fanontaniana mipetraka!!

1. bazylou ( 19/12/2006 13:38)
Nahoana no tsy mety azo sy tonga any Madagasikara mihitsy i deba fa naleo aza ny lohandohan'ny mpisorona niasa taminy no atao henjika alika???

Nahoana no navela ny helony raha tena manenjika ny tsy rariny rehetra ianareo ry tim???

Nahoana no nalefa hilefa aty nefa hoe le8 no rola???
novalian'i fijo ny 20/12/2006 21:42
2. Robert ( 19/12/2006 14:26)
Tsy aleo ve izy hinjanona any ivelany any...

Zah aloha mahita hoe efa betsaka loatra ny olana misy eto @ Tanana fa aleo tsy asiana olana hafa @ izany hisamborana an'i Deba izany. Ny fampandrosoana no tokony hatao sy iasana mafy. Sady izy koa anie tsy manankorontana ary tsy misakana ny firenena tsy handroso, tsy ohatra ny sasany.....

Efa ohatra ny migadra iany anie izany tsy afaka mody any antanindrazana. Anotanio P. Rajaonarivelo, ahoana izany exilé izany? (tsy misy ny exilé volontaire).Ry zareo mantsy ohatra faly2 t@ 2002 fa tafa-tsoaka tsy tratra (Lahady samuel sy ny tariny no tratra)....

3. simplex ( 19/12/2006 20:42)
bazy:
Nahoana no tsy mety azo sy tonga any Madagasikara mihitsy i deba fa naleo aza ny lohandohan'ny mpisorona niasa taminy no atao henjika alika???

izy mintsy no tsy enjehina no tena marina e, sady nga ra8 no nanome azy "citoyenete" frantsay ?

bazy:
Nahoana no navela ny helony raha tena manenjika ny tsy rariny rehetra ianareo ry tim???

Mbola miandry azy ny saziny ka. Tsy ny tim no manenjika fa ny lalana no mametra ny tokony hatao sy tsy tokony hatao ary izy ihany koa no mametraka ny sazy @ fandikana izany.

bazy:
Nahoana no nalefa hilefa aty nefa hoe le8 no rola???

refa maty ny deba na aiza na aiza d kely sisa dia tapitra ny film.

Neuilly mintsy nga toi ? :-w

:-*
4. fijo ( 19/12/2006 22:32)
alao hilamina letsy izay efa nivadika aloha an;io mitady tantara be io ihany no tsy avitan javatra
5. bazylou ( 19/12/2006 23:54)
milaza ianareo fa ilay io no tena fototry ny afo nefa naninoan i lery no avela fotsiny eo fa aleo mananjika ny ekipany taloha!! misy fifanarahana ao izany!! ary vazaha mody miady ireo!! ra8 sy deba1
6. xxx ( 20/12/2006 00:52)
I Ratsiraka mianakavy dia citoyens français, Tantely koa sns,ka aleo izy hoany fa tananay koa any, fa manabe pb fotsiny. Fampandrosoana ny priorité des priorité.
7. sitlo ( 20/12/2006 06:10)
Koa tsy mahita lalana intsony i deba dia tsy tafaveriana any Madagasikara ko.
8. bmw307 ( 20/12/2006 06:54)
mialatsiny aloa ry sitlo ! saika mba hanontany anao aho , mba aiza moa ny saron'ireny sitlo ireny no mipetraka rehefa miasa , ary inona @ sitlo no madeha rehefa miasa ? vody sa ny lohany ? tena afa be mihintsy anie ny anareo e! aiza ve ka ny lohanareo indray ny mandeha , ary any @ vody indray nianareo no asiana satroka , tena grave kosa en!:-/:-/:-/:-/
9. ronaldo09 ( 20/12/2006 09:15)
mialatsiny aloa ry sitlo ! saika mba hanontany anao aho , mba aiza moa ny saron'ireny sitlo ireny no mipetraka rehefa miasa , ary inona @ sitlo no madeha rehefa miasa ? vody sa ny lohany ? tena afa be mihintsy anie ny anareo e! aiza ve ka ny lohanareo indray ny mandeha , ary any @ vody indray nianareo no asiana satroka , tena grave kosa en!



Tony zao dia tsy hitan'ingahy webmaster!Raha ronaldo zao no nanao an'io dia asa fotsiny!
10. xxx ( 20/12/2006 15:17)
ah!ah!ah!mahatsikaiky!ny rehetra niaraka t@ deba efa milamina ny fiainan'izy ireo fa misaotra anareo rehetra mahatsiaro e!
11. fijo ( 20/12/2006 21:42)
bmw an tsikaritra koa iny kle?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733