Miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)

41. Fiffi ( 19/01/2007 06:35)
Zina:
Tsy oe isika rehetra fa ny sasany.
io ISIKA REHETRA io mihintsy no tsy maha-dakoro ahy koh ! raha zay zavatra fantatr'i niryna , na hihainan'i niryna , na hataon'i niryna ....tsy midika velively hoe hataon'ny hafa sy hihainan'ny hafa .......ka aleo lazaina tsotra hoe "MISY"

42. xxx ( 19/01/2007 13:19)
ié hoatran'ilay hoe: be fanontaniana hoatran'ny ado nefa efa antitra koa angamba matoa tsy mameno ny momba azy?
43. Fiffi ( 20/01/2007 07:45)
hatraiza hatraiza ny dinika hataon'i niryna de "daholo" , "ny rehetra" tsy lasa io eh !
44. Zina ( 21/01/2007 00:03)
MISY
45. methode ( 22/01/2007 17:58)
Za koa mitovy hevitra amin'i Zina! Za tsy miteny raha tsy fabntatro izay lazaiko! raha miteny za amin'ny teny hafa dia mety dikany hafa no omeko azy araka izay itiavako azy!
46. Zina ( 23/01/2007 02:28)
o hisy mihitsy io fa tsy io irery akory satria rehefa tsy vitan'ny ra-olombelona intsony ny fanaparitahana ny tenin'Andrimanitra/filanza-tsara dia jereo anie ity e:
Joel 2; 28
Après cela, je répandrai mon esprit sur toute chair; Vos fils et vos filles prophétiseront, Vos vieillards auront des songes, Et vos jeunes gens des visions.
2.29
Même sur les serviteurs et sur les servantes, Dans ces jours-là, je répandrai mon esprit
47. niryna ( 23/01/2007 07:47)
Fiffi:

Zina:
Tsy oe isika rehetra fa ny sasany.
io ISIKA REHETRA io mihintsy no tsy maha-dakoro ahy koh ! raha zay zavatra fantatr'i niryna , na hihainan'i niryna , na hataon'i niryna ....tsy midika velively hoe hataon'ny hafa sy hihainan'ny hafa .......ka aleo lazaina tsotra hoe "MISY"

Ary toa mitombona ihany ilay fitsikerana notenenin'ilay namana fa izay teneniko tsy maintsy ahitan'i fiffi lesoka foana,averiko indray esory ny daholo raha izany no manome fahasorenana anao8O8O8O
48. niryna ( 23/01/2007 07:49)
Fiffi:

hatraiza hatraiza ny dinika hataon'i niryna de "daholo" , "ny rehetra" tsy lasa io eh !

=))=))=))mbola miverina ihany ny fitsikerana fa tsy misy .......=D=D
49. niryna ( 23/01/2007 07:52)
dailynews:

niryna:

Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)

marina loatra izany.

Misaotra anao nilaza ny fahamarinana.Omeo fanazavana maromaro ihany daily fa raha izaho no miteny voakaikitry ny sasany eo aho fa tapitra misy ny fitsikerana ahy izay alehako ka alehany Hi! hi! hi!maty aho8)8)

50. LazaDaddy ( 23/01/2007 07:57)
niryna> ary ito nosoratako ito tsikaritro fa tsy hainao vakiana...satrinao ny ho dokafan'i Dailynews kanefa io aza efa nihadivanay hevitra rahateo koa. :)

niryna:
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)
DISO tanteraka ary TSY marina araka ny tenin'i Dailynews.

Izany no amerimberenako foana fa raha vao miresaka finoana Kristianina dia ampilaharo amin'ny Teniny aloha, raha tsy izay lasa "[size=14]charisMANIAC[/size]"

nyrina> sahala @ miteny ianao sanatria hoe: "isika rehetra dia fitombenana avokoa raha toa ka olombelona nohariana".

[size=14]Samy nomen'Andriamanitra talenta isika tsirairay avy, tsy voatery ho fiteny @ teny tsy fantatra na teny vahiny angaha no marimarina kokoa[/size]. Ao @ vatana dia misy ny ratsam-batana, misy ny maso, misy ny saina, misy ny sofina, misy ny kibo,...:wink:

51. niryna ( 23/01/2007 08:11)
Vakio ny Marka 16:15-18"Ary hoy Izy,mandehana amin'izao tontolo izao ianareo ,ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra.Izay mino sy atao batisa no hovonjena,fa izay tsy mety mino no hohelohina.Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:hamoaka demoania amin'ny anarako izy;HITENY AMIN'NY FITENY IZAY MBOLA TSY HAINY IZY,handray menarana izy,ary na dia hisotro zava-mahafaty izy dia tsy mampaninona azy izany,ametra-tanana amin'ny marary izy dia ho sitrana ireny."Ireo rehetra ireo izany dia mbola hiainantsika izany no mahatonga ny Atra ho Atra ny velona fa tsy an'ny maty.Ny misotro ny zava-mahafaty ihany no tsy dia hitako ato anaty baiboly sy tsy hitan'ny fiainako.
Koa mahereza aza fa rehefa tena manankina ny fotsika amin'Atra isika dia omeny ireo famantarana ireo.
52. booboo ( 23/01/2007 08:23)
Isika rehetra dia miteny amin'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an'Atra

Zà klou mbola tsy niteny t@ fiteny tsy fantatra zany e, tsy tena mana-pinoana zà zany ? Tsy tafiditra anatin'ny "daholo" zà zany...
Tsy manakiana faha-tany Fiffi raha miteny hoe tsy mitombona ilay fampiasana ny "daholo" sy ny "rehetra" fampiasanao matetika.
53. LazaDaddy ( 23/01/2007 08:53)
niryna> azafady raha manontany fa somary liana. Firy taona kay ianao raha tsy mahadiso?
54. cutie ( 23/01/2007 15:18)
Zà klou mbola tsy niteny t@ fiteny tsy fantatra zany e, tsy tena mana-pinoana zà zany ? Tsy tafiditra anatin'ny "daholo" zà zany...

Za koa :-D
55. niryna ( 23/01/2007 16:20)
LazaDaddy:

niryna> azafady raha manontany fa somary liana. Firy taona kay ianao raha tsy mahadiso?

Fa ahoana kay,zazakely 8 taona aza niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra laza a.Ary isika tsy afaka mangataka hoe avelao aho hiteny amin'ny teny tsy fantatra satria ny fahagagana matetika dia ireo olona tsy mino no anehoany ny marina

56. xxx ( 23/01/2007 16:59)
Mody fanina foana an!
57. Achia ( 24/01/2007 19:57)
Raha ny fandinihako azy tsotsotra ny olona nahazo ny Fanahy Masina de izao , voalohany aloha io olona io mahalala ny sitrspon'ATRA ary manaiky izay vialaza ao anaty baiboly satria tenin'ATRA ny ao , fa tsy hoe niteny tsy fantatra ity olona ity de hoe fanahy masina izany , ahoana hoy i Paoly aza mino ny fanahy rehetra fa ... ary ilay nolazain'i Kristy @ asa fahagagana ho maro ny hamoaka devoly @ anarako , fa lazaiko @ areo fa tsy fantatro ianareo hatrizay hatrizay
58. niryna ( 25/01/2007 07:55)
Achia:

Misy fahamarinany izany ary misy ihany koa tsy voatery nahay ny sitrapony.Afaka hanome ohatra aho.
1-Hitan'ny masoko ity zaza voafidin'ATra ity.
Tsy nahafantatra ny RAR hoe mitazona ody izy,ary ny zokiny dia narary mafy teo am-pandriana tsy mety sitrana.Tsy mpivavaka ry zareo ary any ambanivohitra no mipetraka.Tsy mianatra ity zaza fa miandry omby fotsiny.Sendra sondrian-tory izy dia niseho taminy Jesosy ka naniraka azy hanala ny ody fa tsy ho sitrana mihitsy ny zokiny ary nantsoiny koa izy hametra- tanana sy hanompo azy.Lava hoy izy ny nofiny fa nofitininy fotsiny.Tsy mahay izy na ny anarany aza ka io no nampianarina azy voalohany,nomeny fihirana izy ka rehefa nahay nanoratra ny anarany dia nofenoiny anarany izay tiany tao anaty fihirana.Nanasitrana olona izy, niresaka mivantana ny fanahy izy ary nilaza ny vahaolana nahazo ny tsirairay,izaho nihevitra mihitsy hoe izy no hisolo ny nenilava rahatrizay.Ny tena nahatalanjona ahy dia izy nitoriteny teo amin'ny pilipitra kanefa tsy nahay namakiteny.Io dia azo lazaina fa niteny tamin'ny teny tsy fantatra koa izy ,nomen'ny fanahy masina hery izy hiteny na dia tsy nisy fantany aza ny tao amin'ny baiboly.^:^^:^^:^

59. Achia ( 25/01/2007 17:35)
:-w:-w:-w mahaliana ahy izany tantara izany a! de hono hoy aho ilay zaza izany zao efa lehibe ? ary izy izany zao efa mpanasitrana koa ? de mba nanontanianao ve hoe nanahoana izany Jesossy hitany izany ? ary nanahoana izy t@ nahita an'i Jesosy ?
60. niryna ( 26/01/2007 22:41)
Achia:

:-w:-w:-w mahaliana ahy izany tantara izany a! de hono hoy aho ilay zaza izany zao efa lehibe ? ary izy izany zao efa mpanasitrana koa ? de mba nanontanianao ve hoe nanahoana izany Jesossy hitany izany ? ary nanahoana izy t@ nahita an'i Jesosy ?

Tamin'izany 13 taona izany izy dia efa nanasitrana sy nivavaka ary nandray tanana ny narary ary nanala demonia.Tsy nanontany aho fa izaho koa aza mba talanjona toy anao io ary tsy handriko izay tantaraina ny olona nanodidina ahy,mbola tsy adinoko na ny tarehiny mbola adaladala be aza sy izy manoratroratra ny anarany"Pierrette " erakin'ny fihirana.:P:P:P
Ataontsika hoe mahagaga kanefa na Achia koa aza no tena mino an'Atra dia omeny fahefana atao hoe" spiritual gifts for believers" na fahasoavana avy amin'ny herin'ny fanahy ho an'ny olona mino.Misy koa ny "fruit of spirit"na vokatry ny fanahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2412