Ny tenin'Andriamanitra
61. ikaretsaka
(
27/12/2006 20:41)
cutie:
cutie> asa raha takatrao izay ambaranao ny amin'ny teny hoe mihidy ny masom-panahin'ny olona "conservatif"... mba moramora ihany e...
takatro matoa za miteny :lol:
ary hay ve i prime ka tena conservatif matoa tohina e
azafady aza e :wink::-*
nahatsiaro tena ho voatifitra mafy kosa izy e..
eeeeenao an
62. cutie
(
27/12/2006 21:03)
ary mbola ho avy moa ilay andro iray iatrehan'ny tsirairay avy an'ilay Nahary dia ho hita eo hoe iza ilay tena mpamaky vilana marina...
le mamaky vilana lazaiko zany le zavatra soratako no raisin'i prime an-tendrony fa tsy le ao @baiboly akory a :-D
Fa i prime wa lasa tonga de miakatra zany :-D:-D:-D:-D
63. cutie
(
27/12/2006 21:04)
nahatsiaro tena ho voatifitra mafy kosa izy e..
eeeeenao an
hamaly faty ve zao i prime
aza hitako :oops::-D:-D:-D
64. ikaretsaka
(
27/12/2006 21:09)
ndana miafina haingana fa .....hmmmm
hampitahotra indray izy rehefa avy eo a
hampitahotra indray izy rehefa avy eo a
65. soanja
(
27/12/2006 21:15)
ikaretsaka:
Ny tsara no modely asehoy fa hitany io rehefa mijery izy. F aza ampitahorina izy.
Ny anao no tsinjovy sy jereo hoe mbola ato amiko ve Jesosy.
Izay no zavadehibe. Satria Andriamanitra dia mahay manova olona sy manana fahefana mikarakara ny olony.
EKENA TANTERAKA!
Ny anao no tsinjovy sy jereo hoe mbola ato amiko ve Jesosy.-- sa tavela ao anaty baiboliko
tsy ao amin'i Baiboly ihany ny valiny e. Na amin'ny fiainana aza dia ahita izany ianao. Lesona ny fiainana. Rehefa miova ilay olona dia hiteny izy fa Andriamanitra no nanome azy izany fiovana izany. Tamin'izay matetika tsy teo ny baiboly.
Marina tanteraka.. mety koa ary mahomby tokoa ny tenin'i Mompera perdo hoe "tsy ny fampitahorana sy ny fitoriana no hi convertissevanao olona fa ny fahitany ny ataonao eo amin'nyfiainana, ny zavatra ara-pitiavana voizinao, ny asa ataonao sy ny toetra asehonao"
zahako tatsy ambadika tatsy:
Misy olona tsy any @ alalan'ilay "fitoriana baiboly " amminy mihitsy no hahitana sy hivelaran'ny finoany fa @ ny alalan'ny fahitany ny ataon'ilay "mpitarika" azy eo anivon'ny fiaraha monina.
ny fahitana andry ry mopera na ry pasitera na ry masera manampy azy ohatra @ manao hopitaly, mampianatra ny zanany, aumonerie, centre d'ectivite, sy ny asa ataony isan'andro @ fandraisana andraikitra aza dia fitaovana tena mahomby mitaona ny olona (indrindra ny gasy) hivelatra bebe kokoa @ finoana nohon'ny fandehanana tsiroaro ao an-tranony sy mamelabelatra baiboly ao.
Betsaka ny olona lasa kristianina, noho ilay asa sy toetra ary fihetsika ataon'ilay mpitarika eo anivon'ny fiaraha monina nohon'ny toriteny lava
Mahavariana dia mahavariana. What can I say next? You got all of it , Man!
67. cutie
(
27/12/2006 21:21)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 27-12-2006 22:09:03
Lohateny : Re : Ny tenin'Andriamanitra
ndana miafina haingana fa .....hmmmm
hampitahotra indray izy rehefa avy eo a
:-D:-D:-D:-D
mbola matory iny zay :-D
68. ikaretsaka
(
28/12/2006 00:22)
dailynews:
manohana ny hevitry zina, nyrina, prime, xxx aho eto.
o ry DN an
andriamanitra irery no tokony iandaniana ry DN ato a
ko raha tsy politika izy ty ko
=D
69. xxx
(
28/12/2006 21:23)
Hoy i Soanja:
Marina ny nolazainao. \"Andriamanitra dia Fitiavana\" 1 Jaona 4:8. Tsy izaho na ianao no nanambara io voalohany fa ny tenin\'Andrimanitra ao amin\'ny Baiboly.
Ny olantsika amin\'ny fifandraisana amin\'Andrimanitra dia ny \"fahotantsika\", izay lazain\'ny tenin\'Andrimanitra fa efitra mampisaraka antsika Aminy.
\"fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin\'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.\" isa 59:2
Io no tiako lazaina amin\'ny hoe \"mankahala\" ny ratsy ataontsika izy.
Marihiko tsara, ny RATSY SY NY FAHOTANA ATAONTSIKA NO ANKAHALAIN\'ANDRIMANITRA (amin\'ny maha-Andrimanitra MASINA azy) FA TSY ISIKA.
>>> TSY FANKAHALANA OLONA FA NY FANKAHALANA OTA.
Porofon\'izany tsy fankahalan\'Andriamanitra ny olona izany dia nitiavany antsika tamin\'ny alalan\'i Jesosy Kristy izay tonga tety an-tany hanaisotra ny fahotantsika.
\"Indro ny Zanak\'ondrin\'Andriamanitra (Jesosy Kristy), izay manaisotra[na mitondra] ny fahotan\'izao tontolo izao!\" jaona 1:29.
\"Ary tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] Asa 4:12.
Hoy ikaretsaka:
Tsara dia tsara ireny asa soa ireny, kanefa dia mijanona eo fanampiana @ resaka olana eto amin\'ity tany fandalovana ity fotsiny fa lasa ambanin-javatara ny filazana ny tena olan\'ny olona rehetra eo anatrehan\'Andriamanitra dia ny \"fahotana\".
ary mila ny olona aloha mahafantatra fa Andrimanitra efa nanolotra FANOMEZANA ho azy ao @ kristy Jesosy izay maty noho ny fahotany ary nitsangana nandresy ny fahafatesana.
\"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin\'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa FANOMEZANA avy amin\'Andriamanitra; TSY AVY AMIN\'NY ASA, fandrao hisy hirehareha.\" Efa 2:8-9
Raha misy tsy mazava dia mbola eo ihany aho.
veloma vetivety.
Izay indrindra ka. Raha io no voizinao voalohany momba an\'Andriamanitra dia tsy amin\'ny fony ny hanantonany azy fa amin\'ny tahotra. Nefa tena tokony ho fitiavana tanteraka ny hanantonana an\'Andriamanitra.

ny fahitana andry ry mopera na ry pasitera na ry masera manampy azy ohatra @ manao hopitaly, mampianatra ny zanany, aumonerie, centre d\'ectivite, sy ny asa ataony isan\'andro @ fandraisana andraikitra aza dia fitaovana tena mahomby mitaona ny olona
Betsaka ny olona lasa kristianina, noho ilay asa sy toetra ary fihetsika ataon\'ilay mpitarika eo anivon\'ny fiaraha monina nohon\'ny toriteny lava

70. ikaretsaka
(
28/12/2006 21:57)
Resa-pahotana be aloha ilay resalka ka mba hanome ny fijeriko sy ny finoako aho:
amiko dia tsy ny fitenenantsika hoe manota isika akory no olana na ny fiekentsika ny fahotantsika.. (io samy manao aby) rehefa manao mea maxima culpa aby ngamba ...
Ny hoe "fibebahana" amiko dia tsy ny fanaovana hoe fona aho tompo loatra, mety io ..au moins hoe tonga saina ianao ... fa ny mibebaka tokoa dia fifohazantsika sy fahaizantsika mijery sy mahatsapa ny tena realite misy eo anoloantsika, ary mandray izany realite izany araka ny tokony handraisana azy...!
'Miatomboka ety an-tany ny paradisa" ho'zy ilay hira izay
Ka io ilay lazaina hoe .. ny eto an-tany aloha fa izany olona maika ny hibanjina ny any ankoatra izany olona tsy manao ohatran '"ny voro manidina" olona feno fanahiana , "matahotra sy mangorohoro"
Za mino aloha fa misy ny fiainana any an-kotra fa tsy hivakiako loha izany raha efa atombokko eto ny paradisako..anahy manokana io... amin'ny fanasoavako ny mpiara belona amiko toy ny nataon'ilay Rangahy andriamanitra tonga taty 2000 taona mahery lasa izay...
ary ny "mino" ange ="miasa" ry X e

tsara dia tsara ireny asa soa ireny, kanefa dia mijanona eo fanampiana @ resaka olana eto amin'ity tany fandalovana ity fotsiny fa lasa ambanin-javatara ny filazana ny tena olan'ny olona rehetra eo anatrehan'Andriamanitra dia ny "fahotana".
'Miatomboka ety an-tany ny paradisa" ho'zy ilay hira izay
Ka io ilay lazaina hoe .. ny eto an-tany aloha fa izany olona maika ny hibanjina ny any ankoatra izany olona tsy manao ohatran '"ny voro manidina" olona feno fanahiana , "matahotra sy mangorohoro"
Za mino aloha fa misy ny fiainana any an-kotra fa tsy hivakiako loha izany raha efa atombokko eto ny paradisako..anahy manokana io... amin'ny fanasoavako ny mpiara belona amiko toy ny nataon'ilay Rangahy andriamanitra tonga taty 2000 taona mahery lasa izay...
ary ny "mino" ange ="miasa" ry X e
71. soanja
(
28/12/2006 22:36)
xxx:
Hoy i Soanja:
Izay indrindra ka. Raha io no voizinao voalohany momba an\'Andriamanitra dia tsy amin\'ny fony ny hanantonany azy fa amin\'ny tahotra. Nefa tena tokony ho fitiavana tanteraka ny hanantonana an\'Andriamanitra.
Marina ny nolazainao. \"Andriamanitra dia Fitiavana\" 1 Jaona 4:8. Tsy izaho na ianao no nanambara io voalohany fa ny tenin\'Andrimanitra ao amin\'ny Baiboly.
Ny olantsika amin\'ny fifandraisana amin\'Andrimanitra dia ny \"fahotantsika\", izay lazain\'ny tenin\'Andrimanitra fa efitra mampisaraka antsika Aminy.
\"fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin\'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.\" isa 59:2
Io no tiako lazaina amin\'ny hoe \"mankahala\" ny ratsy ataontsika izy.
Marihiko tsara, ny RATSY SY NY FAHOTANA ATAONTSIKA NO ANKAHALAIN\'ANDRIMANITRA (amin\'ny maha-Andrimanitra MASINA azy) FA TSY ISIKA.
>>> TSY FANKAHALANA OLONA FA NY FANKAHALANA OTA.
Porofon\'izany tsy fankahalan\'Andriamanitra ny olona izany dia nitiavany antsika tamin\'ny alalan\'i Jesosy Kristy izay tonga tety an-tany hanaisotra ny fahotantsika.
\"Indro ny Zanak\'ondrin\'Andriamanitra (Jesosy Kristy), izay manaisotra[na mitondra] ny fahotan\'izao tontolo izao!\" jaona 1:29.
\"Ary tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] Asa 4:12.
Hoy ikaretsaka:
ny fahitana andry ry mopera na ry pasitera na ry masera manampy azy ohatra @ manao hopitaly, mampianatra ny zanany, aumonerie, centre d\'ectivite, sy ny asa ataony isan\'andro @ fandraisana andraikitra aza dia fitaovana tena mahomby mitaona ny olona
Betsaka ny olona lasa kristianina, noho ilay asa sy toetra ary fihetsika ataon\'ilay mpitarika eo anivon\'ny fiaraha monina nohon\'ny toriteny lava
Tsara dia tsara ireny asa soa ireny, kanefa dia mijanona eo fanampiana @ resaka olana eto amin\'ity tany fandalovana ity fotsiny fa lasa ambanin-javatara ny filazana ny tena olan\'ny olona rehetra eo anatrehan\'Andriamanitra dia ny \"fahotana\".
ary mila ny olona aloha mahafantatra fa Andrimanitra efa nanolotra FANOMEZANA ho azy ao @ kristy Jesosy izay maty noho ny fahotany ary nitsangana nandresy ny fahafatesana.
\"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin\'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa FANOMEZANA avy amin\'Andriamanitra; TSY AVY AMIN\'NY ASA, fandrao hisy hirehareha.\" Efa 2:8-9
Raha misy tsy mazava dia mbola eo ihany aho.
veloma vetivety.
Izaho ry xxx dia tsy mandiso ny hevitrao mihitsy satria io no finoanao sady zavadehibe aminao dia ny fanentriterana ny fahotantsika olombelona izay manasaraka antsika amin'Andriamanitra.
Tsy diso mihitsy io saingy raha izaho no asainao mitoriteny dia tsy io no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra antsika amin'ny mahaolombelona antsika : zany hoe ny fanovany ny fiainantsika hisy zavatra positive eo anivontsika, ny fampaherezana antsika amin'ny fiainan-tsarotra, ny fahatsapana fa tiany isaka na manana kilema aza saingy afaka mila tanteraka izany kilema izany raha manana ny Fanahin'Andriamanitra ianao ka mandray azy ao am-po. Dia izy olonamandray an'Andriamanitra no mahalala ny otany rehefa avy eo dia miezaka mibebaka fa tsy izaho mihitsy ny hanizingizina aminy vao manomboka ny toriteny hoe : isika dia mpanota, io otanao io antony nahatonga na'Andriamanitra nandefa ny zanany sns....
Ka rehefa maheno ny positive outcomes ny fandraisana an'Andriamanitra izy dia manontany izy hoe ahoana ny fomba hamojeko sy handraisako an'Andriamanitra satria toa mahalina sy tsara izy izany dia eo amin'izay ianao manome ny hoe:
-Tiavo amin'ny fonao iray manontolo Andriamanitra
-Atokano aminy ny fanahinao sy ny vatanao ary ny asa ataonao; ampiseho amin'ny alalan'ny fitondran-tena sy asasoa ary fihetsiak mendrika ny zavatra ataonao rehetra.
- Tsinjovy ny namanao zany hoe ny hafa ary toroy ny lalana mahitsy izy sns
-Miala amin'ny ota mety manasaraka antsika amin'ilay Ray.
Efa any amin'ny farany ilay olona vao mety hanontany hoe inona avy kay izany ny ota mety ananako tokony hanaovako tena mba hampadio ahy dia eo ianao mi-list ny zavatra mety tazanao mila fiovananay aminy. Dia aleo izy handin-tena fa tsy hoe io fahotany io no asesinao voalohany aminy fa amiko tsy truthful ny zavatra tenenina amin'izany fa ampitahorona ny olona hanantona an;Andriamaniatra ka hoe AFOBE ny hiafaranao sns mampitahotra ao anaty baiboly ao.
Bref, tsy mandiso anao aho fa samy manana ny fomba hampitainy ny tenin'Andriamanitra isika fa ny hany tsy mampitovy angamba dia ny anao ao anaty baiboly daholo ny Ref, fa ny ahy tsy dia mila baiboly loatra matetika fa ny fiainana andavanandro no entiko manomboka azy dia mirona mankany amin'ny baiboly na Torah na coran na boky hafa arakarak'izay ahitako ny fahamarinana miteny amiko eo sy mifanaraka amin'ny hevitra eo.
Ny zavadehibe dia tokony hijery izy fa tsy vitan'ny vatana ny fiainana fa misy ny Fanahy ary io Fanahy io no mahaolombelona anao sy hitovizanao amin'Andrimanitra izy nanamboatra anao.
Raha manontany izy hoe aiza no tokony hivavaka dia hiteny aho hoe aiza ny tianao fa ny zavadehibe dia mifandray amin'ilay ao anatinao ianao ary tokony hita taratra ety ivelany izany hatsarsna ao anatinao izany. Ka n'aiza n'aiza efa fantatrao ny hafatra fa Fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa sns tsy voatanisako eto intsony. Tsara anefa ny mandray matetika sy maheno matetika izany teny mahasoa izany.
Io ny finoako ary io no ho voiziko hatramin'ny farany.
72. ikaretsaka
(
28/12/2006 23:32)
raha izaho no asainao mitoriteny dia tsy io no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra antsika amin'ny mahaolombelona antsika : zany hoe ny fanovany ny fiainantsika hisy zavatra positive eo anivontsika, ny fampaherezana antsika amin'ny fiainan-tsarotra, ny fahatsapana fa tiany isaka na manana kilema aza saingy afaka mila tanteraka izany kilema izany raha manana ny Fanahin'Andriamanitra ianao ka mandray azy ao am-po. Dia izy olonamandray an'Andriamanitra no mahalala ny otany rehefa avy eo dia miezaka mibebaka fa tsy izaho mihitsy ny hanizingizina aminy vao manomboka ny toriteny hoe : isika dia mpanota, io otanao io antony nahatonga na'Andriamanitra nandefa ny zanany sns....
Ka rehefa maheno ny positive outcomes ny fandraisana an'Andriamanitra izy dia manontany izy hoe ahoana ny fomba hamojeko sy handraisako an'Andriamanitra satria toa mahalina sy tsara izy izany dia eo amin'izay ianao manome ny hoe:
-Tiavo amin'ny fonao iray manontolo Andriamanitra
-Atokano aminy ny fanahinao sy ny vatanao ary ny asa ataonao; ampiseho amin'ny alalan'ny fitondran-tena sy asasoa ary fihetsiak mendrika ny zavatra ataonao rehetra.
- Tsinjovy ny namanao zany hoe ny hafa ary toroy ny lalana mahitsy izy sns
-Miala amin'ny ota mety manasaraka antsika amin'ilay Ray.
Soanja.... hmmmmm taiza ary no nianaranao izany.... namaste foana aza fa mitovy tsika hatreo e

soanja:
Efa any amin'ny farany ilay olona vao mety hanontany hoe inona avy kay izany ny ota mety ananako tokony hanaovako tena mba hampadio ahy dia eo ianao mi-list ny zavatra mety tazanao mila fiovananay aminy. Dia aleo izy handin-tena fa tsy hoe io fahotany io no asesinao voalohany aminy fa amiko tsy truthful ny zavatra tenenina amin'izany fa ampitahorona ny olona hanantona an;Andriamaniatra ka hoe AFOBE ny hiafaranao sns mampitahotra ao anaty baiboly ao.
Bref, tsy mandiso anao aho fa samy manana ny fomba hampitainy ny tenin'Andriamanitra isika fa ny hany tsy mampitovy angamba dia ny anao ao anaty baiboly daholo ny Ref, fa ny ahy tsy dia mila baiboly loatra matetika fa ny fiainana andavanandro no entiko manomboka azy dia mirona mankany amin'ny baiboly na Torah na coran na boky hafa arakarak'izay ahitako ny fahamarinana miteny amiko eo sy mifanaraka amin'ny hevitra eo.
Ny zavadehibe dia tokony hijery izy fa tsy vitan'ny vatana ny fiainana fa misy ny Fanahy ary io Fanahy io no mahaolombelona anao sy hitovizanao amin'Andrimanitra izy nanamboatra anao.
Raha manontany izy hoe aiza no tokony hivavaka dia hiteny aho hoe aiza ny tianao fa ny zavadehibe dia mifandray amin'ilay ao anatinao ianao ary tokony hita taratra ety ivelany izany hatsarsna ao anatinao izany. Ka n'aiza n'aiza efa fantatrao ny hafatra fa Fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa sns tsy voatanisako eto intsony. Tsara anefa ny mandray matetika sy maheno matetika izany teny mahasoa izany.
Io ny finoako ary io no ho voiziko hatramin'ny farany.
Soanja.... hmmmmm taiza ary no nianaranao izany.... namaste foana aza fa mitovy tsika hatreo e
73. soanja
(
28/12/2006 23:48)
Ikaretsaka> ny fikatsahana n'Ilay Ray Tsy Toha no nitondra ahy hitovy fijery aminao satria nitovy ny lalantsika. Satria hitako le AFO , izay FAHAZAVANY ao anatinao. Hitako amin'ny hafa koa io saingy mbola matory izy hampiasa azy.:-*:-*:-*:-*:-*
Hatram'izao dia mbola tsy fanaperana isika fa fiezahana mankany daholo.

75. soanja
(
29/12/2006 00:04)
Nefa koa ry Ikaretsaka ilay Taratra ao anatiko no hampisaiko hitsilo ny lalany fa tsy sura aho na hifoha izy na tsia satria manana ny fotoana ny zava-drehetra. Andriamanitra irery no mahalala io fotoana io. Tsy mikitika na mitantana aho fa mitsilo fotsiny an. Ianao no isaorana Indrindra tonga teto.:-*:-*
78. prime
(
29/12/2006 10:42)
cutie:...:-D:-D:-D tena mahagaga mihitsy ny fomba famakianareo teny an... fa taiza aho no niteny hoe \"conservatif izaho prime\"?... tsarovy fa ny olona rehetra tsarainao ho \"conservatif\" ireo anie ka olona novidian\'i Kristy tamin\'ny ràny ka efa migoka izany famonjena izany isanandro ka tsy ianao no hitsara azy hoe mihidy masom-panahy na tsia... fa i Kristy no hisolo vava azy ireo ary hiaro azy fa ny hisolo vava anao mba iza? izay no ataoko hoe moramora ihany e... :wink:
takatro matoa za miteny
ary hay ve i prime ka tena conservatif matoa tohina e
azafady aza e
rasiligaoma:... tsy azoko ahoana ilay concept?:wink:... tsy ny concept azoko na tsy azoko no zava-dehibe fa ilay Tenin\'Andriamanitra marina raiketin\'ny baiboly lazainao hoe tsy ampy ka lasa fenoina fomba maro hafa mba tsy ilazanao azy mihitsy hoe \"lany andro\"...
ka ilay concept mihitsy no tsy azon\'i Prime kay!
Tsy hoe mivavaka @ vato sy ny zava boahary sy ny sary vongana no atao @ ireny anie . Ny Tompo irery no hivavahana ..raha misy olona mieritreritra sy mino an\'izany dia azy ny azy , resaka hafa indray izay, finoana hafa indray izay
fa kosa mampiasa ireny zavatra ireny ho karazan\'ny \"aide memoire\" hanampy ilay fanahy ao aminao hivavaka sy hiakatra any @ tompo..
torak\'izany koa anie ny Baiboly e... tsy io no iankohofana sy tompoina raha tsy izany \"miondam-boky\" ianao, fa manampy anao fotsiny io hampiakatra ilay fanahinao hivavaka amin\'ny tompo zanaharinao.
ikaretsaka:... ka izany mihitsy no fiainako... raha tsy miankina amin\'ny Tenin\'ny soratra masina dia aleoko miverin-dalana ka mifona ao amin\'ny Tompo... fa raha hitako kosa fa marina ao amin\'Andriamanitra ary hamasininy sy nomeny ho ahy dia tsy maintsy ambara izany Tenin\'Andriamanitra izany...
ary tena zatra an\' ilay mpitsimpona isan\'andininy mihitsy i prime hita mihitsy hoe ilay mpandray isan\'andininy ao anaty baiboly
azafady re an mba constatation fotsiny ny ahy iny
79. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:18)
prime> izaho aloha tena miezaka ho conservateur mihitsy ka (na conservatif hoy ny hafa) :)
Ezahiko ho "conserver-na" sy iainana tsara ny Tenin'Andriamanitra fa tsy ampifangaroako @ fihevitr'olombelona sy fombafomban'olombelona milaza azy fa "mandroso". Ezahiko "conserver-na", tsy anampiana sady tsy analana ny Tenin'Andriamanitra. Fantatro fa tsy mahafaly ny "antikristy" mpanenjika Baiboly io fijeriko io saingy tsy ny hampifaly olona no katsahiko fa ny sitrapon'Andriamanitra sy fankatoavana ny Teniny.