fanontaniana Exam Auto ecole

1. ikaretsaka ( 02/01/2007 06:16)
Sendra reko Tao @ Auto Ecole Plus (any dago)

Indray andro mampa nao examen blanc ana permis ry zareo

-inona avy ny kojakoja tsy maintsy ilaina @ tobil eto antananarivo hahafahany mandeha ara dalana ry ankizy

- papiers ara dalana , de Jiro ara dalana ramose de clignotant ramse de klaksonina ramose dia retroviseur, dia motera mandeha tsara moa mazava ho azy, pneu tsy sola sns....

-Tsara... fa tsy ampy raha izany dia tsy mbola afaka permis eto tana ianao...

-inona no tsy ampy ramose?

-Ny tanana havia ! io koa ilaina rehefa eto tana ..ankoatran'ny klignotant

novalian'i aigredoux ny 05/01/2007 08:27
2. Fiffi ( 02/01/2007 06:47)
:roll: fa nga tsy ny tanana havia sy havanana no ilaina ?
3. ledada ( 02/01/2007 11:55)
ilaina d ilaina tokoa ny tanana havia hangatahana lalana, tsy hisy hiraharaha 'zay clignotant-nao akory eo raha ts mangata_dalana @ tanana havia ianao. raha klaxon mantsy no ampiasaina d ohatran'ny mandidy sy mibetroka ka vao maika ts tafa.
4. ikaretsaka ( 02/01/2007 12:35)
dia tsy afaka examen tokoa hono raha permis tana raha tsy lazaina io hoe tanana havia io dia anisan'ny accessory ana daba an

rehefa anontaniana an'io fanontaniana io
5. ikaretsaka ( 02/01/2007 12:36)
fiffi> @ fomba ahoana koa ny amohahandry tanana havanana any ivelany raha ndry no saofera?:-*:roll:
6. sitlo ( 02/01/2007 16:53)
:-D
7. ledada ( 03/01/2007 09:00)
ikaretsaka:

fiffi> @ fomba ahoana koa ny amohahandry tanana havanana any ivelany raha ndry no saofera?:-*:roll:



raha "conduite à droite " ilay fiara dia afaka mamoaka tanana havanana kah!
8. pissoa ( 04/01/2007 06:09)
ie !

fa saingy le izy any Mada :-D:-D:-D
9. aigredoux ( 04/01/2007 11:08)
Fiffi:

:roll: fa nga tsy ny tanana havia sy havanana no ilaina ?

iee, tanana havia sy havanana ka, dia zay tsy maha-ilaina hialofana =))=))


10. simplex ( 04/01/2007 11:11)
:-D:-D
an3 k,
tanan-kavia sy havanana, izay tsy ilaina maharary ;-)
11. kala ( 04/01/2007 13:09)
ikaretsaka > nitsaingoka ndray ise fa tsy misy manao ramose zany any, ngah izy ity garabola kou ramose a! ramose! :roll::roll::roll: milay kambo ê! =D =D =D

ilaina dia ilaina koa ny tanana ankavanana rey olona rehefa haka permis ê! fa saingy aza alefa lavitra ny saina :wink: :) de ampy

io dia misy manararaotra mimeme be eo


12. ikaretsaka ( 05/01/2007 05:58)
izay ny itiavan'ny bandy manao ireny moniteur ana auto ecole ireny kay :

le rehefa mitady vitesse ilay sipa .... indrindra le rehefa traffic ka somary mikoropaka iny... fa tena ny (----) anao no voatsapa...
13. aigredoux ( 05/01/2007 08:27)
Jejojejo sôfera
Raha mamindra vitesse
Misy madmôzely @ devant eo o
Ny tanany havanana toa ratsy fiantefa
Moramora ry ngahy sôfera ô
:D :D :D io koa misy ohatra 1 momba ny familiana sy ny tanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4753