Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Kassy
(
20/12/2006 07:04)
miriorio
miriorio ny angidina...
tohiny
novalian'i Annie75 ny 21/12/2006 00:17
Hubert
(
20/12/2006 07:02)
Bourse d'etude (Belgique; canada)
Azafady indrindra, mitady adresse ahazoana ireo formulaire à remplir @ bourse d'etude mankany belgique na canada am'sampana economie ho an'izay mahafantatra.
De misaotra mialoha e!
tsiky de ampy!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 06:21
modifanina3
(
20/12/2006 06:45)
tokamaso fa maro jerena
:lol::lol::lol::idea:...
tohiny
novalian'i lee ny 07/03/2007 08:49
bmw307
(
20/12/2006 06:27)
analana tô vomaika miha ngeza
inona ary io ô?...
tohiny
novalian'i Stretch ny 21/12/2006 23:17
bmw307
(
20/12/2006 05:07)
voan'ny natao
nieritreritra ny anavotra olona ny secouriste taty aminay ny zoma lasa teo kanjo izy indray no navotana tany andranomasina , saika maty , tsiampy formation angamba de efa nanao pratique sahady ( las...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 18:47
sitlo
(
19/12/2006 22:27)
momba ny statistika
Izaho wa ohatra ny tsy tafiditra statistika mihitsy. Dia mba lasa ny eritreritro hoe, tokony mba avoaka eo koa ny namana be mpanakana indrindra. Dia misaotra mialoha. :wink:...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/12/2006 21:37
xxx
(
19/12/2006 21:47)
tsaroanareo ve ny lalao fahazaza :) :) :)
http://pissoa.blaogy.com/post/9/2216 ary vakio ny [b]commentaires[/b] ao fa hampahatsiaro anao ny fahazazanao. ...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 20/12/2006 19:15
xxx
(
19/12/2006 20:02)
za zany malahelo an'i Ja
Ohatra ny manembona an'i ja izany aho ry reto ah, dia tsy hita tato amin'ny dinika intsony izy. Dia noesoriny daholo koa ny sariny. Fa naninona ary.
:cry:...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/01/2007 23:15
salmo
(
19/12/2006 19:46)
zoky sy zandry
:-*:-* manana any zokivavy fasaly, ôtrany manana zoky milay be, de zah zany no zandrilahikeliny fasaly. :-*:-*.
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/12/2006 06:55
Fiffi
(
19/12/2006 17:38)
Firariantsoa , Noely sambatra....
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/bougienoel.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EA...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 17:33
salmo
(
19/12/2006 17:34)
fahazoana lalana
Teny Malagasy sy Frantsay ihany ve no mahazo hatao eto?
ohatra anakiroa:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4540b385d2aed
http://forum.serasera.org/index.php?rub=di...
tohiny
novalian'i bmw307 ny 20/12/2006 06:21
jimtex
(
19/12/2006 16:41)
majeur 7 ataovy serieux
mba ra misy mahay le tonony de ma alefaso tompoko misaotra mialoha
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/12/2006 18:22
simplex
(
19/12/2006 16:13)
mahaleo 4eva
gasy ka manja
http://www.dailymotion.com/video/xr8it_aminny-anaranny-ray
:)...
tohiny
novalian'i melody ny 05/01/2007 16:54
salmo
(
19/12/2006 15:57)
ilay zaza nantsangana
Hoy ilay zaza:
-Maman! Papa! ¿nahoana moa izaho irery dia hafa noho ianareo ny lokoko, tsy tena zanakareo angah aho?
Hoy ireo Ray amand'Reny mpanangana:
-Anaka, tsy zanakay nateraka tokoa ianao...
tohiny
novalian'i maditra ny 20/12/2006 01:47
bazylou
(
19/12/2006 13:38)
fanontaniana mipetraka!!
Nahoana no tsy mety azo sy tonga any Madagasikara mihitsy i deba fa naleo aza ny lohandohan'ny mpisorona niasa taminy no atao henjika alika???
Nahoana no navela ny helony raha tena manenjika ny ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 21:42
edou
(
19/12/2006 13:25)
fangatahana tononkiran'i Abel Ratsimba
manao ahoana avy ianareo ato
Ny vaovao dia tsy misy ambara firy fa izao:
mba mangataka ny tononkiran'i ABEL ratsimba mitondra ny lohateny hoe "tsy nofiko" raha azo atao fa tena ilaiko maika dia maik...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 15:08
salmo
(
19/12/2006 13:08)
Fihaonana am Diskoteka
Amin'ny fandehanana Disco mba ho fifaliana.
Hande hitady namana vao2 no tena tanjona sa hiheno mozika sy hikarenjy amin'ny TECNO-DANCE sns... rehefa avy eo dôziny. http://www.youtube.com/watch?v=Wo...
tohiny
novalian'i Stretch ny 20/12/2006 23:34
jhouhlambout
(
19/12/2006 10:52)
Mamaly faty ve ianareo?
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc...
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:...
tohiny
novalian'i Zina ny 10/01/2007 04:22
jhouhlambout
(
19/12/2006 10:45)
Ny fiainana mandrakizay
Mino ve nareo fa misy tokoa ny fiainana ao aorian'ny fahafatesana? Dia ahoana ny fahitanareo zany fiainana izany? Mitovy @ zao fiainana iainantsika izao ihany ve sa hafa mihintsy? Ary ny réincarnatio...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 29/12/2006 19:08
jhouhlambout
(
19/12/2006 10:14)
Mino ve nareo fa misy tokoa ny atao hoe: "âme-soeur"
Satria mantsy @ zao fotoana izao dia toa tsy hita intsony zany fitiavana maharitra izany. De plus, na efa en couple ary ny olona sasany dia mbola manontany tena ihany hoe: ito olona ito marina ve no n...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/12/2006 20:36
