Ny tenin'Andriamanitra
101. LazaDaddy
(
02/01/2007 07:02)
xxx> famaritana ny antikrista io nambarako io. Raha tsy izany dia nataoko hoe "ireo nomeko ireo". Ary hamafisiko fa tsy mahamenatra ahy ny mijoro ho Baibolista, mijoro @ fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
Raha ny antikrista aza sahy mijoro, inona no tokony ampihemotra ny Baibolista toa ahy? :)

102. xxx
(
02/01/2007 07:09)
Izaho tsy miteny hoe diso ny tenin'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly. Fa ny mamepetra an'Andriamanitra no tsy mety amiko. Io no hitenenako anao hoe tsy io nolazainao io ny ataon'ny Baibolista.
Peu importe, Fa tsy ao anaty baiboly ihany anie io resaka "baibolista" io e ! Noforonin'ny olombelona io fa mitandrema ianao :-D
Maka hoa recul.
Ny Baibolista dia manizingizina fa voafehin'ny baiboly Andriamanitra. Raha tsy misy Baiboly dia tsy afaka miasa ary lasa moana tsy miteny Andriamanitra aminy. Izany hoe raha fintinina, amin'ny Baibolista dia "andriamanitry" ny Andriamanitry ny Kristianina ny Baiboly.
xxx> famaritana ny antikrista io nambarako io. Raha tsy izany dia nataoko hoe "ireo nomeko ireo". Ary hamafisiko fa tsy mahamenatra ahy ny mijoro ho Baibolista, mijoro @ fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
Peu importe, Fa tsy ao anaty baiboly ihany anie io resaka "baibolista" io e ! Noforonin'ny olombelona io fa mitandrema ianao :-D
Maka hoa recul.
103. LazaDaddy
(
02/01/2007 07:11)
LazaDaddy:
- Ny Baibolista dia mamaky sy mianatra ary miaina ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly. Tsy anesorana sy tsy anampiana.
- Ny antikrista = anti + Kristy = manohitra an'i Kristy
- Kristy ilay Tenin'Andriamanitra tonga nofo.
=> ny antikrista dia manenjika ilay ny Tenin'Andriamanitra tonga nofo voarakitra ao @ Baiboly.
Famaritana ao @ Baiboly io nomeko io araka ny maha Baibolista ahy :)
andao isika sy xxx samy haka recul e :) oops! angaha ikaretsaka ihany koa io xxx io fa izy atsy ambadika atsy no niteny hoe maka recul? :lol:
104. xxx
(
02/01/2007 07:17)
aaa, tsy Ikaretsaka izany aho.
Ny teniko toa mbola tsy mifanohitra fa ny teninao anie mifanohitra no mahatonga ahy miteny anao haka recul kely e. Vakivakio miadana eo anie e :-D

105. LazaDaddy
(
02/01/2007 08:44)
ito ohatra iray mivantana @ antikrista:
ny olona namoaka ilay lalana mandrara ny Baiboly tsy azo entina @ fiaramanidina mankany Arabie Saoudite, tao @ minisiteran'ny fifandraisana @ firenena ivelany any England. Fandrarana tsotra izao ny Tenin'Andriamanitra tsy hiparitaka, manohitra ilay Teniny manentana hoe "ataovy mpianatro ny firenen-drehetra".
dia mitovitovy @ izay daholo ny ankabeazan'ny fihetsiky ny antikrista: rarana na "indimider-na" mivantana sy an-kolaka ny olona tsy ampiasa sy hitory ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly

106. ikaretsaka
(
02/01/2007 12:19)
hay ve e..
raha izaho no teo @ toeran'i laza dia tsy nimenomenona za fa nitady fika hafa aho hanaparitahako ilay teny....
ny tsy fananako baiboly tsy manakana ahy hitory..
io ilay hoe misy tsara.. tsy misy .. tsy maninona

107. exdadabe
(
02/01/2007 13:54)
nyfahitao azy dia misy karazan'olona mahatoky ny fahalalany ato hany ka mitady hanao tsinotsinona Ilay baiboly izay tenin'Andriamanitra
dia mampaninona antsika anefa ny manetry tena manaiky hoe ilaina ny baiboly e
sanatria ve ho fitiavana ny hiady hevitra fotsiny no anton'izao resaka lava be izao ??
manohana tanteraka ny hevitr'i Lazarandriaa aho
tohizo r'ise ny fitoriana ataon'ise fa Andriamanitra homba an'isea hatrany

108. xxx
(
02/01/2007 14:49)
exdadabe:Ny an'i exdadabe dia hita hoe fitiavana hiady hevitra fotsiny fa tsy mamaky ny voalazan'ny hafa akory. Ny olona miady hevitra eto ataoko manaiky daholo fa ilaina ny baiboly. Ny niadiana hevitra hatrizay ka hatrizao dia misy miteny hoe tsy mahazo miteny Andriamanitra rehefa tsy eo ny baiboly :lol:
nyfahitao azy dia misy karazan'olona mahatoky ny fahalalany ato hany ka mitady hanao tsinotsinona Ilay baiboly izay tenin'Andriamanitra
dia mampaninona antsika anefa ny manetry tena manaiky hoe ilaina ny baiboly e
sanatria ve ho fitiavana ny hiady hevitra fotsiny no anton'izao resaka lava be izao ??
manohana tanteraka ny hevitr'i Lazarandriaa aho
tohizo r'ise ny fitoriana ataon'ise fa Andriamanitra homba an'isea hatrany
109. Rasiligaoma
(
02/01/2007 15:04)
dia mampaninona antsika anefa ny manetry tena manaiky hoe ilaina ny baiboly e
tsy misy manda ange hoe tsy ilaina ny baiboly e..
fa hoe tsy voatery izy ihany ampiasaina no resaka.
Ex dadabe tsy mamaky tsara a!
ohatran'ny hoe "fa tsy voatery ho ny kilaoty ihany ny takon-kenatra... ilaina ny mikilaoty"
110. Zina
(
02/01/2007 18:10)
oy i xxx oe:
ka inona tsony ary no tokony ho lazainay satria efa fahamarinana miseo be io nolazain'i Lazadaddy...
ary manohina an'ilay lazain'i LazaDaddy sy exdadabe mihitsy aho...
Ny an'i exdadabe dia hita hoe fitiavana hiady hevitra fotsiny fa tsy mamaky ny voalazan'ny hafa akory. Ny olona miady hevitra eto ataoko manaiky daholo fa ilaina ny baiboly. Ny niadiana hevitra hatrizay ka hatrizao dia misy miteny hoe tsy mahazo miteny Andriamanitra rehefa tsy eo ny baiboly
ka inona tsony ary no tokony ho lazainay satria efa fahamarinana miseo be io nolazain'i Lazadaddy...
ary manohina an'ilay lazain'i LazaDaddy sy exdadabe mihitsy aho...
111. xxx
(
02/01/2007 19:04)
zina:
ka inona tsony ary no tokony ho lazainay satria efa fahamarinana miseo be io nolazain'i Lazadaddy...
Tsy miteny refa tsisy tenenina ka ! Sarotra angaha izany ? :lol:
LazaDaddy:
dia mitovitovy @ izay daholo ny ankabeazan'ny fihetsiky ny antikrista: rarana na "indimider-na" mivantana sy an-kolaka ny olona tsy ampiasa sy hitory ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly
Raha eto amin'ny serasera manokana no resahina dia tena zava-misy io.
Ao ireo tsy Kristianina mihitsy, tsy mino an'Andriamanitra sy i Kristy. Mahagaga ve izany, sa tokony mahagaga raha mampangina ny olona miresaka baiboly izy ? Tsia, tsy misy mahagaga izany.
Misy indray ny Kristianina, tsy miintimider ny mpampiasa baiboly, jereo any ambadika any fa efa imbetsaka niverina ny hoe "manaiky fa ilaina ny Baiboly", vakivakio any ny fanentanana hamaky sy handalina ataon'ny namana. Fa kosa miteny mivantana ireo baibolista araka ny famaritana nomeko fa tsy ny famaritana nomenao.
xxx:
Ny Baibolista dia manizingizina fa voafehin'ny baiboly Andriamanitra. Raha tsy misy Baiboly dia tsy afaka miasa ary lasa moana tsy miteny Andriamanitra aminy. Izany hoe raha fintinina, amin'ny Baibolista dia "andriamanitry" ny Andriamanitry ny Kristianina ny Baiboly.
Mahagaga ve raha manao izany ireo Kristianina ireo ? Tsia. Efa hita fa tsy io baibolisma araka ny famaritana nataoko io no tadiavin'i Andriamanitra amintsika, ka adidiny ny manampy izay te ho Kristiana ary mila fanampiana.
Tsy misy anarana voatonona amin'io. Io no resaka lava be teto hatramin'izay herinandro maromaro izay, ary ny olona manao ny baiboly ho "ambony" noho Andriamanitra indray no mampitahotra na miintimider ny hafa. :lol:
112. mycall
(
27/11/2014 14:04)
mahonena fa ny samy mino ndray no mifamaly,efa tsy tambo aza ny tsy mino;mahagaga