asa raha mba
1. bazylou
(
05/01/2007 10:21)
nihaino ilay kabarin'ilay 8 amin'ity taona vaovao ity anareo.. ilay tao amin'ny MBS io maraina io..
Ny zavatra tsapako voalohany dia ny fiantsoan'ilay rangahy io , ny olona tsara sitram po rehetra hiara dia amiay!! ary tsy ny olona nampiditra baolina no inona hoy izy fa ny baolina maty!! noho izany hoy izy dia handeha hitety izao firenena rehetra vonona ny hanampy antsika ny tenako!! na eropa na azia na amerika....FAly tokoa hono tazy fa nomen'ny vazaha sy ny sinoa ary ny japonay saosy be nanaovana izatsy sy zaroa , ary mbola hangataka maromaro aza hono izy fa tsy ampy ireo!! fa mila hafainganina hono ny fampandrosoana ity Madagasikaratsika ity!!
Bref efa natombony amin'ilay inflation 11% sahady ilay izy ka manantena izany isika fa hilatsaka ambanyhatrany ny ariary e!!

novalian'i Ninyah ny 06/01/2007 04:17
3. kally
(
05/01/2007 11:02)
Fa ohatry ny mba tiako ho fantatra kosa ary ny hevitr'i Bazylou. Aminao ve izany tokony hijanona ao Madagasikara ihany izy dia tsy mivoaboaka tao mihitsy fa miandry fotsiny ao.Sa ve tsy tokony hiara-hiasa amin'ny firenen-kafa, sa inona ary no tian'i bazylou ho lazaina izany fa tahaky ny tsy azoko, mbô hazavao e!
4. bazylou
(
06/01/2007 01:14)
Ny tiako ho lazaina ry zareo dia tsotra ihany :::!! aoka hajanona sy avalona hatreo ity fangatahana sesy lany etsy sy eroa ity ! Efa ataon'ny vazha resaka fotsiny fa raha vao hoe prezda afrikana manao visite dia saosy ihany izay no tadiaviny!!!!
Tsy aleo ve ny eo an tanana no amporisihana sy velomina toa izay hamelona trosa isan'andro izao!! RAha mba mazava tsara sy mba mahazo mifidy nie izahay rehetra aty anndafy aty dia tsy handa nyhandoa hetra isan'olona mihitsy e!! dia mba eritrereto ny vola hiditra amin'izay!! Raha mazava tsara ho aho ny zavatra soritana dia tsy misalasala izahay ny handoa!!! fa tsy hoe ianareo aza tsy manome ka ianao no atao eo!! Zavatra iray izao io hahazoana vola ho an'ny fanjakana na dia ataoko hoe hanaivana garantien'ny ariary fotsiny aza!!

5. Ninyah
(
06/01/2007 01:40)
ny mety @ao angamba de ny mande mody aloha hanarina an' i Dago raha izany ka...toy zay hivoto fo aty ampita aty.:)
6. bazylou
(
06/01/2007 02:00)
aleo tsy mody raha izao no ataonareo ao!! aleo ihanya ty fa ny any toa ny paosy ihany no fenoin'ny prezda dia mangataka etsy syeroa a!! sady ianareo any izao milefa aty daholo!!
7. Ninyah
(
06/01/2007 04:17)
tsy azoko, ka raha aty ane ianao de tsy de haharaka lôtra ze tena zavamisy ao Dago ao e:)