Tsy tonga any Côte d'Azur daholo ny olona. Fa nahafnaritra ny fihaonana.
Miarhaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA, hitondra taom-PAHASALAMANA, io aloha no voalohany indrindra, taom-PAHOMBIZANA, enti-mamokatra ho an'ny fianakavaina aloha avy eo ny firenena, ary farany taom-PAHASOAVANA, saosy no tanjona, raha mahazo LOTO tena mety.
Misaotra