adresse mail dangereux

1. diamondra27 ( 21/12/2006 12:44)
Bonjour, Attention, attention !!!


Dites à tous vos contacts qui sont dans vos listes mail ou Messenger de NE PAS ACCEPTER le contact : david@mail.fr. C'est quelqu'un qui va formater vos Ordinateurs et si un de vos contacts l'attrape alors vous serez touchés. Donc Faites un copier-coller de ceci et envoiyez-le! C'est urgent et ça va très vite, Il circule depuis 30/11/06 en faisant beaucoup de dégâts.
Cordialement.

Miala tsiny fa natao copie coller eto le mail

Nahazo io mail io aho ka mba te-hizara aminareo sy mba mangataka ny hevitra avy aty aminareo.
Ahoana ny ataonareo hino sa tsia, hanaraka sa tsia?
Raha manana haaevitra hafa hafa moa vao maika tsara

Tsy fantatra na marina io na tsia fa ny fahafantarako azy dia hoe: hafahafa ihany ilay adresy maninona tsy hoe: hotmail na caramail fa mail tout court?
2. Fiffi ( 21/12/2006 13:55)
de toute façon , raha zah aloha de tsy mandray mail avy @ olona tsy fantatro zany an ! tondé ary @ spam zany ...
3. Frerakely ( 21/12/2006 15:59)
Misaotra betsaka tamin'ny vaovao fa tena ilaina izany. Homba anao anie ny Tompo.
4. diamondra27 ( 21/12/2006 16:42)
Fiffi: mail avy t@ olona fantako io nampitandrina ahy.

Fa le david no tsy haiko.


Frerakely: tsy misy fisaorana fa sao de mahasoa.
M'si:-*:-*
5. totofy ( 21/12/2006 20:13)
M'si DM(l):wink:
6. fijo ( 21/12/2006 21:49)
za ve fantatr'i fiffi???hi hi hi
7. diamondra27 ( 21/12/2006 22:19)
totofy: tsy misy fisaorana e!
raha mahay mamaly de ahoana moa?
8. MTN ( 23/12/2006 16:16)
tsy misy an'io izany fa efa resaka efa antitra be io. Efa im-betsaka aho nahazo an'io fa francophone daholo no nahazoako azy, nefa ny internet erak'izao tonolo izao.

Betsaka ny olona no tsy misy atao dia mamoroporona resaka toa ireny dia aparitaka any amin'ny namana. Dia miely, dia avy eo faly ery mahita an'ilay izy miverina any aminy indray.
9. Ranavalomanjaka ( 26/12/2006 07:09)
:-D:-D:-D:-D zay aloha de marina ry MTN e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2977