fangatahana tononkiran'i Abel Ratsimba

1. edou ( 19/12/2006 13:25)
manao ahoana avy ianareo ato
Ny vaovao dia tsy misy ambara firy fa izao:
mba mangataka ny tononkiran'i ABEL ratsimba mitondra ny lohateny hoe "tsy nofiko" raha azo atao fa tena ilaiko maika dia maika, azafady.
dia misaotra betsaka anareo indrindra ny tenako
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 15:08
2. Fiffi ( 19/12/2006 13:51)
ilay hoe:

Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriako
Tsy nofiko intsony izato ianao no hitantana ny diako
3. Fiffi ( 19/12/2006 20:20)

Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriako
Tsy nofiko intsony izato ianao no hitantana ny diako
Ho habok'hasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy intsony
Tsy nofy f'efa toa ny faniriako

Tsy nofiko intsony ........

Foana ireny adin-tsaina
Hadino ny zava-mampahory
Ianao ry tiana no toky sy handrandraina
No efa eo am-pomba sy hampahery aina

Tsy nofiko intsony..........
4. tslem ( 21/12/2006 09:06)
fiffi:
Ho habok'hasambarana


ampoka hasambarana angamba io ra tsy diso ah
am-pomba


d io hoe hambomba.

tsy haiko aloha an :)
5. Fiffi ( 21/12/2006 15:01)
heu....mety zah no nanao hadisoana nefa tena misy io teny io hoe am-pomba = @ fomba ?
6. xxx ( 21/12/2006 15:06)
hambomba no izy ka

Langue parlée angamba ilay "am-pomba" , sady raha eto @ tononkira resahintsika dia tsy mety ilay hevitr'ilay "@ fomba"
7. Fiffi ( 21/12/2006 15:08)
ary io hambomba io zao vao mba hitako ...:oops: sady tsy aiko :oops: fa misaotra an'i xxx :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505