Revy Gasy

1. Favory
(
05/01/2007 11:45)
Fa maninona kay ny olona rehefa mamo de lasa be reseka be daholo?
novalian'i kotobekibo ny 20/02/2007 16:13

3. xxx
(
05/01/2007 12:20)
inona ny idiran'ny revy gasy amin'io e ?
na gasy io na tsy gasy dia mety mipetraka foana ilay fanontaniana :twisted:

4. ftma
(
05/01/2007 12:20)
efa tsy tompon'ny tenany intsony izy de lasa be resaka.
Raha miresaka fontsiny aloha tsy maninona fa ilay miady no tena mandreraka e

6. Aino
(
05/01/2007 14:16)
aleoko aza mahita azy be resaka iny, fa misy n sasany manomboka milavanona sns.

7. fiderana
(
05/01/2007 14:24)
havako mamomamo, ilay hiran'i samoela mba harahana , fa mety misy ilana azy ihany ilay dozy kely vao mikozy, fa ny an'toi kosa aloha dia mba manindry gasy ilay kozy ê!, fa misy gasy tsy mahakozy mihitsy anie rehefa mamo ê!, ny tsy gasy aza no tena be kozy rehefa mba misotro, mety ho marina io an!:lol:

8. tywa68
(
05/01/2007 14:46)
Favory : tsy voatery mamo vao be resaka ka :-D:-D
Miantso izy hoe jereo aho fa tsy resin'ilay alkôla ka hoe hatory dia mody miresaka be).

9. fasaly
(
05/01/2007 15:58)
Favory:
Fa maninona kay ny olona rehefa mamo de lasa be reseka be daholo?
zà ndray de mahita oul mifanohitra anzay! namanay izay ilay iaka! izy an dia anisan'ny olona be resaka ary manao hatsikana mitsy aza refa sendra tafaraka misakafo hariva aminy iny, mi imité an'i zao mpanao atsikana rehetra zao, azy ny sehatra, fa raha vao mangina tsy miteny tsony izy de efa kopy enao hoe nahazo raha i lay iaka!!!:°) tena tsy miteny tsony mitsy izy refa mamo, ka raha tianao hampitenenina de izay ahafaka ny alcool no hatao de miresaka ndray izy:wink:

10. andry08
(
06/01/2007 12:14)
Misy ny be resaka ary misy ny tsy miteny fa tsy ny gasy no manao an'io. Na gasy na vazaha dia samy hahitana an'io.

12. xxx
(
08/01/2007 21:23)
mba tia hiala amin'ny mahazatra izy, tsy isan'andro ange ny hisotro toaka eh.

14. Ankazomanga
(
11/01/2007 08:04)
Ry "Favory"; tsotra ny antony raha tsy fantatrao.
Rehefa tsy nisotro ny olona dia manana hevitra betsaka kanefa izay voasivana ihany no havoakan'ny vavany. Rehefa mamo kosa anefa izy dia lasa malalaka be ny lavaky ny sivana na mety tsy misy sivana intsony mihitsy aza; ka izay no mahatonga azy be resaka be satria ireo hevitra tsy sahiny navoaka teo aloha, avy dia havoakany daholo.
Mpisotro aho no miteny an'io. Kanefa na mamo tahakan'ny inona aza misy resaka tsy mivoaka izany rehefa hoe tsiambaratelo.

15. Fiffi
(
11/01/2007 08:21)
Ankazomanga:mahagaga eh ?
Kanefa na mamo tahakan'ny inona aza misy resaka tsy mivoaka izany rehefa hoe tsiambaratelo.

16. Favory
(
18/01/2007 06:35)
xxx:
inona ny idiran'ny revy gasy amin'io e ?
na gasy io na tsy gasy dia mety mipetraka foana ilay fanontaniana :twisted:
Fa anga tsy fantatrao fa ny gasy no anisan'ny mpisotro toaka betsaka indrindra eto antany, ka izay no anisan'ny mampalaza ny malagasy8)

18. henrie
(
01/02/2007 11:53)
fasaly:
Favory:
Fa maninona kay ny olona rehefa mamo de lasa be reseka be daholo?
zà ndray de mahita oul mifanohitra anzay! namanay izay ilay iaka! izy an dia anisan'ny olona be resaka ary manao hatsikana mitsy aza refa sendra tafaraka misakafo hariva aminy iny, mi imité an'i zao mpanao atsikana rehetra zao, azy ny sehatra, fa raha vao mangina tsy miteny tsony izy de efa kopy enao hoe nahazo raha i lay iaka!!!:°) tena tsy miteny tsony mitsy izy refa mamo, ka raha tianao hampitenenina de izay ahafaka ny alcool no hatao de miresaka ndray izy:wink:
rehefa voa izy zany v d manginna ry fasaly :-D:-D:-*:-*

19. kotobekibo
(
20/02/2007 16:13)
Favory:
xxx:
inona ny idiran'ny revy gasy amin'io e ?
na gasy io na tsy gasy dia mety mipetraka foana ilay fanontaniana :twisted:
Fa anga tsy fantatrao fa ny gasy no anisan'ny mpisotro toaka betsaka indrindra eto antany, ka izay no anisan'ny mampalaza ny malagasy8)
==> mankanesa any rosia na pologne ianao dia hiatanao fa tsinontsinona ny gasy raha fisotroana alkôla no resahana !