Ny tenin'Andriamanitra
1. Zina
(
24/12/2006 01:21)
Ao Matio 4:4 dia milaza hoe:
Tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andrimanitra.= ny tenin'Andriamanitra.
Ary ity ny zavatra azon-tsika rehefa manaraka izay lazain'Andriamanitra.
Apokalipsy 1: 3
Sambatra izay mamaky sy ny tenin'ny faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ao anatiny, fa efa antomotra ny andro.
Apokalispy 22: 7
Sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity
Apokalipsy 22: 14
Sambatra ireo izay manaraka ny didin'Andriamanitra fa ahazo ny anjaran'ny amin'ny hazon'aina ...
Ka dia mahareza daholo isika rehetra fa tena misy tokoa ny fahasambarana ao amintsika

novalian'i mycall ny 27/11/2014 14:04
2. soanja
(
24/12/2006 01:28)
Manaiky an'ireo voalaza ireo tokoa aho saingy tsy voatery raisin aamin'ny andinindininy akory izay vao hinoaho. Vao nisy ny tenin'Andriamanitra dia efa niondrika nanaiky ny Azy aho sady midera azy.
"Sambatra izay mino fa miresaka amintsika lalandava Andriamanitra amin'ny fiainana andavanandro sy eo amin'ny fiainana isan-tsokajiny ary mahay mampita izany amin'ireo namany." Soanja

3. Zina
(
24/12/2006 01:35)
amiko dia tsy hatanjaka ny finoako sy izay hizarako amin'ny namako raha tsy misy ny tenin'Andriamanitra
4. cutie
(
24/12/2006 01:38)
Zina
refa mamaky baiboly zany njy de mahatsiaro matanjaka ve ny finoan-jy :lol:

5. ikaretsaka
(
24/12/2006 01:41)
zina>
fa io ilay nolazaiko...
fa avy aiza ilay tenin'andriamanitra?
avy ao @ baiboly ihany ve?
fa io ilay nolazaiko...
fa avy aiza ilay tenin'andriamanitra?
avy ao @ baiboly ihany ve?
7. ikaretsaka
(
24/12/2006 01:46)
Zina:
cutie zany mihitsy...
non seulement ny finoana fa tena misy fahasambarana mihitsy ao am-po.
eny e.. fa tenin'andriamanitra avy aiza? le avy ao anaty baiboly ihany?
8. cutie
(
24/12/2006 01:47)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 24-12-2006 02:44:22
Lohateny : Re : Ny tenin'Andriamanitra
cutie zany mihitsy...
non seulement ny finoana fa tena misy fahasambarana mihitsy ao am-po.
de ahona ny fomba famakian-jy azy ??
MAmaky fotsiny sa arahina discussion refa avy eo :)
10. ikaretsaka
(
24/12/2006 01:53)
dia tsy miteny aminao intsony izany andriamanitra izao satria tsy misy tohiny intsony ny baiboly ry zina?
12. soanja
(
24/12/2006 02:00)
It's an argument with no end ity hitranga ity fa dia aleo tsy mi-insiste intsony zah.
"Zah tsy mba hipasoka ny efa malama" Soanja.
Zah koa mahatsapa fa sambatra tapatapany satria mbola be ny tanjona tsy tratrako nefa mino aho fa raha mizotra any aho dia i Andrimanitra no torolalako.

13. ikaretsaka
(
24/12/2006 02:08)
ok ok.. aleo ko za hiala fa mbola lavitra be izy izany! aleo tsy hitarina ilay raha fa miala any indray ny masinina
nena moa izany tonga de meditations direct miaraka amin'andriamanitra .. tsy voatery mila baiboly fa ny ahy na hira hard be aza rehefa miakatra izany de miakatra.
ny ahy "finding God in all things e" .. fa mampiakatra fanahy be koa io ry Zina an!

14. Zina
(
24/12/2006 02:09)
tsy mitombona amiko izay lazainao ry karetsaka...
cutie a
ny baiboly amiko dia mila famakina, etudes, sy discussion ka...
tsy ho fantatra izay vakinao raha tsy manao etudes aminy ka
de ahona ny fomba famakian-jy azy ??,
MAmaky fotsiny sa arahina discussion refa avy eo
cutie a
ny baiboly amiko dia mila famakina, etudes, sy discussion ka...
tsy ho fantatra izay vakinao raha tsy manao etudes aminy ka
16. Zina
(
24/12/2006 02:14)
betsaka misy ny mianatra theologie mihitsy, misy ny mianatra par correspondance, misy par groupe izay misy olona mahay mampianatra theologie sy afaka manao discussion...
18. Zina
(
24/12/2006 02:27)
sure it is.
Amin;izao fiainana hianantsika izao dia ilaina mihitsy ny tenin'Andriamanitra mba ho fiarovana ho antsika amin'ny satan.

19. ikaretsaka
(
24/12/2006 03:54)
cutie> rehefa leo mi discute kao dia azo atao ny mi quiet dia mi meditate ao
20. xxx
(
24/12/2006 07:13)
Resaka tsy mandeha mankaiza marina ity satria ny andriamanitry ikaretsaka sy ry cutie sy ny hafa.. dia tsy ilay Andriamanitra ao @ Baiboly. Ka mahatonga azy milaza fa tsy mila an\'io Baiboly io.
Iza no mahita na Satan\'s bible no arahany. asa.
anisan\'ny lazain io satan\'s bible io dia hoe: Do whatever you think good for you because You are your own God. ra adika dia hoe: ataovy izay mampetipety ny sainao sy ny fiainanao fa enao no andriamanitra ho an\'ny tenanao. Sort of Idolatry, putting something else first before God.
Ny Andriamanitra ao @ Baiboly dia fantaro fa mankahala ny ratsy sy ny fahotana rehetra(sexual immorality (fornication), homosexuality (sodomie), greed (love of money), anger, lust, envy...). izay lazainy fa tsy hiditra velively ny fanjakany.
Kanefa tia ny olona rehetra kosa hiverina aminy ka mbola miantso ny olona hibebaka sy hino an\'i Jesosy Kristy maty ho solon\'ny fahotan\'ny olona rehetra, fa mbola tsy tara akory raha mbola tsy maty.
Fantaro koa fa izany fibebahana aminy izany dia fahadalana ho an\'ny maro izay nifidy ny mahametimety ny fiainany fotsiny eto @ ity fianana ity.
Tapitra.