Miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)

101. niryna ( 14/02/2007 06:42)
Achia:

Fa raha misy olona miady @ ao moa izany dia iza no tokony hamela ny fahadisoana ianao sa ATRA ?

Izaho no mamela ilay olon miady amiko voalohany.Hoy ny teny hoe ahoana moa no hitiavanao izay Atra tsy hitan'ny masonao raha ny rar nahitanao masoandro aza tsy tianao.
102. xxx ( 14/02/2007 10:34)
ahan! fa iza no niteny taminao fa tsy tiany ny rar-ny? Sao dia diso adiresy re tompoko ô!
103. xxx ( 16/02/2007 07:59)
xxx:

ahan! fa iza no niteny taminao fa tsy tiany ny rar-ny? Sao dia diso adiresy re tompoko ô!

Miala ny satana amin'ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta.Maninona ianao no manenjika olona foana.Tsy niteny ratsy taminao akory izy.Tsy voatery hiditra ity resaka fivavahana ity anie ianao.Mandoto rano,manome fahotana ny hafa.Variana ihany aho fa tafahoatra loatra no nanaovanareo ity olona ity.:evil::^):twisted:

104. xxx ( 16/02/2007 12:57)
i xxx eto ambony dia fa maninona ianao no manontany ahy nefa fantatrao hoe iza io ary diniho ny anao fa be dia be ao!Ianao koa mandoto rano satria ianao tsy manana personalité!!!tsy hitanao ve ny hadalany???
ndeha harao fa vereza miaraka aminy!!!!
105. niryna ( 17/02/2007 06:30)
xxx:

ahan! fa iza no niteny taminao fa tsy tiany ny rar-ny? Sao dia diso adiresy re tompoko ô!

=))=))=))=))
106. niryna ( 17/02/2007 06:45)
xxx:

[quote=xxx]
ahan! fa iza no niteny taminao fa tsy tiany ny rar-ny? Sao dia diso adiresy re tompoko ô!

8O8O8O:lol:

Miala ny satana amin'ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta.Maninona ianao no manenjika olona foana.Tsy niteny ratsy taminao akory izy.

Hay ve misy xxx tsara ato tamin'ity indray mitoraka ity.Misaotra nampahery,tsy irery aho fa manana anao(l) sy ny Tompo mahita ny mitranga ato.:*
Tsy voatery hiditra ity resaka fivavahana ity anie ianao.Mandoto rano,manome fahotana ny hafa.Variana ihany aho fa tafahoatra loatra no nanaovanareo ity olona

Mamerina ny fisaorana feno mitafotafo anao aho nahatsapa ny tsy fitiavana.Ny tenin'A/tra mihitsy no antony tsy hitiavany ahy.Mpampianatra e,mpiandry e,raha mbola tiany ho fantany koa dia mianatra soratra masina miaraka ny mpiara-miasa aho isan'andro ary sady mpampianatra no mpampianatra sekoly alahady,no lehiben'ny sekoly alahady ary diakonina,miampy ny evanjelista.Mivavaka olona amam-polony maromaro isan'andro.Fahasoavana nomen'Atra ahy daholo izany ka tsy menatra aho ny hiteny azy amin'ireo mpankahala ny fivavahana satria tsy midedaka araka ny fisainanareo mihitsy.Te ahalala ianareo dia ireo izy ireo ary mbola hisaorako ny avo indrindra ny fahasoavana maro izay tsy ho voatanisa eto.
Ho Azy irery ihany anie ny voninahitra.^:^^:^

107. xxx ( 17/02/2007 23:29)
:?::?::roll:
108. Achia ( 19/02/2007 10:56)
niryna:

Achia:

Fa raha misy olona miady @ ao moa izany dia iza no tokony hamela ny fahadisoana ianao sa ATRA ?

Izaho no mamela ilay olon miady amiko voalohany.Hoy ny teny hoe ahoana moa no hitiavanao izay Atra tsy hitan'ny masonao raha ny rar nahitanao masoandro aza tsy tianao.

Niryna a! ny tenin'ATRA mifandraika @ io zao de ilay hoe : izay rehetra vahanareo ety antany dia ho vahana koa any andanitra
109. niryna ( 23/02/2007 01:34)

=D=D=D
110. sipamanja ( 26/03/2007 13:19)
miteny é teny tsy fantatra doholo isika fa refa mianatra azy d mahay azy.
111. dadie ( 30/08/2007 15:05)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 23-01-2007 09:53:12
Lohateny : Re : Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)
niryna> azafady raha manontany fa somary liana. Firy taona kay ianao raha tsy mahadiso?

tsy d azo atao loatra ono ny manotany ny taonambeivavy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852