Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 17/12/2006 19:36)
Tsiky kely dia ampy.
Ny fitsikiana dia zava dehibe eo amin'ny fiainan-tsika ary tsy vidiam-bola.Manala ny fahasorenana, mampitombo ny andro hiainana.Hita misoritra eny amin'ny tarehin'ny olona ny fifaliana.Mba mitsikitsik... tohiny
novalian'i niryna ny 24/12/2006 23:42
miamiam ( 17/12/2006 18:45)
Tano ny azo fa sarotra ny mila...
Tena mitombina ve io ???? dia inona no tena hevitra fonosin'ilay fehezateny?????... tohiny
colar ( 17/12/2006 18:29)
reveillon rome 2006,matotra
misy fety masaka eto roma ,ty ny adiresy www.ambamad-roma.com hitanao ao ny pro rehetra,tsy haiko le manao we jereo eto ra ol a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 19:26
titimms ( 17/12/2006 15:27)
satria tiako
Bjr daol, misy manana tonokiran'i Poopy satria tiako v ? merci... tohiny
novalian'i titimms ny 15/01/2007 18:15
rakizit ( 17/12/2006 15:01)
Fihevitrareo momba ny olona avy any Ambohimalaza
Ohatran'ny tsy de tiako loatra ny fomba fisainan'ny olona avy any Ambohimalaza (miala tsiny amin'izay avy any a, ary manantena azy hanazava). Manambony razana.... tohiny
bazylou ( 17/12/2006 15:01)
radio karana gasy ity
http://www.radiorvs.com/index.php?option=com_akobook&Itemid=27... tohiny
novalian'i cutie ny 19/12/2006 01:59
rakizit ( 17/12/2006 15:00)
Marina v le lavitry ny maso lavitry ny fo?
Aona ny hevitrareo amin'ireo mpifankatia mifanalavitra, marina ve le lavitry ny maso lavitry ny fo? Mety hateza ve, ny 1 aty dago ny 1 any Europe?(l)... tohiny
novalian'i fa ny 30/01/2007 10:41
kelly13 ( 17/12/2006 13:59)
???
tsy haiko aiza no tokony handefasako an'ity fa d ato alou an!! hono oa ry zareo inn ny végétarien d inn ny végétalien?... tohiny
novalian'i soanja ny 18/12/2006 14:31
niryna ( 17/12/2006 13:27)
Ny fandrosoana dia fahavelomana.Ahoana ny hevitrao?
Vokatry ny fandroasoana dia maro ny zavatra izay miova eo amin'ny fiainan-tsika. Misy anefa ireo olona tsy mety manaraka ny zava-baovao fa "ity ihany ny ahy no maha zatra ahy." Moa ve sarotra daholo ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 04:39
xxx ( 17/12/2006 13:17)
hiteraka aho
Tonga ny telopolo taona ary mbola tsy nanambady aho hatrizao noho ny antony maro,ary dia tsapako fa ilaina amzay ny miteraka na tsy hanan-dray aza ny zanako satria tsy manambady aho. Misy efa nandalo ... tohiny
niryna ( 17/12/2006 13:09)
Tsy ny vola ihany no ilaina fa ......
Raha amintsika dia mifoha, mihinan-kanina ary mandeha miasa hitady vola.Mody, misakafo,matory fa maika hifoha hiasa indray hitady vola.Eo amin'ny fiainana indrindra ny fanambadiana dia ny vehivavy no ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/12/2006 23:39
niryna ( 17/12/2006 12:58)
Fa maninona kay ry neny no.....
Fahiny dia voafehifehy daholo ny zavatra rehetra ary ny rar dia tsy mba mampianatra na manoro zavatra firy ny zanany.Tsy ampy ny fahalalany angamba na misy tahotra ao.Ahoana no hevitra, moa ve tsara a... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 16:41
niryna ( 17/12/2006 12:50)
Milaza ny marina mandrakariva sa...
Mitovy daholo na mangalatra vola kely na vola betsaka samy eloka.Ny fandaingana anefa dia zavatra hiainan'ny olona.Misy tsy mety raha tsy mandainga,ary fiteny ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo... tohiny
novalian'i niryna ny 08/01/2007 04:55
havakotsara ( 17/12/2006 11:28)
AZA ARIANA
Be ny hadalàna niaretanao ihany Izaho tamàna,nanohy nanohy hatrany Ny eto an-tanana,miakivolana an'izany Fa sarotra hialàna,na toaka na sigara Gadrain'ny satàna,gejainy tsy afa-miala Na ho af... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 11:39
lemenakely ( 17/12/2006 10:18)
AIZAAANYASSURNSANYZANAKOTOOOMPOKOCDAROO...???????
AIZAAANYASSURANSANYZANAKOOOTOMPOKOCDAROOOOO....mbola feno soratsoatr'io rangahy io ve ao ANTANANARIVO ao sa tsy misy intsony? Tadidiko mantsy fa erak'Antananarivo (AMBOHIMANARINA ANTANIMENA, ANDRAHA... tohiny
novalian'i sitlo ny 09/01/2007 04:17
mbelotavao ( 17/12/2006 09:53)
Avy aiza ny andro fitsaharana Alahady
Miarahaba ny rehetra indray. Ny ankabeazan'ny Kristianina izao dia tsy miasa fa mivavaka any ampiangonana rehefa andro Alahady. Ny mahavariana anefa dia J.Kristy dia nanana ,fahazarana mankany @ Syn... tohiny
fasaly ( 17/12/2006 09:24)
Tany ampianarana taloha....
Ianareo ve taloha tany ampianarana mbe efa ni "fraude" sy naka tahaka...? :? dia taranja inona no tena angalarana, de ahoana no fomba natao refa naka tahaka sy ni-fraude rehefa manao examen iny na fit... tohiny
novalian'i lila ny 30/03/2007 10:48
xxx ( 17/12/2006 08:57)
Mitady tetikasa
Gasy ny tenako. Mitady olona manana tetikasa matotra any M/car izaho. Ifanarahana samy mahazo ampahany ny tombom-barotra. Afaka manome Tel sy e-mail ny tenako.... tohiny
novalian'i vonicx ny 21/12/2006 07:37
niryna ( 17/12/2006 05:28)
ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita. Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?... tohiny
novalian'i mika117 ny 17/12/2006 11:56
niryna ( 17/12/2006 05:27)
ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita. Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?... tohiny
novalian'i niryna ny 01/01/2007 03:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3226