naterin i dada lery fa natahotra ngamba

1. ravatorano ( 21/12/2006 05:49)
ny teny hoe voasambotra ny kolonely Welson Ralaikoa dia tsy marina loatra satria dia naterin ny rainy tany amin ny toby miaramila teny amin ny BANI ranamana nitolobatana tao izany.Tsi zoviana amitsika intsony moa izany rainy izany fa ny Jeneraly misotro ronono Ralaikoa Samson.
Ilay Kolonely iray zany sisa no andrasana dia ho feno ny olona tena akaiky tamin ny fikotrehana an iny raharaha iny.
:wink:
novalian'i rvoulah ny 16/01/2007 11:24
2. fijo ( 21/12/2006 05:51)
ie,za koa gaga nahita io vaovao io teo.aleo kosa izay ,toa izay hiafina foana any kle
3. kitjo ( 21/12/2006 05:59)
iieee
fa hono wa ry ravatorano
misy oe ralaikoho fantatro, tsy haiko tsony na ralaikoa na ralaikoho....tany Fianar izy d aveo Antsirabe sy Mandoto ka tsy haiko oe izy ve io sa tsia? ilay fanampin' anarana moa tsy haiko!
Colonel ko raha tsy diso aho...
4. jentilisa ( 21/12/2006 06:00)
Samy manamboninahitra e! mba misy voninahitra ihany anie na dia izany aza e!
5. Fiffi ( 21/12/2006 06:08)
kolonely kosa ve moa tsy hanam-boninahitra ?
6. nikopol ( 21/12/2006 08:17)
ravato , naterin'i dada ve Kolonely ? :lol: henjana ty raharaham-pirenena ty :lol:
raha scenario ana -cinema le izy dia tokony hisy maty anakiray amin'ireo wanted !
7. fijo ( 21/12/2006 22:30)
kitjo tena izy io.zokin'i olos anie io e.izay efa nifandona tamin'i olos.
8. rvoulah ( 16/01/2007 11:24)
kitjo> gaga ndray ahako ra ndroky no tsy mahalala an'i jeneraly ralaikoa ka !
zokin'i E... io colonel io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2165