Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
DONGAKA ( 25/12/2006 12:47)
NOELY 2006 feno hipoka ny fiangonana...NEFA......
Raha ny fahitàna @ ankapobeny ny noely 2006 aloha dia feno olona ny fiangonana rehetra ,raha ny teto ANTANANARIVO renivohitra no jerena .Na dia teo koa aza ny cyclone sy ny andro ratsy .....Ny zavatr... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:10
ronaldo09 ( 25/12/2006 12:03)
aretina ve ny fitiavana eo amin'ny lahy samy lahy ?
Raha ny fahitako azy aloha dia toa aretina izy io ,satria raha dinihana ihany toa tsy misy mihitsy ny fahasambarana raha toa ka olona mitovy sex no miaraka . Ka manontany aho hoe :tena aretina ma... tohiny
novalian'i stneh ny 03/02/2007 12:12
ronaldo09 ( 25/12/2006 11:34)
Madagascar/Cote d'ivoire:zakantsika ve?
Amin'io taona 2007 (marsa izy izay) no hihaona ao Mahamasina (Antananarivo )ny Elefantan'ny Cote d'ivoire sy ny Barea de Mada . Hoy aho hoe :manana fanantenana ve isika Mpitia baolina fa handresy ... tohiny
ronaldo09 ( 25/12/2006 11:10)
Filoham-pirenena
Dia raikitra izany fa nandresy tamin'ny isam-bato 54,79% ny filoha am-perin'asa,amin'ny maha demokraty ny tenako dia manaiky iny fifidianana iny aho na dia azo iadiana hevitra tsara aza. Faly ihan... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2007 12:20
rabekoto ( 25/12/2006 06:15)
Neny
Mba misy ny tonon'io hira io ve fa tena mba tianay ? Misaotra betsaka mialoha... tohiny
novalian'i tslem ny 26/12/2006 09:35
niryna ( 25/12/2006 03:27)
Momban\'ny karazana aretina sy fanafody tsotra nefa.......
Manana fahalalana ireo zoky antitra ka na misy aza ny fanafody dia mahita zavatra ainga eo an-tanana eo izy kanefa mahaomby.Mba mahafantatra ve ianareo.Santionany aretina vavony, aty, maso, fo, votsy,... tohiny
novalian'i mamiel ny 07/08/2017 05:26
niryna ( 25/12/2006 03:21)
Satana misy tandroka sy rambo.
Mba lasa ny saiko hoe fa maninona ny satana no misy rambo ,misy tandroka ary sary ratsy no atao aminy? Ao anaty baiboly ve io sa dia eritreritra fotsiny?... tohiny
novalian'i cutie ny 24/01/2007 01:19
niryna ( 25/12/2006 01:18)
Hevitra mety mahasoa ity.
Misy hevitra mety mahasoa ny namana ve mikasika ny fikolokoloana ny vatana,saina,tarehy,maso, nify, tanana,fo, kibo, fanahy sns... Efa nahita soritra ve ianao ka nahatsara anao? Izay zavatra efa net... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2007 03:22
niryna ( 24/12/2006 23:54)
Tanjona /Ezaka @ 2007?
Inona no tanjona na ezaka tianao atao amin\'ny taona 2007 ? Ohatra miala amin\'ny sigara, toaka, paraky, toetra ratsy, hiezaka ny ho tonga aloha fa tsy mihazakazaka, hanangona ,hanova toetra ho tsara ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/01/2007 02:57
bazylou ( 24/12/2006 23:39)
nahagaga
dia voavidin'i le8 ve ny hcc sa ahoana fa tena tsy noraharahina intsony ny fitakian'ny sasany, tsy mba hoe nodinihana fa natsipy tery mihitsy!! tsy misy indra fo!! sao dia ho diso ihany lahy!! sao di... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/12/2006 06:34
emiliennh ( 24/12/2006 16:22)
mahajanga
salama mba omeo tonokira kely io azafady raha azo atao misaotra mialoha ... tohiny
Aino ( 24/12/2006 11:13)
JOYEUX NOËL DOL EL!!
dia faly moa ny tenako miarahaba antsika rehetra tratry ny noely!! dia mirary fety feno fifaliana sy hasambarana antsika rehetra. dia samy ho tratry ny ho avy daholo anie!! de samy ho tratry ny ilay t... tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2006 23:40
Zina ( 24/12/2006 03:18)
Adventista
Ity mba misy zavatra tiako lazaina kely Inona moa no atao oe Adventista? Izay rehetra miandry/mino ny fihavian'ny Jesosy Kristy fanindroany. Ka izay rehetra mino/miandry fa ho avy fanindroany i Jes... tohiny
Zina ( 24/12/2006 01:21)
Ny tenin'Andriamanitra
Ao Matio 4:4 dia milaza hoe: Tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andrimanitra.= ny tenin'Andriamanitra. Ary ity ny zavatra azon-tsika rehefa manaraka izay... tohiny
novalian'i mycall ny 27/11/2014 14:04
ikaretsaka ( 23/12/2006 23:54)
Finoanoan-poana. fomba. superstitution @ gasy
Fananiako tsy natao atsy @ fivavahana sy finoana mihitsy! Ny gasy na @ izao isika miteny izao dia betsaka ny mbola minomino foana sy manaja ny zavatra tsy hainy ny manazava azy sy tsy hainy ny ma... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 01:40
trimobe ( 23/12/2006 20:41)
Tsy akeo
Mba misy ve tonon'ily hiran'iJaojoby Tsy akeo? Misaotra... tohiny
novalian'i cutie ny 23/12/2006 20:44
xxx ( 23/12/2006 20:23)
nono
Saika mba hanontany an'ilay titre-ny misy hoe: aty tany lavitra aho manoratra anao, ianao ilay namko taloha.... Misaotra dia mirary krismasy mafinaritra daholo e, dia mazotoa miangona!... tohiny
jentilisa ( 23/12/2006 15:13)
Andinindininy momba ny valim-pifidianana ofisialy!
Noezahiko ny nanao andinindininy ny aminn'y valim-pifidianana ofisialy§ Misy ny tenin'Atoa Ny Hasina sy Saina Michel ihany koa taorian'ny fanambarana! http://jentilisa.blogspot.com ... tohiny
novalian'i heribe ny 25/12/2006 05:43
tezitra ( 23/12/2006 13:48)
enkena ny izay lazain'ny mpitsara ravalomanana no izy
MARC RAVALOMANANA - TIKOLAND PRESIDENT DE LA REUBLIQUE DE MADAGASCAR [u]Marc RAVALOMANANA[/u] a été placé sous mandat de dépôt [u]N° 230-RP/88/TSE/130FAME/JR[/u] par Madame la Substitu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:13
docbe ( 23/12/2006 12:49)
hanaraka anao
bonjour daholo e mba mangataka ny tononkira mahaleo le hoe hanaraka anao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 12:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9499