Tiany ve aho sa manaitaitra azy fotsiny?

1. ajola ( 21/12/2006 13:49)
vhv aho.Miaraka @ lhl iray aho nandritra ny 8 volana eo eo zay. Tiako be izy nef nandritra ny fiarahanay d toa olana no tena betsaka. Eo ambony fandriana iany izahay no mi-fampi comprendre. ar na de misaraka aza izahay indraindray de toa miafara @ sex foana rehefa miresaka. Manontany tena iany aho hoe tiany marina ve sa manome envie an azy fotsiny? Tsy haiko! fa mijaly aho satria izy tiako ho tia ahy @ maha izaho ahy fa tsy noho izaho mahavita ny sitrapony.
Ahoana ny hevitrareo?
2. simplex ( 21/12/2006 13:53)
Tsy mbola valiny ity fa fanontaniana kely fotsiny an:

Tonga de samy tara be nareo t@ voalohany e?
:°)
3. poupousa ( 21/12/2006 14:04)
tsitra be zany e! aza omena sexe tsony fotsiny izy aloha de hitanao eo hoe ahoana
4. mozart ( 21/12/2006 14:32)
efa niaina toaanaoioihany koazasaingy za moa tovolahy! ny marina dia tia anao ihany izy saingy tsy fantany ny anehoany izany aminao......afatsy eo ambony fandriana!
valio
5. cutie ( 21/12/2006 14:33)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 21-12-2006 14:53:34
Lohateny : Re : Tiany ve aho sa manaitaitra azy fotsiny?
Tsy mbola valiny ity fa fanontaniana kely fotsiny an:

Tonga de samy tara be nareo t@ voalohany e?

:-D:-D:-D:-D:-D
6. pissoa ( 21/12/2006 14:37)
poupousa:

tsitra be zany e! aza omena sexe tsony fotsiny izy aloha de hitanao eo hoe ahoana
miombon-kevitra :-D


7. salmo ( 21/12/2006 14:42)
poupousa:
tsitra be zany e! aza omena sexe tsony fotsiny izy aloha de hitanao eo hoe ahoana

Fa angah ny vhv ihany no mahay anio?

zay Joba ray ve de hatao hampihanahana joba bedebe mameno ny tanana
8. cutie ( 21/12/2006 14:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. pissoa ( 21/12/2006 14:44)
Ka refa zay no afitsony ry bandy kely vo nahazaka sipa de tsy tia izy zany an :-D:-D:-D
10. Fiffi ( 21/12/2006 14:57)
ary mahay zavatra ity salmo ity an ! :-w:-w:-D:-D
11. salmo ( 21/12/2006 15:19)
pissoa:
miombon-kevitra

de aleo ho antitra ao zany.
fa tandremo fotsiny manao resaka marikoriko. oh:http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m456cae2f372ca
12. salmo ( 21/12/2006 15:19)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m456cae2f372ca
13. Fiffi ( 21/12/2006 15:26)
fa marikoriko ahoana ?
14. diamondra27 ( 21/12/2006 16:29)
mazava be ange izany e! sexe fotsiny ny intérêt de hitondra aiza?
Tsy mba misy zavatra hafa ikambanana.
Asa aloha fa raha za zany de aleoko miala.
Sexe zany mahita foana na de hoe: natsiro be le izy :lol: izay no hevitrao hoe: mety tsy ahita plaisir @ hafa tsony aho fa lery tena mahay manao be sns...

Rehefa miala aminy ianao de tadidio aho hoe: marina ihany le lazain'i diams. Sady nahita olona afaka mizara ny passion sy loisir-ko @olontiko aho.

Ny fantako de zao: tsy haharitra ela zany fitiavana basée que sur les sexes zany

De miady de tssss
15. diamondra27 ( 21/12/2006 16:36)
ajola:

vhv aho.Miaraka @ lhl iray aho nandritra ny 8 volana eo eo zay. Tiako be izy nef nandritra ny fiarahanay d toa olana no tena betsaka. Eo ambony fandriana iany izahay no mi-fampi comprendre. ar na de misaraka aza izahay indraindray de toa miafara @ sex foana rehefa miresaka. Manontany tena iany aho hoe tiany marina ve sa manome envie an azy fotsiny? Tsy haiko! fa mijaly aho satria izy tiako ho tia ahy @ maha izaho ahy fa tsy noho izaho mahavita ny sitrapony.
Ahoana ny hevitrareo?


matoa izy mapiseho io fihetsika io hoe: iadivany ianao vao miray ianareo dia misy blème psychologie lery izay.
Sao de bandy voavono ny RAD izy taloha na ny mpiray tampo aminy no maty vono foana taloha. Apetraho ny question.
Sao SM lery = sadomazo

tena fanahy iniany ilay miady aminao satria fantany fa hanaiky azy ianao avy eo ary izay no plaisir-ny.
Fanahy iniany izany hoe: mety inconscient ihany izy fa zay no besoin-ny.

Anao ramatoa ny safidy fa efa novelariko sy nosokafako ny masonao.
Prenez un peu de recule de aza atao hoe: ianao io vhv tia an'ilay lhl io
Dia manontania tena hoe: fa maninona moa le vhv no manaiky atao an'izany?
Tsy misy hevitra hafa v fa tsy maintsy ilàny vanona za, de miady kely de nefa avy eo miafara @ au lit.

Diniho @ fo tsy mianagtra.
Raha toa ka tena tianao le olona de zao: oui mais à quel prix? De raha un jour ianao tsy afaka manome sexe azy fa marary? De ahoana ny fipetrany?
Il faut poser beaucoup des questions?

Allez courage ma belle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588