momba ny statistika

1. sitlo ( 19/12/2006 22:27)
Izaho wa ohatra ny tsy tafiditra statistika mihitsy. Dia mba lasa ny eritreritro hoe, tokony mba avoaka eo koa ny namana be mpanakana indrindra. Dia misaotra mialoha. :wink:
novalian'i sitlo ny 20/12/2006 21:37
2. cutie ( 19/12/2006 23:42)
:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 20/12/2006 05:36)
=))=))
4. booboo ( 20/12/2006 09:28)
:-D:-D
5. soanja ( 20/12/2006 09:41)
Ntsooo!
6. fasaly ( 20/12/2006 11:16)
:roll::roll:
7. kelly13 ( 20/12/2006 11:28)
sitlo kou mampi :lol:
8. kelly13 ( 20/12/2006 13:58)
:b:b:b
9. andry08 ( 20/12/2006 15:20)
=))=))=))=))raharaha notadiavina!
10. Zina ( 20/12/2006 20:13)
11. andrea ( 20/12/2006 21:29)
hafahafa ianao Ranamana
manana hevitra mitsivilana
ny tsikeranao mankarary fo
reko tamin'ireo namana tso-po

lazaina hoe vazivazy
na koa hoe tia manala azy
tandremo anefa sao fingaka
ka mahatonga ny olona te handaka

ny daka aloha dia tsy hita maso
azo havadika ho lasa safosafo
toy ny laingon-dravinala sy rofia
mety daholo satria mahay mankafia

mbo tsy hiala maina ireo mpitady
notolorana ireo sary, tafa sy sangy
inona ary no hatolotro, ry sakaiza ?
mbo hampitony, ireo fo tsy afa-mankaiza ?


Mpanoratra : andrea

12. sitlo ( 20/12/2006 21:37)
:lol: (l)
lasa mpanoratra ny tovovavy marina.

Aleo aloha hisintona kely ny mpitsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2594