Ny fo no mitondra ny saina ahatonga antsika ........
1. niryna
(
04/01/2007 16:12)
Ny zavatra rehetra ataontsika dia avy ao amin\'ny fo avokoa ka makany amin\'ny saina.Ahoana tokony moa izany:?:
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:24
2. soanja
(
04/01/2007 16:22)
An an tsy voatery ny rehetra ka. Miankina amin'ny zavamisy eo. Samy afaka mitondra daholo ireo ary azo ampanginina ny iray rehefa mitondra ny iray.:D
3. jhouhlambout
(
04/01/2007 19:31)
An an.. Ny saina ihany ny mitondra fa ny fo mitempo fotsiny ka...
4. ikaretsaka
(
04/01/2007 19:57)
io izany ilay hoe "misaina amin'ny fo" sa ilay "mitempo amin'ny saina"?
6. nikopol
(
04/01/2007 20:27)
Ny zavatra rehetra ataontsika dia avy ao amin'ny fo avokoa ka makany amin'ny saina.Ahoana tokony moa izany
raha ny tena marina dia sady tsy ny fo no tsy ny saina no mitondra azy
fa azo lazaina hoe ny fo raha zay no mampilamindamina ny saina !
dia azo lazaina koa hoe ny saina raha izay no mampilamindamina ny fo :-D
7. andry08
(
04/01/2007 22:01)
Rehefa te hanala azy dia sady tsy avy @ fo no tsy avy @ saina fa hatao fotsiny.
8. pissoa
(
05/01/2007 09:12)
jhouhlambout:
An an.. Ny saina ihany ny mitondra fa ny fo mitempo fotsiny ka...
=D=D=D=D=D
tena mitovy hevitra amiko jhouhl zany :-D
9. nikopol
(
05/01/2007 10:13)
Ny fijeriko azy ny vatana rehetra no mitondra, fa ny fitaizana no nanome idealy hoe ny saina no tokony hitondra.
Maninona ny ra no mikoriana mafimafy kokoa rehefa misy hetsipo ?
Maninona no marary andoha tsy fantatra antony indraindray ?
Maninona no misy zavatra atao tsy fananiana ?
Maninona no maka fahafinaretana indraindray nefa ny saina efa manda ?
Ireny olona addict ireny inona no mitondra azy ?
famitinana : idealy fotsiny ilay hoe ny saina no mitondra

11. niryna
(
05/01/2007 20:00)
Raha sendra mahita olona tampoka ianao ka mampatahotra anao tonga dia ny fo no midoboka.Raha mifanena ny namana izay tsy hita ela ianao,mitsiky sady faly ny fo,ny maso mahita,ny fo no faly fa tsy ny saina.Manao zavatra ianao ny fo no mitondra azy ary ny vatana no manaraka sa tsy izany:idea:
13. Fiffi
(
07/01/2007 13:27)
(lasa le "a" )
amiko dia miaraka ireo ! tsy azo sarahina satria zay hataon'ny fo raha tsy misaina de.....nefa indray raha tsy misaina koa ve de afaka hanao inona ny fo ?

14. niryna
(
08/01/2007 04:26)
Ny masoko mbola te-hatory, ny vatako tsy afaka mitsangana kanefa ny saiko miteny mifohaza amin\'izay.Dia ahoana no fipetrany,iza no mibaiko:?:
15. niryna
(
12/01/2007 18:45)
Amin\'ny fiainana dia ny loha no mitondra ny fisainana.
Amin\'ny fanahy kosa dia ny fo no fototra \"heart as center\"ny fihetsepo\"emotion\", sy ny fahaizana\"intellec\"
1- Rehefa mivavaka isika dia amin\'ny fotsika sy ao am-po ,mino ny zavatra rehetra ,mandrakitra ny tenin\'Atra ao am-po.
2-Ny fihetse-po.Faly isika dia ao anaty fo, mitia, manome hery,mifona,tezitra, taitra, miova fo,maratra,mijaly ireo dia ny fo daholo no mitondra azy ary mankany amin\'ny saina.
3-Safidin\'ny fo daholo izay ataonao.Te-ho tia olona, te-hampijaly,te-hangalatra,te-hifona,te-hiova,te-hanan
tona an\'Atra ,te-hiaiky ny fahotana,
Eritreitra ny ahy io ary Jesosy Kristy no nanome antsika fo madio ka nahatonga antsika ho tia ny fahavalontsika,raha tsy ny fo mihitsy izany no miova ka mikiry ny saina dia tsy ho tanteraka ireo

16. xxx
(
12/01/2007 18:55)
niryna:

Toa mitombona ihany tokoa io koa
17. tywa68
(
14/01/2007 10:50)
niryna sady mametra-panontaniana no manome valiny ! tsy olana k ! eto zahay hamaky !:lol:
18. niryna
(
24/01/2007 05:24)
Satria aho nahita valiny teny am-pijerena ny hevitry ny namana sy tato an-tsaiko:lol::lol: