ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy

1. niryna ( 17/12/2006 05:27)
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita.
Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?
novalian'i niryna ny 01/01/2007 03:45
2. grasolo ( 17/12/2006 08:15)
Tena zava-misy tokoa izany eto M/car. Ny fianan-kaviako akaiky dia betsaka no tratran'izany. Ao koa ireo olona fantatro maro. Asa inona loattra re lahy ny antony e!
3. fasaly ( 17/12/2006 08:23)
raha eo amin'ny mpivady matetika dia ny lahy no maty alohan'ny vavy satria izy no zokiny:wink::-P
fa tsy voatery ho ny lahy no fohy andro iainana noho ny vavy, arakaraka ny fitaizàny ny tenany ihany io:wink:
4. simplex ( 17/12/2006 11:25)

niryna:
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita.
Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?


tonga d aleo tsorina ny marina e, mpamono vady doly ny akamaroan'ny vevavy :roll:8)
5. Fiffi ( 17/12/2006 11:48)
:roll:
6. andry08 ( 17/12/2006 12:07)
Fa angaha ny vadin'i simplex mamono klé?
7. simplex ( 17/12/2006 12:11)
sa ve hoe mifamono vadin'ol ny vevavy :-w
tairo za mamony vadindry, d vonondry nenah e 8)8)
8. andry08 ( 17/12/2006 12:15)
=))=)), izaho tsy hamono ny vadinao mihintsy kah! sady tsy te hamono ny vadinao koa ny ahy fa ny ahy tsara fanahy anie e!
9. simplex ( 17/12/2006 12:15)
andry08: mbola velona ah ka :°)
10. Fiffi ( 17/12/2006 12:15)
anjekaky ooo :{:{:{:{
11. andry08 ( 17/12/2006 12:15)
soa ihany!:D
12. simplex ( 17/12/2006 12:16)
andry08: ka zay le hoe ny tampoka tsy maha lelah e, tsy matin'i toi izy fa lasa vevavy tampoka :°)
13. andry08 ( 17/12/2006 12:22)
=))tsy maiko izy no sady tsy novonoiko no tena marina fa avelako ho velona sady lasa lehilahy matanjaka be!
14. simplex ( 17/12/2006 12:45)
ra hiverina @ le resak'i niryna d zao no tena marina e, aleon'ny lelah maty toy izay hiaraka @ vavy antitra :-P8)8)

15. Fiffi ( 17/12/2006 13:01)
:{:{:{
16. andry08 ( 17/12/2006 15:29)
Vehivavy antitra? "Vieille fille" ve? Mety ho "choix" na safidy na tsy nahita izay nety @ Pièce-ny.
17. ikaretsaka ( 17/12/2006 17:45)
lalanan'ny tany mihitsy io.. Nisy boky novakiako izay dia manao hoe:

Ny laona hono mateza nohon'ny Fanoto...
Ny Blao mora maty pas nohon'ny "ecrou"


dia nitohy ihany..

ny nify goaka mijanona eo fa ny plomb nanentsina azy tsy mateza fa lasa.. ny lalana sns...

ny bosoa nanetsina tavoahangy mora lasa fa ny tavoangy mijanona
Ny tampax lasa fa ny "zavatra notampenany " mbola nijanona


dia mandeha lava be ny listra... dia ny faran ilay conclusion manao hoe

ny misy lavaka mijanona fa ny mpanetsina no mandalo.

Holes stay, fillers go away
18. simplex ( 17/12/2006 17:48)

ika: :-D:-D:-D^:^^:^

mety hoe manetsina lavaka hafa v izy no matonga azy hoe mandalo fotsiny :roll:
19. pissoa ( 17/12/2006 17:50)
ika :roll::-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 17/12/2006 18:07)
Asa! izay indray aloha tsy haiko fa za kao mba gaga namaky an'io article io..
fa marina ilay izy..
izay no tsy mampateza azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2131