Ny kilema tsy azo hafenina, mba milaza ny marina?

1. niryna ( 04/01/2007 15:58)
Matetika na lahy na vavy dia manana toetra hafenina,misy milaza fa iny no kely hanany sady hiarovany ny tenany ka raha fantatry ny olona miaraka aminy iny dia matahotra izy hisaraka amin\'ilay olo-tiany.Tsy aleo ve dia ny mbola tsy tafiditra no mahalala ny tena toetranao izy toy izay efa tonga ao vao mifamaky vilia.
Ahoana ny hevitrao,moa tena ilaina tokoa ny manafina ny kilema
novalian'i niryna ny 27/01/2007 02:20
2. fasaly ( 04/01/2007 17:34)
de totue façon tsy maintsy misy foana ny mifamaky vilia na mivankatia otran'ny inona aza fa refa mifankatia fatratra miombona foana e!:wink:
3. tslem ( 04/01/2007 18:30)
aza afenina ny marina fa refa tena mifankatia arak'io tenin'i fasaly io tsy maintsy miombona foana e !:wink:
4. andry08 ( 04/01/2007 21:59)
tsy misy antony hifanafenana kilema , rehefa tsy mahatanty dia miala fa tsy mila mamaky vilia akory.
na ao anatiny na vao hanangana .
5. sera ( 05/01/2007 10:22)
ka enao kou angeh raha mitia olona tsy oe ny tsara any aminy iany no itiavanao an azy eh fa ny kilemany iany kou ekenao
6. soanja ( 05/01/2007 10:53)
sera:

ka enao kou angeh raha mitia olona tsy oe ny tsara any aminy iany no itiavanao an azy eh fa ny kilemany iany kou ekenao


Ekena tompoko. Ny iray pake manontolo lasanao aby. Izay no atao hoe fitiavana. Afaka mivoatra anefa iny rehefa ao arakaraky ny marimaritra iraisana.


7. kally ( 05/01/2007 11:14)
Ary nahoana no dia mandany hery manafina fa tsy ny manova ve no moramora kokoa aza?
Tsy misy olona tsy manan-kilema izany, fa ny fahatsapana fa ianao koa dia manan-kilema no hahaizanao hanaiky ny kileman'ny ankilany.
8. booboo ( 05/01/2007 11:37)
eka ouz !
9. tywa68 ( 05/01/2007 14:41)
soanja : misy pake maivana rehefa fantatra mialoha :wink:
10. fasaly ( 05/01/2007 15:53)
rehefa hitia am oul iray zany am vlou! de haratsiana rehetra no tanisao azy kalou!:-D
euhhhhh! kanefa sao mihemotra tampoka lery:roll::roll:
11. tywa68 ( 05/01/2007 21:11)
fasaly > ka mazàna anie ny tsara no aseho @voalohany d miseho avy eo ny nafenina ê =))=))

12. niryna ( 06/01/2007 03:39)
Ka eo mihitsy anie no mipetraka ny olana e. Izaho tia azy ho rakalakely kanefa hita izao ny ataony ,dia hiditra ny raharahany ve isika sa avela hifamaky vilia eo izy:°)
13. andry08 ( 06/01/2007 12:08)
Lasa mitovy angaha ny kilema sy ny toetra?
14. fasaly ( 06/01/2007 12:56)
fa raha tena kilemaina kosa ilay olona tsy hita hoe: azo afenina izany an!:-P
15. zandrikely ( 16/01/2007 21:01)
fasaly ; njy ko tsssssssss
niryna : amiko aloha ra tena fitiavana , aleo tsy manafina kilema zany , na ho ela na ho haingana anie tsy maintsy fantatra iny e , sady tsy misy toy ny tsotra dia milaza ny marina e , na mandainga kely ihany aza
16. ari.malala ( 17/01/2007 05:58)
fa inona ohatra ilay kilema mila afenina? mitovy @ mnadainga iany zany e? de nefa avy eo mipotra ny marina de inona ny tohiny? tsy naleo iany nolazaina sy naseho?
17. niryna ( 27/01/2007 02:20)
zandrikely:

fasaly ; njy ko tsssssssss
niryna : amiko aloha ra tena fitiavana , aleo tsy manafina kilema zany , na ho ela na ho haingana anie tsy maintsy fantatra iny e , sady tsy misy toy ny tsotra dia milaza ny marina e , na mandainga kely ihany aza



=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526