Réveillon 2006

1. jonyrapida ( 01/01/2007 23:08)
Tsy tonga any Côte d'Azur daholo ny olona. Fa nahafnaritra ny fihaonana.

Miarhaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA, hitondra taom-PAHASALAMANA, io aloha no voalohany indrindra, taom-PAHOMBIZANA, enti-mamokatra ho an'ny fianakavaina aloha avy eo ny firenena, ary farany taom-PAHASOAVANA, saosy no tanjona, raha mahazo LOTO tena mety.
Misaotra
novalian'i mbaliana ny 10/01/2007 12:25
2. booboo ( 02/01/2007 10:21)
;-)Ingahy kosa klou tena hitako nandihy beeee mitsy tao e :°)...na tsy nanao reservation aza :-w...
3. mbaliana ( 10/01/2007 12:25)
efa namandrika tao amin'ny internet hono izy ry booboo a... taiza ary tamin'iza ary izy no namandrika...=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5677