Tanjona /Ezaka @ 2007?

1. niryna ( 24/12/2006 23:54)
Inona no tanjona na ezaka tianao atao amin\'ny taona 2007 ? Ohatra miala amin\'ny sigara, toaka, paraky, toetra ratsy, hiezaka ny ho tonga aloha fa tsy mihazakazaka, hanangona ,hanova toetra ho tsara sy malalaka .Ahoana no fomba ataonao mba ahatotosa ny tanjona sy ezaka?
Samia milaza izay heviny sao mba mahasoa ny namana
novalian'i xxx ny 13/01/2007 02:57
2. fasaly ( 25/12/2006 00:51)
euhhhhh! ny projet 2007 alou dia mba handeha dago kely ....dia :roll: ho hita eo:wink:
3. niryna ( 25/12/2006 03:43)
Tongava soa aman-tsara ary,izao dia efa manangona vola fa aza be fandaniana amin\'ny tsy misy dikany.
4. booboo ( 25/12/2006 10:07)
handeha dago kounkou.

izao dia efa manangona vola fa aza be fandaniana amin'ny tsy misy dikany.


8O8O
5. fanilo ( 25/12/2006 10:21)
hande dago dia hiaona amin'ny namana manokana any e!
6. Stretch ( 25/12/2006 13:59)
Ho any dago kounkou , de rôvina ary ny fotoana e!
tena ôtrany ho favo b zany ,tanjona zany.
za nieritreritra ny hidina iny volana jona iny le tapitra basse saison iny fa kely sôsy,
7. fasaly ( 25/12/2006 21:40)
volana jolay:x:-P
8. cutie ( 25/12/2006 22:11)
Ho any Dago koa
de ho any New Zealand
de to be a vegetarian:lol:
9. soanja ( 25/12/2006 22:11)
niryna:

Inona no tanjona na ezaka tianao atao amin\'ny taona 2007 ? Ohatra miala amin\'ny sigara, toaka, paraky, toetra ratsy, hiezaka ny ho tonga aloha fa tsy mihazakazaka, hanangona ,hanova toetra ho tsara sy malalaka .Ahoana no fomba ataonao mba ahatotosa ny tanjona sy ezaka?
Samia milaza izay heviny sao mba mahasoa ny namana


Ny tanjoko amin'ny 2007 de ny mba tsy ho lava tongotra loatra ka hahakarakara tokatrano , indrindra ny fandrahoana sakafo.
Ezaka dia mila mahavita mahandro in -3 isa-kerinandro ato an-trano aho ary mitretreka na mijery films (cinema) in-2 isam-bolana miaraka amin'ny ekipa ato antrano rehetra.
Fomba atoako dia hiresaka amin'i boss-ko aho sao mba azony atao ny tsy mampiakatra karama fa ahena ny ora iasana.
Enti-manantanteraka izany dia ny fivavahana isa-maraina alohan'ny hifoha mba hanome ahy hery ahavitako asa tsara ka hahafapo azy nefa tsy miankina amin'ny fotoana fa ny asa vita.

10. niryna ( 26/12/2006 02:58)
Raha ny finiavana anie dia tsara e fa manao zavatra indray mandeha na in-droa ianao dia adino indray.Asa ianareo raha mba manao izany.Be fitetika kanefa tsy vita ilay izy fa samborina atsy samborina aroa.Mihezaka aho ny tsy hiezakazaka andeha hiasa ary mamono mn mialoha efa eny am-baravarana indray vao misy zavatra adino.Hevitra mety ity ka diniho,amin\'ny alina no ataovy daholo izay zavatra tianao hoentina rahampitso,toy ny akanjo ,ny zavatra ilaina atao eo ambony latabatra amoron\'ny maso
11. simplex ( 26/12/2006 15:07)
Tanjona goavana:
* mianatra espagnol
* reorganiser-na sady atao effective ny priorites; tsy manao zavatra a la sauvette, na koa miandry ora farany foana...

Pitsopitsony:
* footing @ week-end
* tsy manao tara lava

Eritreretina:
* afindra isam-bolana ny balance
* mifoha vao maraina
* Ahena ny teny ratsy sy opa
* Ahena kely ny internet, chat, movies...

...
8)
12. cutie ( 26/12/2006 23:42)
* Ahena ny teny ratsy sy opa

mbola eritreretina a:-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 27/12/2006 00:07)
ny tena tanjoko ve
miverina ho afaka mandeha indray...
dia hanohy handeha @ ilay lalana efa nahorina :°) dia tsy ankitodika intsony
(tsy resa-politika io fa ahy manokana an)
14. Mmamisoa ( 27/12/2006 00:32)
Euhhh!!! :-w :-w nenà tsy haiko!!! tô tsy misy ovaiko fa tô nilay bé dôly ny t@ 2006 ka!!! 8)

ah si... hiezaka aho @ fahezahana hanezaka ny ezaka tokony hezahako!! :-P
15. simplex ( 27/12/2006 10:06)
Mams: ary ny matory aloha? :-w :-P

cutie: ;-)
16. booboo ( 27/12/2006 16:17)
de to be a vegetarian


Cutie > kiiiiiiii, ratsy beee zany tanjona zany lé ! tsy hihinana kitoza sy saosisy tsony zany ? ay ay ay hihihihihihihi.
17. soanja ( 27/12/2006 16:40)
cutie:

Ho any Dago koa
de ho any New Zealand
de to be a vegetarian:lol:


5/5 aky Cutie a. Welcome to our circle. :-*:-*:-*


18. chipie1 ( 27/12/2006 20:17)
iezaka ny tsy ho tara lava :-D
19. cutie ( 27/12/2006 20:27)
Cutie > kiiiiiiii, ratsy beee zany tanjona zany lé ! tsy hihinana kitoza sy saosisy tsony zany ? ay ay ay hihihihihihihi.

tena tanjona goavam-be io hihihihi
20. cutie ( 27/12/2006 20:27)
5/5 aky Cutie a. Welcome to our circle.

thanks :wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3033