Mamaly faty ve ianareo?
23. Zina
(
20/12/2006 19:33)
pissoa [ Valio ] 20-12-2006 08:44:23
Lohateny : Re : Mamaly faty ve ianareo?
Be teoria be fotsiny reto oe tsy mamaly faty nefa efa miandrandra valy faty be amin'ny alalan'ny tody
aleo azavaina tsara anao ry pissoa ary ny teoria dia lasa pratika rehefa mahay misaina.
marina fa marary ny fo rehetra tratra, ary tezitra mihitsy ka inn anefa no azo ataonao a la longue des jours, des mois voire annees afaka foana ilay fo naratra dia izay no tsy hanaovana faly faty... mila manana patience fotsiny....
ary ny tody ataony dia miverina amin'ny panao ratsy ihany na inn io na inn....tsy momban'ny fitiavana ihany.
24. pissoa
(
20/12/2006 19:57)
Azoko ny tianjy tenenina ... fa raha tena tsy mamaly faty dia tsy mitanisa tody sy atao miverina izany fa mivavaka mba tsy hiverina aminy ny nataony ! :lol::lol::lol:
25. Bakobako2
(
20/12/2006 20:25)
Tsy mamaly faty a , fa porofoko aminy kosa fa tena milay lavitra noho ny andry zareo ny fianako .
Ary tena izany tokoa angé . . .
8)
fiere a io an ! !
Ary tena izany tokoa angé . . .
8)
fiere a io an ! !
26. Zina
(
20/12/2006 22:41)
zao ry reto a:
"life goes on" ny fiainana dia mandeha foana..
ilay fierté aloha ry bakobako2 dia tsy dia mba vohako a...
"life goes on" ny fiainana dia mandeha foana..
ilay fierté aloha ry bakobako2 dia tsy dia mba vohako a...
27. fijo
(
21/12/2006 05:59)
booboo an,tsy maningana ndry ka,za koa tsy hanaiky mora fa ataoko mahatsiaro ahy mihintsy
29. ikaretsaka
(
21/12/2006 06:52)
za koa tsy mamaly faty fa ny voamariko indray dia izay olona niaraka tamiko ka natokisako be ka avy eo nefa nampijaly anahy de hananako alahelo be dia lasa mifoifoy volo sy mijaly (aram-panambadiana daholo raha vehivavy)!
ny sasany aza misy lasan-ko razana mihitsy!
za aza mba gaga hoe maninona ary no lasa ohatran zany ry zareo ! fa bebe ihany izy izay.. hatramin'ny mbola kely..
tsy voatery hoe sipa an.. fa rehefa mety ho olona ka nananako alahelo.
ny ahy manko.. "Forgive, never forget!"
ny sasany aza misy lasan-ko razana mihitsy!
za aza mba gaga hoe maninona ary no lasa ohatran zany ry zareo ! fa bebe ihany izy izay.. hatramin'ny mbola kely..
tsy voatery hoe sipa an.. fa rehefa mety ho olona ka nananako alahelo.
ny ahy manko.. "Forgive, never forget!"
30. Fiffi
(
21/12/2006 06:58)
aza mba mamaly faty zany ry zareo fa misy valiny daholo ange ny zavatra hatao rehetra eh !
31. poupousa
(
21/12/2006 13:44)
ny ahy alo tsisy resaka fa tonga de daroka. ana zay fa tsy voatery mitovy amiko ny ol:twisted:
34. niryna
(
06/01/2007 03:36)
Tsy dia tsara ny mamaly faty fa mianatra mamela no tena zava-dehibe.Olombelona misaina daholo anie e ,misy fotoana mbola ho tadidiny ny ratsy nataony taminao.Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.Izaho koa mitovy an\'ika izany,lasa tsy vanombanona ilay olona na mandositra ireny olona hanana vola ka tsy mahaloa ireny ohatra miafona ao ambadik\'olona hafa dia mihomehy aho sady malahelo satria raha vola nampisamborina dia efa natao ho very.Vavy iray nandainga ka nampiady ahy ny namako taty aoriana namela ilay namako aho ka ity vavy indray no mandositra tsy te-ahita anay miresaka.Hitanareo amin\'izany fa tsy misy tombotsoa ny hamelezana valifaty izany.Aoka moa e, toneo ny fo,mandeha foana ny taxi-brousse na tsy misy aza ny olona
35. booboo
(
06/01/2007 18:26)
mandeha foana ny taxi-brousse na tsy misy aza ny olona
aizaaaaaaaaaaaaaa ! endrasany eo na haraina aza ny andro kouh
36. soanja
(
07/01/2007 04:48)
jhouhlambout:
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc...
Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:
Raha misy zavatra iray tsy vitako dia ity famaliana faty ity. Azoko resahina ao antsaiko le famaliana faty fa rehefa hananteraka aho dia malemy tanteraka ny saiko. Lasa mangoraka ilay olona de tsy vitako le izy.
37. mirana5
(
09/01/2007 16:16)
Ndraindray te hamaly faty ihany fa atao an-tsaina fotsiny hoé AOKA HO AHY NY FAMALIANA HOY ANDRIAMANITRA DIA MITONY NY FO OUF!!!!!!!!!
38. Zina
(
10/01/2007 04:22)
mirana5 [ Valio ] 09-01-2007 17:16:08
Lohateny : Re : Mamaly faty ve ianareo?
Ndraindray te hamaly faty ihany fa atao an-tsaina fotsiny hoé AOKA HO AHY NY FAMALIANA HOY ANDRIAMANITRA DIA MITONY NY FO OUF!!!!!!!!!
ie zany mihitsy satria mbola miasa ao am-po tsika ny fanahin'andriamanitra hihihhii
