Firariantsoa , Noely sambatra....

1. Fiffi ( 19/12/2006 17:38)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/bougienoel.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/no001.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/n014.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/noel%20traineau.gif[/IMG]
[size=35][Dia mirary antsika rehetra tsy ankanavaka hanao Noely feno fahasambarana daholo. Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava![/size]
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 17:33
2. booboo ( 19/12/2006 17:44)
Fiffi > :-* torak'izay koa enao.

Mirary noelim-pifaliana, ombam-pitiavana sy fiadanana ho an'ny namana tsirairay aby kounkou.
3. diamondra27 ( 19/12/2006 18:22)
o ra fiffi a! maka tombony njy zany an!

sa andeha hanao vacances
4. andry08 ( 19/12/2006 18:42)
Joyeux Noël akia Fiffi an!
5. Aino ( 19/12/2006 19:02)
merci Fiffi dia indry ihany koa!!:-*:-*

tsika rehetra ooo!!:D:D
6. Fiffi ( 19/12/2006 20:10)
diamondra27:

o ra fiffi a! maka tombony njy zany an!

sa andeha hanao vacances
heu.....mety lasa tampoka manko de mba maniry ny rehetra hanao Noely sambatra :)


7. vale ( 20/12/2006 00:35)
saotra akia Fiffi a, (:Pho aiza ndry?)...meciiiii an!!:-*:-*:-*
8. Fiffi ( 20/12/2006 05:38)
na eto hiany aza fa mety tsy ho afaka manketo fa sahirana...:)
9. modifanina3 ( 20/12/2006 06:01)
fiffi a! mety ho tia ahy ve ianao io ratoa ka mitory fitiavana aminao aho ?
10. Fiffi ( 20/12/2006 07:21)
:roll: :{:{:{
11. booboo ( 20/12/2006 10:46)
:-D
12. vale ( 20/12/2006 12:15)
hihihihi:°)
13. Aino ( 20/12/2006 12:21)
:°):-D izany ve le fety ny noely:-D
14. Fiffi ( 20/12/2006 12:36)
:-D:-D:-D
15. ari.malala ( 22/12/2006 13:19)
Za ko mirary ny namana rehetra hanao fety sambatra de am 08/01 ndray mifankahita. de mirary Krismasy sambatra sy taombaovao finaritra e! (mande fona ny portableko hoan'ze mahalala ka te hiantso) lol:-*:-*:-*:-*:-*
16. Fiffi ( 22/12/2006 17:33)
zah ! :):-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2215