Tanjona /Ezaka @ 2007?
22. dailynews
(
28/12/2006 21:31)
cutie, soanja> mba mahavariana izany fa izaho koa te ho vejetariana sy ho any new zealand indray andro any..saingy tsy tanjona 2007 anefa.
Fa ny tanjona 2007:
Hianatra teny sinoa
Hanao exercise bebe kokoa.
Fa ny tanjona 2007:
Hianatra teny sinoa
Hanao exercise bebe kokoa.
24. soanja
(
29/12/2006 00:16)
dailynews:
cutie, soanja> mba mahavariana izany fa izaho koa te ho vejetariana sy ho any new zealand indray andro any..saingy tsy tanjona 2007 anefa.
Fa ny tanjona 2007:
Hianatra teny sinoa
Hanao exercise bebe kokoa.
Oie oie oie DN a, sura fa faly be zah maheno izany tanjonandry hianatra teny sinoa izany. Mahereza hatramin'ny farany aky a. Mivavaka ho andry aho. :-*:-*
25. soanja
(
29/12/2006 00:19)
Ruby:
hampahia tena sy hianatra teny espanola ihany koa.
Iaho koa dia te hianAtra teny espaniola mafy saingy efa tanjona 2 taona lasa izay ary efa nanomboka. Eny e,tsy ho vitako amin'ny taona 2007 le izy fa omeko 2 taona vao tena tafa aho satria be loatra le tanjona 2007. Mahereza daholo ary.
26. cutie
(
29/12/2006 02:38)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 28-12-2006 22:31:28
Lohateny : Re : Tanjona /Ezaka @ 2007?
cutie, soanja> mba mahavariana izany fa izaho koa te ho vejetariana sy ho any new zealand indray andro any..saingy tsy tanjona 2007 anefa
refa tanjona akia de efa izy zay na tsy 2007 aza a :lol:
27. dailynews
(
29/12/2006 04:27)
soanja> sao dia ilaina tsy ho ela tsinona ilay izy koh, hitandry ihany ny fandehanjavatra.... hihihi
cutie> izay mihitsy e, oe oe hoy soanja...
cutie> izay mihitsy e, oe oe hoy soanja...
28. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:36)
DN> hahahaha veloma aho kitoza veloma aho saosisy...
lainga kampoko zany fa mihezaha rehefa hitanao fa tsara e...
za lo mihinana e.. fa mahataty veggie za rehefa tena manao koa anefa.
lainga kampoko zany fa mihezaha rehefa hitanao fa tsara e...
za lo mihinana e.. fa mahataty veggie za rehefa tena manao koa anefa.
29. dailynews
(
29/12/2006 04:40)
k'efa hoe miandalana hoa, zany no tsy hanaovana azy 2007 ary mety tsy ho tonga mihitsy koa e. toa kely finoana aho raha ny amin io fa mba hoe ahena angaha dia izay. i cutie izao no be finoana fa ny azy 2007 no tanjona...:D
30. ikaretsaka
(
29/12/2006 05:05)
DN> aza forcena fotsiny fa tonga io ny farany..
rehefa voatery (ohatra hoe invited na tsy misy) vo mihinana
sady aty USA afaka manao tsara raha hanandrana...
fa ny tany amintsika tsy maintsy niverina t@ hena ihany aho
rehefa voatery (ohatra hoe invited na tsy misy) vo mihinana
sady aty USA afaka manao tsara raha hanandrana...
fa ny tany amintsika tsy maintsy niverina t@ hena ihany aho
32. niryna
(
30/12/2006 01:37)
Hiezaka ny hisotro rano izay tratra,mandeha an-tongotra in-telo/herinandro,manao fanantanjahantena,tsy dia ihinana hena firy intsony fa manimba hono no fihinana hena betsaka,hiezaka ny hamita izay zavatra natao ka tsy vita tamin\'ny taona 2006.Tsy maitsy mihezaka e
33. niryna
(
01/01/2007 03:41)
Ireto misy eritreritra mety hanampy ny namana amin\'ny tanjona 2007.Raha efa tafiditra moa dia omeo ny hafa.Esory ny fo feno tebiteby,soraty lisitra ny zavatra vidianao sy ataonao, aza mandany izay tsy noeritreretina tao amin\'ny ilaina,ataovy izay hifankatiavana ny fianakaviana fa tsy fantatra izay rahampitso,raha tsy nahomby ny natao dia ny mamorona vaovao indray no mety,avelao ny lasa homban\'ny lasa,\"ny lalana nandratra hono tsy hiverenana\",raha afaka manome ianao dia tsara noho ny mandray,manaova zavatra amin\'ny fonao,manana fo madio,aza kivy raha sendra mivily lalana miverena haingana,aza manantena ny hiova indray andro na indray alina,misy fotoanany daholo ny zavatra rehetra ka manana faharetana,tsy misy mahavita tena isika koa afaka mizara na fifaliana,fahoriana ,olana ,zavatra mahasoa ny hafa,mifalia mandrakariva, mivavaha isan\'andro,mamela izay manana ady aminao ary mivavaha ho azy,fenoy fitsikiana sy hirahira ny andronao farany dia fantaro ny zavatra tena tianao atao ary tanterao hatramin\'ny farany ny tanjona
TRATRY NY TAONA AVY ISIKA REHETRA
NIRYNA
TRATRY NY TAONA AVY ISIKA REHETRA
NIRYNA