Tsiky kely dia ampy.

1. niryna ( 17/12/2006 19:36)
Ny fitsikiana dia zava dehibe eo amin'ny fiainan-tsika ary tsy vidiam-bola.Manala ny fahasorenana, mampitombo ny andro hiainana.Hita misoritra eny amin'ny tarehin'ny olona ny fifaliana.Mba mitsikitsikia moa fa aza dia mimoti- dava eo e! Mitovy hevitra amiko ve ianao?
novalian'i niryna ny 24/12/2006 23:42
2. fasaly ( 17/12/2006 21:15)
ary raha tsy de mpitsikitsiky fa mpikaninkany mbola tsy mety ve izany ?????? sa tsy maintsy mitsiky maharitra ihany vao atao hoe faly na tsy mimototra:wink:
3. ratonga ( 17/12/2006 21:33)
mitsiky tsy fidiny toy ny mototra vilambava:-D:-D:-D
4. pissoa ( 17/12/2006 21:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. MTN ( 17/12/2006 21:38)
6. xxx ( 17/12/2006 21:40)
:D :lol: :) :x :( :cry: :°)
7. xxx ( 17/12/2006 21:44)
:):D:P:°)
8. Aino ( 17/12/2006 21:57)
niryna mitovy hevitra @njy aho, izaho sady pitsiky manko no pikaninkany tahaka ny lazainy fasaly
9. fasaly ( 18/12/2006 06:22)
ratonga:

mitsiky tsy fidiny toy ny mototra vilambava:-D:-D:-D

:wink: ratonga marina mitsy zany!! aleo tsy mitsiky toy izay tsy fidiny:-D

10. Bakobako2 ( 18/12/2006 19:23)
:x isa roa telo miaraaaa . . . . mimé dôly
11. niryna ( 22/12/2006 06:23)
Misy mahasahirana daholo ny fiainana fa ny asa atao an-kira hono toa vita toa tsy natao.Manao asa am-pitsikana ianao dia vetivety dia tonga ny ora, raha mihomehy hono isika dia miaraka mihomehy amintsika daholo ny olona fa raha mitomany kosa dia eo ianao fa tsy hisy hitomany eo
12. niryna ( 24/12/2006 23:42)
Mampa-ela velona koa hono ny mihomehy lava.Mahita olona aho tsy misy olana mihitsy ny fiainany ary feno fitsikana foana ny androny hany izy ka matezabe mihitsy
Sady manala ny ketrona sy mahatsara ny fo koa hono io fitsikina io.Misy taratra hazavana ao aminao satria avy ao amin\'ny fo io ka mivoaka amin\'ny tarehy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0763