aretina ve ny fitiavana eo amin'ny lahy samy lahy ?
1. ronaldo09
(
25/12/2006 12:03)
Raha ny fahitako azy aloha dia toa aretina izy io ,satria raha dinihana ihany toa tsy misy mihitsy ny fahasambarana raha toa ka olona mitovy sex no miaraka .
Ka manontany aho hoe :tena aretina marina ve izy io ? Sa dia vokatry ny filana fotsiny.Mino manko aho fa misy manam-pahaizana momba izany ny namana sasany.
Ny anton'io dia mahagaga ihany hoe nahoana no miaraka nefa dia natao ho tsy hiaraka mihitsy?

novalian'i stneh ny 03/02/2007 12:12
3. tywa68
(
25/12/2006 19:53)
Ronaldo09 > F'angaha rehefa tsy tokony hiaraka @ fiteninao dia aretina ê ?
Andramo anie ê !
Zaho aloha tsy te-halala fa aleoko ihany mijanona @ lahy ê !
Andramo anie ê !
Zaho aloha tsy te-halala fa aleoko ihany mijanona @ lahy ê !
4. soanja
(
25/12/2006 22:24)
Asa re ry Ronaldo. Mino aho fa misy ny hoe efa voajanahary, ao ny filana te hanandrakandrana de tavela eo, ao ny misafidy mihitsy fa ratsy tsy mahafapo azy ny mitovy fitaovana aminy noho ny antony samihafa ary ao ny tsy mahita safidy dia izay tandrify azy eo hatsarainy (toy ny any anaty prison ohatra). Asa re! fa mahavariana tokoa fa tsy araka ny eritreretintsika olombelona no mety fivoakan'ity natiora ity.
Aza manadrana mihitsy anefa rehefa hitanao fa tsy mety aminao.
Aza manadrana mihitsy anefa rehefa hitanao fa tsy mety aminao.
5. ikaretsaka
(
25/12/2006 23:28)
fa ny mahagaga anoe rehefa avy eo ilay lahy samy lahy mitady lavaka ihany hanatsofohana ilay zavatra e....
dia ny vavy samy baby koa mitadi "zavatra" atao solon'ilay raha tokony hitsofoka any iny
mody he tsy mila nefa rehefa ela ny ela mila ihany
dia ny vavy samy baby koa mitadi "zavatra" atao solon'ilay raha tokony hitsofoka any iny
mody he tsy mila nefa rehefa ela ny ela mila ihany
6. soanja
(
25/12/2006 23:35)
ikaretsaka:
fa ny mahagaga anoe rehefa avy eo ilay lahy samy lahy mitady lavaka ihany hanatsofohana ilay zavatra e....
dia ny vavy samy baby koa mitadi "zavatra" atao solon'ilay raha tokony hitsofoka any iny
mody he tsy mila nefa rehefa ela ny ela mila ihany
Ikaretsaka angaha vehivavy mahafantatra an'izany.:-D:-D
8. soanja
(
27/12/2006 08:50)
Ka atao inona ary hoy ianao iny lavaka iny? izay no nanaovan'ilay nahary azy raha ny fahaizako azy aloha.
9. ikaretsaka
(
27/12/2006 20:55)
hampidiran-javatra iny lavaka iny...
dia ilay zavatra tokony hiditra ao koa mila lavaka fa tsy natao hanao escrime fotsiny!:-D
dia ilay zavatra tokony hiditra ao koa mila lavaka fa tsy natao hanao escrime fotsiny!:-D
10. soanja
(
27/12/2006 23:32)
ikaretsaka:
hampidiran-javatra iny lavaka iny...
dia ilay zavatra tokony hiditra ao koa mila lavaka fa tsy natao hanao escrime fotsiny!:-D
Aloe tsy hiteny intsony zah fa tsy mahita havaly intsony satria mazava tsara ny fanazavanao azy. Ka asa re ny valiny raha avy aty amiko. Ilaina be aloha ilay atsofoka e.