confrontation des Proces Verbaux?

21. pissoa ( 22/12/2006 07:18)
Efa voavaliny amin'ito kosa angamba ialahy e !
Lejim:
Raha tsy manana PV moa ny kandida hafa dia afaka adidy ny fanjakana amin'izany, mangina rahateo aho satria hita amin'izay ny marina.

Tsy tompon'andraikitra amin'ny toerana misy ny vokatra nangonin'ny mpanohitra i Lejim. Ny heviny fotsiny dia hoe raha misy any ho any, dia ataovy ny confrontation ; raha tsisy dia afaka adidy ny fanjakana. Mazava be io, ary tsy hitako tokoa izay olana amin'izany :)

Dia miandry valiny (tsy avy amin'i Lejim akory an) hoe misy ve any ho any sa tsy misy :-D
22. lapino ( 22/12/2006 08:18)
Ka raha mahay valiny ve moa i Lejim dia hahasarotiny kosa ? :wink:
Raha tsy izany dia samy liana zany za sy Lejim :)

Lejim > Tsy resaka hoe manohitra confrontation araka ny filazanareo azy, fa condition ilain'ny confrontation ny fisian'izay ho confronter-na.
23. fijo ( 22/12/2006 22:24)
marina aloha io hoe ,maninona rah aavoakan'ny mpanohitra ny PV anyaminy;liana ny gazety raha mamoaka an'io ny lmpanohitra.ary ilay PV raha ny fahalalako azy,dia le takela eryambony ihany no misy soratra stylo,fa ny ambiny ao ambany dia dikasoratra daholo.izany hoe dikan'ilay voasoratra stylo.tsy misy azo hangalarina io.ary tokony hanana io ny mpanohitra,ka raha milaza izy fa misy tsy mitovy dia avohay,fa mahalianany rehetra io.
za dia momba tanteraka io fampitahana io.
24. fijo ( 22/12/2006 22:24)
nofidiko ravalo raha ny mpilatsaka,fa tsy ekeko raha lany tamin'ny halatra.
25. BloodTitan ( 23/12/2006 08:21)
De ahoana am zay ary fa nanaiky nanao confrontation ny HCC ary dia hita fa tsy nisy fangalaram-bato nataon ny filoha candidat, nekena avokoa ny fangatahana nataon i Norbert lala Ratsirahonana sy ny avy amin'ny kandida isany Herizo Razafimahaleo. Iza no mbola sahy hanao confrontation toy ireny ra tsy Ravalomanana? Madio le fifidianana zalahy a
26. manantsoa ( 24/12/2006 16:22)
Aiza ilay kandida nitaky ny hanaovana ny confrontation PV e?? Hevitra avy any aminy hono ireny tamin' ny 2001-2002 ireny koa nahoana no tsy hoatao rehefa izy no milatsaka ho filoha ?
dia hoatao tokoa ary ny CPV , ho lasa 40% ve ilay 4% tany amin'i MIRA ary sanatria 5,48% ilay 54,80% ???
Mampalahelo ary tena mahatsikaiky .
Veloma ry 125 000 000 fmg tokony nanaovana fetibe milay ( noely 2006 sy taom-baovao 2007 )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0794