no mahazo teny tian\'Atra am-pitaina ny mpiangona ka lasa mi-speak amin\'ilay teny avy any an-danitra na teny fantatra eo amin\'ilay toerana nandehanan-dry kanefa indry tsy niditra an-tsekoly akory nianatra an\'io:o:o
7. xxx ( 08/01/2007 18:10)
zay vao fantatro hoe iza i niryna an ! kay ve i R...hiany e !
8. booboo ( 08/01/2007 18:41)
iza zany Rtebokatelo ? :°)
9. Samoana ( 08/01/2007 18:48)
niryna:

Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)


Faly izay akamako 1 izay raha mahita ity satria isaky ny misotrosotro(dite) lery miteny @ teny tsy fantatro foana. hihihi

10. pissoa ( 08/01/2007 18:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. booboo ( 08/01/2007 19:17)
:-D:-D:-D
12. andry08 ( 08/01/2007 19:41)
=))
13. Fiffi ( 09/01/2007 06:39)
=))
14. methode ( 09/01/2007 16:07)
Reo misanàka vava sy miteny amin'ny sarikely reo zao miteny amin'ny teny sy fantatra daholo! Le ao amin'ny Baiboly nge le olona miteny miteny amin'ny teny tsy nianarany fa tsy hoe teny tsy fantatra e! Lay mihaino no mahazo ilay lazainy fa tsy izy miteny angamba. Ilay lazaina miteny ami'nny teny tsy fantatra amin'izao anefa toa tsy misy mahazo na ny miteny na ny itenenana! Sa tsy izany??:?:
15. andry08 ( 09/01/2007 17:59)
=))
16. Fiffi ( 09/01/2007 18:15)
Samoana:
Faly izay akamako 1 izay raha mahita ity satria isaky ny misotrosotro(dite) lery miteny @ teny tsy fantatro foana. hihihi
zao kosa ve akia ry methode de tsy ahatapa-=))=)) ? =))=))=))


17. dailynews ( 10/01/2007 21:32)
niryna:

Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)

marina loatra izany.

18. dailynews ( 10/01/2007 21:40)
Mila mangataka ny batisa ny Fanahy Masina anefa.
Fiffi> biblika be io ary tena sitrapon Atra. tsy natao ho an ny fiangonana t@ pantekosta voalohany fotsiny ihany fa h@ ny fiangonana h@ izao fotoana izao satria anisan ny teny fampanantenana izany. Ny atao dia mila mangataka ary mino fa handray. Tsy mahazo ianareo ho ny Tompo satria tsy mangataka. Mangataha.
Mampahery be io @ fiarahana @ Tompo. Ilaina io ho an ny tena manokana satria mampandroso, ary ilaina ho an ny fiangonana raha misy ny mpandika io teny io sns....
vakio I Kor 14
19. cutie ( 10/01/2007 23:23)
Le ao amin'ny Baiboly nge le olona miteny miteny amin'ny teny tsy nianarany fa tsy hoe teny tsy fantatra e! Lay mihaino no mahazo ilay lazainy fa tsy izy miteny angamba

tsy mazava :roll::roll::roll:
20. LazaDaddy ( 10/01/2007 23:38)
niryna:
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)
DISO tanteraka ary TSY marina araka ny tenin'i Dailynews.

Izany no amerimberenako foana fa raha vao miresaka finoana Kristianina dia ampilaharo amin'ny Teniny aloha, raha tsy izay lasa "[size=14]charisMANIAC[/size]"

nyrina> sahala @ miteny ianao sanatria hoe: "isika rehetra dia fitombenana avokoa raha toa ka olombelona nohariana".

[size=14]Samy nomen'Andriamanitra talenta isika tsirairay avy, tsy voatery ho fiteny @ teny tsy fantatra na teny vahiny angaha no marimarina kokoa[/size]. Ao @ vatana dia misy ny ratsam-batana, misy ny maso, misy ny saina, misy ny sofina, misy ny kibo,...:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7785