Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo ( 21/12/2006 16:10)
Fahamarinana
Tokony hatao lazaina daholo ny ps, amin'zay ireo mpametraka [u]xxx[/u] afaka mifidy anakiroa: Hanatsofoka ny ps-any na tsy manoratra. Fa manabe ny ratsy sy mampisy fiantsarambelatsihy aminy fots... tohiny
novalian'i Stretch ny 25/12/2006 14:09
toovs ( 21/12/2006 15:51)
misy olona de tsisy atao mihitsy ato
mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary. mba la... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 17:51
vahiny2004 ( 21/12/2006 15:03)
Mitady tononkira /mpihira azy (tsy ao @ tononkira serasera)
Mba mitady ny tonony feno an'ilay hira hoe Misaotra Anao zahay ry Tompo tia anay Fa mbola nomenao tombon'andro hahay midera Anao Ny zavatra hatao Ankinina Aminao Ny fahasoavanao He... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 10:31
ajola ( 21/12/2006 13:49)
Tiany ve aho sa manaitaitra azy fotsiny?
vhv aho.Miaraka @ lhl iray aho nandritra ny 8 volana eo eo zay. Tiako be izy nef nandritra ny fiarahanay d toa olana no tena betsaka. Eo ambony fandriana iany izahay no mi-fampi comprendre. ar na de m... tohiny
miarina ( 21/12/2006 13:36)
Masculin sa Feminin
Mba nandinika aho izany hoe maninona ny frantsay no mampiasa y genre masculin sy feminin (la sy le) fa tsy toy ny gasy sy ny anglisy ohatra. Ny tena nahagaga ahy dia izao. Rehefa mikasika ny lehilahy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 08:27
diamondra27 ( 21/12/2006 12:44)
adresse mail dangereux
Bonjour, Attention, attention !!! Dites à tous vos contacts qui sont dans vos listes mail ou Messenger de NE PAS ACCEPTER le contact : david@mail.fr. C'est quelqu'un qui va formater vos Ordi... tohiny
salmo ( 21/12/2006 11:52)
(resaka am tel) vao noteneniko fotsiny oe:
-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e, de ody zao no nataony tamiko: -an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany) vao maika nitenenako oe: -Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy? ... tohiny
jhouhlambout ( 21/12/2006 11:50)
Iza no mahay... ?
(x-a)(x-b)(x-c)....(x-y)(x-z) = ????... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/12/2006 16:04
Shorty91 ( 21/12/2006 11:24)
Raikitra de LOLA
Slt !! Si qqn aurait les paroles de Raikitra (LOLA) ça serait trop super ! bizzzzzzz ... tohiny
booboo ( 21/12/2006 09:47)
Tourtes
Nanandrana nanao tourte lorraine :}:}:}zà omaly fa tsy nivoaka lé izy fa tsy nety tsara angamba lé cheminée.... Sao misy afaka manoro ny tena fanaovana azy kay azafady ? tsy voatery tourte lorr... tohiny
xxx ( 21/12/2006 09:16)
La Gazette 21/12
A Tsiafahy : Le général Fidy craint pour sa vie Le général Fidy craint pour sa vie, s’il est interné à la maison de force de Tsiafahy. Il a donc demandé à ses avocats d’intercéder en s... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 08:20
xxx ( 21/12/2006 08:55)
reveo manja !
http://www.bismak.fr :wink: lafatra e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 14:59
ratonga ( 21/12/2006 08:15)
Mr et Mme
niteraka 5 vavy hono Mr et Mme Duciel, iza avy no anaran'ireo ankizy ?:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i nolalaina ny 02/01/2007 23:33
kitjo ( 21/12/2006 08:14)
Voaroaka ny Venta Club Nosy Be
gaga aho nahita an'ity http://madagascar-tribune.com, ao @ Economie raha sendra tsy tonga dia misokatra ilay pejy kanefa io no "resort" ao Madagasikara high class indrindra angamba h@ izao... k... tohiny
novalian'i jefra ny 22/12/2006 13:29
kitjo ( 21/12/2006 07:59)
fihaonana dago
sali sali aby za moa zany tsy d maharaka resaka lotra indraindray.. Hono wa, misy fety fihaonana ve any an'anona an'anona any any dago @ty faran'ny taona ity? za manko 12andro monja no any dag... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:17
soanja ( 21/12/2006 06:58)
Kizitina rehafa mitondra Fiara (road rage)
Ny zavatra mampatahotra ahy ao Tana rehefa mitaingina fiara ao dia toa miady lava izany foana ny mpitondra fiara sady mifampiteny ratsy ary tsy misy fifanajana mihitsy. Fifandeferana tena zero mihitsy... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 12/01/2007 04:44
ravatorano ( 21/12/2006 05:49)
naterin i dada lery fa natahotra ngamba
ny teny hoe voasambotra ny kolonely Welson Ralaikoa dia tsy marina loatra satria dia naterin ny rainy tany amin ny toby miaramila teny amin ny BANI ranamana nitolobatana tao izany.Tsi zoviana amitsika... tohiny
novalian'i rvoulah ny 16/01/2007 11:24
dailynews ( 21/12/2006 01:11)
vavao tsara, vavao ratsy, vaovao tena ratsy
vaovao tsara: nahazo sms tany @ ilay malalany izy. vaovao ratsy: nilaza taminy ilay malalany fa hisaraka aminy vaovao tena ratsy: diso adiresy kay ilay sms. VT: nanao voyage afera niaraka t@ ch... tohiny
novalian'i aigredoux ny 12/01/2007 10:34
Lejim ( 21/12/2006 00:17)
confrontation des Proces Verbaux?
Aiza ihany ny confrontation de proces-verbaux izany fa toa ny HCC hilaza iza no nandresy indray no mandeha laza be izao. Satria efa maro ny kandida nanao fitakiana, ary satria efa nanaiky an'izany ny... tohiny
novalian'i manantsoa ny 24/12/2006 16:22
Stretch ( 20/12/2006 23:28)
Italie Milano ?
Raha te ho any Milano v? avy any am pays non EU ka te hijery an Milan alahady latsinainy talata dia mila [b]visa[/b] za io zany gasy an ! pasipaoro maintso fotsy mena gasy fa tsy italie fanontania... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.2087