Ny tenin'Andriamanitra

21. pissoa ( 24/12/2006 07:16)
xxx, tsisy milaza anie hoe tsy ilaina ny baiboly e. Ny tsy ekena kosa ny mamehy an'Andriamanitra amin'ny baiboly. Rehefa tsara borna isika - dia isika izany, fa tsy Andriamanitra.

Vakio ny Baiboly ary halalino, tsy misy maharatsy an'izany. Entanina mihitsy ny hanaovan'ny tsirairay izany ... Fa aza sakanana tsy hiteny amin'ny alalan'ny fiainana sy ny namantsika Andriamanitra :)
22. cutie ( 24/12/2006 12:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 24-12-2006 08:13:34
Lohateny : Re : Ny tenin\'Andriamanitra
Resaka tsy mandeha mankaiza marina ity satria ny andriamanitry ikaretsaka sy ry cutie sy ny hafa.. dia tsy ilay Andriamanitra ao @ Baiboly. Ka mahatonga azy milaza fa tsy mila an'io Baiboly io.

conservatif be zany fisainanareo zany :-D:-D:-D

voalaza ao @ baibolinareo koa nga we ny andriamanitry ry cutie sy ny hafa de zao ..............:roll::roll::roll:
23. cutie ( 24/12/2006 12:35)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 24-12-2006 08:16:59
Lohateny : Re : Ny tenin'Andriamanitra
xxx, tsisy milaza anie hoe tsy ilaina ny baiboly e. Ny tsy ekena kosa ny mamehy an'Andriamanitra amin'ny baiboly. Rehefa tsara borna isika - dia isika izany, fa tsy Andriamanitra.

Vakio ny Baiboly ary halalino, tsy misy maharatsy an'izany. Entanina mihitsy ny hanaovan'ny tsirairay izany ... Fa aza sakanana tsy hiteny amin'ny alalan'ny fiainana sy ny namantsika Andriamanitra

=D=D=D=D=D
24. cutie ( 24/12/2006 12:36)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-12-2006 04:54:50
Lohateny : Re : Ny tenin'Andriamanitra
cutie> rehefa leo mi discute kao dia azo atao ny mi quiet dia mi meditate ao

marina zany :lol:
25. xxx ( 24/12/2006 18:05)
hoy Pissoa: "Fa aza sakanana tsy hiteny amin'ny alalan'ny fiainana sy ny namantsika Andriamanitra"

tsy misy manda an'izany ka..
raha ohatra ka izay no fomba hahafantarantsika fa Andriamanitra dia mankahala ny ratsy rehetra (sexual immorality, homosexuality, greed, envy,...)

fa raha toa kosa v ny namako miteny amiko hoe tsy maninona izany ny fijangajangana sy ireo zavatra ratsy voalaza teo ambony ireo, dia mbola hino ihany v za hoe tena miteny amiko Andriamanitra amin'ny alalan ito namako ito?

26. xxx ( 24/12/2006 18:18)
cutie> inn moa no olana ny @ maha conservative na tsy ny fisainan ny olona iray?

27. pissoa ( 24/12/2006 18:49)
xxx, fa nga koa moa misy miteny oe izay tenenin'ny olona aminao rehetra dia Andriamanitra daholo no miteny azy ... :roll:
28. xxx ( 24/12/2006 23:55)
xxx:

fa raha toa kosa v ny namako miteny amiko hoe tsy maninona izany ny fijangajangana sy ireo zavatra ratsy voalaza teo ambony ireo, dia mbola hino ihany v za hoe tena miteny amiko Andriamanitra amin'ny alalan ito namako ito?

mitovy ihany:
Ao anaty baiboly koa betsaka ny misy passage momban'ny fijanajangana sy ny resa vady/fomba izay tsy eken'ny saintsika, "I salomona izoa no hoe hendry indrindra nefa 1000 ny vadiny ohatra"

dia mbola hino ihany koa ve i XXX hoe miteny amiko andriamanitra amin'ny alalan'ito boky ito

"henoy daholo, saino daholo"

29. xxx ( 25/12/2006 00:47)

Voalohany ny tena tenin'Andriamanitra dia tsy ho azon'ny olona iray na oviana na oviana raha tsy ny Fanahy Masin'Andriamanitra izay nanoratra azy (izay tsy ananan'ny olona rehetra) no mitarika azy.

Faharoa misy lesona tiana ampitaina @ ireny tantara ireny (toy io tantaran'i Solomona io) fa tsy hoe raisina an tendrony ka hilaza hoe zany koa v de mba tenin'Andriamanitra? lasa mpitsara ny tenin'Andriamanitra ianao fa tsy mpakanto ny teniny.

Tapitra.
30. niryna ( 25/12/2006 03:12)
Manoana ny hevitry XXX aho,vakio ny fivavahana nosoratako fa hanampy antsika\"Aza manahy ny ampitso.\"
Ny zavatra tiako ho tenenina fotsiny dia mila ampiarina amin\'ny fiainana io tenin\'Atra io satria isika no jiro sy fanilo hanampy ireo tsy mino ny teny nomen\'Atra io,ny fomba fiteny, ny fijery, ny fiainana andavan\'andro rehetra,indrindra ny toetra fa mora mianjera sy mora voafingana isika satria maro ny manosika antsika hidina hiaraka aminy.Ary matetika dia hita taratra izany ohatra ny hoe mifosafosa, mankahala olona, miavonavona, miteny ratsy,sns.\"ireny hono no mba kristianina\" koa afaka mifampianatra sy mifanintsy isika amin\'ny fitiavana.Ity ny ahy no mampalahelo ahy dia ny hoe tsy ny rehetra no nofidian\'Atra ary tsy nataony ahalala ny soratra masina daholo ny olona fa mbola ataony midiridiry ny hanipaka ny teny voalaza.Tsy tokony hitsikera isika na hitsara satria iza moa isika no hitsara,saingy azo atao kosa ny mampahafantatra ireo izay tsy mino avy amin\'ny alalan\'ny teny ao amin\'ny baiboly sy mivavaka azy ireo mba ho tonga ao aminy ny fanahy masina,tsy misy mafy noho ny mandan\'i jeriko ry ireto a fa aza mora tohina fa izay no asany,hampisavoritaka antsika
31. ikaretsaka ( 25/12/2006 18:28)
pissoa:
xxx, tsisy milaza anie hoe tsy ilaina ny baiboly e. Ny tsy ekena kosa ny mamehy an'Andriamanitra amin'ny baiboly. Rehefa tsara borna isika - dia isika izany, fa tsy Andriamanitra.

Vakio ny Baiboly ary halalino, tsy misy maharatsy an'izany. Entanina mihitsy ny hanaovan'ny tsirairay izany ... Fa aza sakanana tsy hiteny amin'ny alalan'ny fiainana sy ny namantsika Andriamanitra

Namaste! ^:^
32. xxx ( 25/12/2006 20:19)
Vakio ny Baiboly ary halalino, tsy misy maharatsy an'izany. Entanina mihitsy ny hanaovan'ny tsirairay izany ...

na hamaky sy an-dalina an'io in-jato aza ianao tsy ho azonao mintsy ny tena tiany ho ambara, ary tsy hitondra ninoninona tsara @ fiainanao raha tsy manaiky ny fitarihan'ny Fanahy Masina izay nanoratra azy ianao. fa miankina fotsiny @ izay herin-tsainao.

Izay no mbola mahatonga ny sasany hitsara hoe "izany koa ve de mba tenin'Andriamanitra?" sy milaza fa tsy mila mamaky baiboly dia efa "mianga" ny fanahy. Tadidio fa misy fanahy ratsy koa eny @ rivotra ka sao dia miainga mankeny fotsiny fa tsy mankany @ Andriamanitry ny Baiboly.

Farany, ny nahatongavan'i Jesosy teto an-tany dia ny hampiray antsika @ Andriamanitra noho ny fahotana vitantsika, ka izay manaiky izany famonjena izany dia mahazo ny fitarihan'ny Fanahy Masina @ famantarana ny sitrapon'Andriamanitra.

Izay ange no nolazaiko tery ambony hoe resaka tsy mankaiza ity satria mbola maro ireo tsy manaiky ny tarihin'io Fanahy Masina io fa matoky ny herin-tsainy fotsiny e..

Tapitra.

33. cutie ( 25/12/2006 21:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 24-12-2006 19:18:25
Lohateny : Re : Ny tenin'Andriamanitra
cutie> inn moa no olana ny @ maha conservative na tsy ny fisainan ny olona iray?

mihidy ny masom-panahin'ny oul conservatif :-D
34. pissoa ( 25/12/2006 21:51)
xxx > tsy misy manda koa ny fitaritan'ny Fanahy Masina.

Tsy voatery manana baiboly vao afaka miresaka amin'Andriamanitra ka ! Izany ve ry zareo dia mila hazavaina be ? ... Andriamanitra anie Rain'ny zanany rehetra, fa tsy Rain'ny "be saina sy ny mahay mamaky teny" ihany akory e ! :roll:
35. soanja ( 25/12/2006 22:30)
xxx:

hoy Pissoa: "Fa aza sakanana tsy hiteny amin'ny alalan'ny fiainana sy ny namantsika Andriamanitra"

tsy misy manda an'izany ka..
raha ohatra ka izay no fomba hahafantarantsika fa Andriamanitra dia mankahala ny ratsy rehetra (sexual immorality, homosexuality, greed, envy,...)

fa raha toa kosa v ny namako miteny amiko hoe tsy maninona izany ny fijangajangana sy ireo zavatra ratsy voalaza teo ambony ireo, dia mbola hino ihany v za hoe tena miteny amiko Andriamanitra amin'ny alalan ito namako ito?

Ny fahaizana manadihady na mandanjalanja ny hoe tenin'Andriamanitra kosa angamba no olanao eto ry xxx. Tsy izay mivoaka ny vavan'olmbelona rehetra akory dia avy amin'Andriamanitra avokoa. Fa ny fahaizanao mamaky sy mihaino ary mandanjalanja izay mivoaka eo dia mety ahitana resak'Andriamanitra na tsia.
Na ny Natiora manoloana anao aza dia afaka manome izany tenin'Andriamanitra izany satria ny Fanahy ao anatinao no hanoro anao ny fifandraisany.

36. ikaretsaka ( 26/12/2006 01:54)
Izay!
Naamaste soanja
37. prime ( 26/12/2006 09:35)
pissoa:
...Andriamanitra anie Rain'ny zanany rehetra, fa tsy Rain'ny "be saina sy ny mahay mamaky teny" ihany akory e !
... iza ilay hoe "zanany rehetra"?:wink:

cutie:
mihidy ny masom-panahin'ny oul conservatif
... aza mirehareha ho mahiratra fanahy rey olona a... fa ny lazain'ny soratra masina dia izay milaza ho mahiratra indrindra no tokony hitandrina...:wink:

soanja:
Ny fahaizana manadihady na mandanjalanja ny hoe tenin'Andriamanitra kosa angamba no olanao eto ry xxx. Tsy izay mivoaka ny vavan'olmbelona rehetra akory dia avy amin'Andriamanitra avokoa. Fa ny fahaizanao mamaky sy mihaino ary mandanjalanja izay mivoaka eo dia mety ahitana resak'Andriamanitra na tsia.
... sao d mba Andriamanitra ilay amboamboarin'ny saina izany ry soanja fa ilay Andriamanitra antsoina hoe "Jehovah, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra Tsitoha" dia na ny zazakely sy ny zaza amam-behivavy sy ny ondry matavy aza dia nasaina naripaka sy novonoina avokoa satria fahavalon'ny hebreo sy ny zanak'israely nanompo andriamanin-kafa tamin'ny fanjakàn'i Saoly Mpanjaka... ary mbola mandrak'ity ny androany mbola manamafy ny teny faminaniany ny amin'ny olom-boafidy...

38. pissoa ( 26/12/2006 14:38)
prime:
... iza ilay hoe "zanany rehetra"?

Izay vita batemy, dia tsy haiko raha misy hafa ... fa tsy izay "mahay mamaky teny" ihany kosa aloha e :lol:
39. cutie ( 26/12/2006 17:08)
Hoy i cutie:
mihidy ny masom-panahin'ny oul conservatif
... aza mirehareha ho mahiratra fanahy rey olona a... fa ny lazain'ny soratra masina dia izay milaza ho mahiratra indrindra no tokony hitandrina...

de aza mamaky vilana koa aza e :-D:-D:-D:-D
40. ikaretsaka ( 26/12/2006 17:24)
pissoa:

prime:
... iza ilay hoe "zanany rehetra"?

Izay vita batemy, dia tsy haiko raha misy hafa ... fa tsy izay "mahay mamaky teny" ihany kosa aloha e :lol:

=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0657