Mamaly faty ve ianareo?
1. jhouhlambout
(
19/12/2006 10:52)
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc...
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:
novalian'i Zina ny 10/01/2007 04:22
2. booboo
(
19/12/2006 11:06)
Mamaly faty ve ianareo?
zà manokana : ié :twisted:
Inona ny ataonareo
:twisted: mbola tsy haiko fa rehefa @ zany hitako eo ndray
3. Fiffi
(
19/12/2006 11:53)
jhouhlambout:TSIA !!! zah tsy mamaly faty zany fa zao fotsiny no hataoko : "Hapetrako eo am-pelatana'Andriamanitra ny fiainako ary hivavahako hatrany zay nanao ratsy ahy"
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc...
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:
4. malalatinasoa
(
19/12/2006 12:24)
Tsia, miala fotsiny aho. Dia ny fampisehoako fa afaka mitraka aho sy mandroso @ tsara kokoa na solafaka aza no valiny asetriko azy.
8. kelly13
(
19/12/2006 14:57)
hamaly faty? d inona ny tombontsoa? tsy hamaly faty nefa ôtran'ny hoe manaiky lembenana!!!! sarotra ny fandidina ka :(
9. Zina
(
19/12/2006 16:42)
"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" mbola ho avy ny anjarany, tsy antsika no manao vengeance.
11. pissoa
(
19/12/2006 17:09)
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc...
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé
Raha nifanarahana tsy mamaly k ! Fa raha misy famitahana dia ie. Ny atao miankina am'zava misy eo ampelatanana ihany io :-P
:@:-D:-D:-D
12. booboo
(
19/12/2006 17:11)
Pissoa > feno kibay ato raha mila hihihihihi...sa noeud coulant no tianao kokoa ? hihihihi.kamboko zany eeeeeeeeeeeeeee
13. Fiffi
(
19/12/2006 17:27)
Zina:=D=D=D=D
"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" mbola ho avy ny anjarany, tsy antsika no manao vengeance.
14. diamondra27
(
19/12/2006 18:25)
Fiffi:
Zina:=D=D=D=D
"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" mbola ho avy ny anjarany, tsy antsika no manao vengeance.
ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina
:-D:-D:-D
16. USHER
(
20/12/2006 01:52)
zah mamaly faty mihitsy koh,
sady asiako fandinihana lalina izany ny anaovako azy fa tsy tiako ireny samy entim-po dia samy rava ireny.
sady asiako fandinihana lalina izany ny anaovako azy fa tsy tiako ireny samy entim-po dia samy rava ireny.
18. jentilisa
(
20/12/2006 06:02)
Matoa misy ny valifaty dia efa teraka mialoha ny fankahalana araka ny eritreritro aloha!
19. pissoa
(
20/12/2006 07:44)
Be teoria be fotsiny reto oe tsy mamaly faty nefa efa miandrandra valy faty be amin'ny alalan'ny tody :-w:-D:-D:-D