confrontation des Proces Verbaux?
1. Lejim
(
21/12/2006 00:17)
Aiza ihany ny confrontation de proces-verbaux izany fa toa ny HCC hilaza iza no nandresy indray no mandeha laza be izao.
Satria efa maro ny kandida nanao fitakiana, ary satria efa nanaiky an'izany ny HCC talohan'ny fifidianana dia rariny sy hitsiny raha atao io confrontation de PV io mba ahafantarana ny marina.
Marihina fa izany no lesoky ny fitondrana teo aloha ka nahatonga ny grevy 2001-2002. Mety tsy hisy olona higrevy intsony izao, ary tsy mirary ny hisian'ny grevy zah, fa tokony hampiadiana ny PV rehetra vao milaza ny voka-pifidianana ny HCC.
Raha tsy misy izany dia mampiahiahy ahy ihany ny fifidianana teo iny!
Ary raha tsy misy koa izany dia toa manamarina ny tenin'ny mpanohitra maro hoe, nangala-bato ny fitondrana. Ny tokony hialana amin'izany dia ny confrontation de PV. Zavatra tsy sarotra nefa matomboka izany, sady mangarahara, fahamarinana, sy fahamasinana no filamatra koh!

novalian'i manantsoa ny 24/12/2006 16:22
3. fijo
(
21/12/2006 05:20)
manahy aho fa tsy hisy io zavatra io ko.raha hoe hivoaka ny asabotsy izao ny vokatra dia midika izany fa tsy hisy io zavatra io.indrisy fa dia izay.
4. jentilisa
(
21/12/2006 05:52)
Avoahy ary ny PVn'ny mpanohitra e! aiza ho aiza ireo misy tsy mitovy?
5. fijo
(
21/12/2006 05:55)
eo koa olana be,fa araka ny voalazan'ny mpanaramaso,dia maro ny solotenan'ny mpanohitra no tsy tonga teny ampifidianana akory.
7. rabaradaka
(
21/12/2006 06:55)
Zao le izy ry dadatoa a, ny confrontation aloha tsy hisy ho an'ireo nahazo 0%. Faharoa nanao confrontation des PV ny HCC fa confidentielle le izy de tsy holazaiko aloha. Fahatelo, aza ampitoviana ny tamin'ny 2002 ny 2006. Misaotra de samia hahatratra ny investiture an'i Ravalo e
8. Lejim
(
21/12/2006 06:55)
hahah, ampitahao ny pv rehetra dia ho hita eo ihany iza no manana ny marina.
Jentilisa> Tsy mila mamaly borengy anie enao raha tsy misy avaly!
Amiko manokana dia lalana mankany amin'ny mangarahara izany fampitahana PV izany fa tsy filana vaniny.
Chose promise, chose due. Au moins mba asiana honetete ny fiainana.
Ny marina ihany no angatahiko satria ny marina ihany no hanafaka antsika.

9. kitjo
(
21/12/2006 07:09)
Amiko indray anefa dia hoy aho hoe:
Raha toa ka tena kely dia kely ny elanelam-bato toy ny hoe 43 sy 46% eo @roa voalohany dia ilaina izany...
fa raha atao ve ny confrontation @ elanelan'ny 54,80 sy 11...dia hisy fiovana be ve ny elanelana?
sa dia ny hisian'ny 2e tour fts no irina?
ka raha 2e tour anefa, sur ve ianareo fa tsy ho lany indray Ravalo?
ka raha samy ho lany ihany izy resaka mandany andro dol zany tsy aleo ve miroso @fampandrosoana @zay e???

10. hery
(
21/12/2006 12:04)
Izay mieritreritra ho tratran'ny fanambakana no manao confrontation.
Tamin'ny 2002 dia nisy izany ary nitady ny fika rehetra mihitsy Ravalo hanaovana ny confrontation.
Anjaran'ireo mpanohitra izany ny mitady ny fika rehetra hanaovana confrontation fa tsy ny olona no rebirebena amin'izany.

11. lapino
(
21/12/2006 12:29)
Lejim > za kosa tsy mahita valy "borengy" amin'ny tenin'i Jentilisa mihitsy.
Aiza ny valim-pifidianana avy amin'ny mpanohitra ? Mitovy sa tsy mitovy amin'ny valim-pifidianana navoakan'ny ministera ? Raha tsy mitovy ihany ireo, izay vao misy dikany ny confrontation.
Za mety tsy maharaka aloha, fa tsy naheno voka-pifidianana afa-tsy anankiray aho hatramin'izao. Dia tsy haiko hoe ho confronter-na amin'ny inona ?

12. mandrindra
(
21/12/2006 12:46)
hery:
Izay mieritreritra ho tratran'ny fanambakana no manao confrontation.
Tamin'ny 2002 dia nisy izany ary nitady ny fika rehetra mihitsy Ravalo hanaovana ny confrontation.
Anjaran'ireo mpanohitra izany ny mitady ny fika rehetra hanaovana confrontation fa tsy ny olona no rebirebena amin'izany.
toa gravy be raha ny tamin'ny 2002 no averina kle
13. Lejim
(
21/12/2006 15:59)
hery> Izany hoe, na dia ratsy aza ny nataon'ireo teo aloha, dia tsy maintsy atao ihany? i Hery izany dia mpanohana olona fa tsy misy fitiavam-pirenena. Samy manana ny heviny io.
lapino> Tsy voatery hampitovina ny PV-n'ny mpanohitra rehetra vao afaka mampitovy amin'ny an'ny fanjakana. Sa inona ny atahorana?
kitjo> Marina fa be ny elanelanelana 4%, nefa tsy misy chiffre tsy azo amboarina izany ka any no mampanahy!

14. bazylou
(
21/12/2006 17:42)
arya raha le8 no resy teo dia nanao confrontation ve???? Tsara asiana confrontation foana na 0% aza satria ao ny marina!!
NY ahy ilay pc niboge ny zoma 8 12 06 ihany no tsy azoko,,, fa inona no nitranga?? tao angamba no nipasoka ny domy ry lerony!!

15. kitjo
(
21/12/2006 20:33)
lejim> ka io indrindra no lazaiko oe ilay hisian'ny 2e tour mhitsy zany no kendrena?
tsy efa mazava ve izao ny elanelan'ny 54 sy 10 na 11?
sa mba hoe hitady 2nd chance hitambatra sao mba ho avotra ihany???
dia iza amin' ireo mpanohitra ireo no tena manana vokatra feno mihitsy ho confronter-na fa raha ampahany ho hita ve io elanelana 4% tadiavina hidina io?
AMiko aloha raha nahazo 49% ravalo d noteneniko mihitsy eo rangah mangalara dia amzay mba vita ty resa-be ty ah!! efa samy ho lany ihany :-D:-D:-D
hanao fifidianana vaovao, ravalo ihany no lany dia inona ndray ny manaraka?????

16. fijo
(
21/12/2006 22:36)
za kosa aloha ry namana rehetra isany;dia momba ity fifampitahana PV ity an.tokonyhoatao io mba hampadio ny sain'ny rehetra.
antony.
-be loatra ny tsaho mandeha ka mila hampanginina.
-tsy tokoany hisy atahorana koa io,satria ilay PV anie ka zara raha misy hoampitahaina noho ny antony efa voalaza ery ambony ery e.vitsy ny PV ananana'ny mpanohitra.
-ilaina io,satria eo dia tena hikombona ny vavan'ny mpanohitra rehefa abaribary ny zavatra misy.
tsy handany andro koa io,fa izay toerana mampiahiahy fotsiny no ampitahaina.

17. Lejim
(
21/12/2006 23:51)
Tsy azon'i kitjo mihitsy ny olana. Tsy mazava amiko na marina na tsia ny vokatra navoakan'ny ministeran'ny atitany teo iny raha tsy misy confrontation des PV. Manginy fotsiny ny fitarainana ataon'ny kandida sasany izay toa mitombona ihany raha ny lojikany no arahina. Raha tsy manana PV moa ny kandida hafa dia afaka adidy ny fanjakana amin'izany, mangina rahateo aho satria hita amin'izay ny marina.
Ny ahy dia tsy deuxieme tour izany mihitsy no olana, fa ny fisian'ny mangarahara. Fa raha faly ny hanohana na hanakiana ny olona na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona, toy ny ataonareo (ireo mpanohitra koa ao anatin'izany), dia adino ny Tanindrazana. Anareo mety faly manohana olona fa zah tsy any ny lohako.
Au moins mba miramirana ny saina raha mba fantatra ny mangarahara eo.

18. lapino
(
22/12/2006 00:56)
lejim:Fa iza no matahotra inona fa tsy azoko ? :roll::roll:
lapino> Tsy voatery hampitovina ny PV-n'ny mpanohitra rehetra vao afaka mampitovy amin'ny an'ny fanjakana. Sa inona ny atahorana?
Fa ohatra ny tsy novakian'i Lejim tsara ny nosoratako
Aiza ny valim-pifidianana avy amin'ny mpanohitra ? Mitovy sa tsy mitovy amin'ny valim-pifidianana navoakan'ny ministera ? Raha tsy mitovy ihany ireo, izay vao misy dikany ny confrontation.Ny valim-pifidianana navoakan'ny ministera izao, nivoaka tamin'ny gazety, nandeha tamin'ny radio, azo jerena amin'ny aterineto na any amin'ny vohikala ofisialy na amin'ny tatitra ataon'ny bilaogy isan-karazany, hitan'ny rehetra tsy misy miafina na kely aza.
Ary ny avy amin'ny mpanohitra ? Na vokatra feno na ampahany? aiza ? :roll:
Kanefa ataoko fa betsaka no liana amin'izany an!
19. Lejim
(
22/12/2006 02:36)
lapino> Zavatra kely fotsiny no angatahin'olona dia ny confrontation des proces verbaux, pas plus, ni moins. Izay manohitra an'izany dia na izy mila vaniny, na izy manana zavatra afenina. Io ilay nolazaiko hoe matahotra.
20. lapino
(
22/12/2006 06:48)
Ary hodian'i Lejim fanina ngamba ilay fanontaniako lety e! le hoe : "Aiza ?"