ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy

21. ikaretsaka ( 17/12/2006 18:09)
"ny misy lavaka natao hotapenana foana.. fa ilay tampina anefa natao tsy haharitra..."

izay no conclusion an'ilay articla raha atao dikanteny gasy malalaka
22. niryna ( 17/12/2006 18:32)
Misangisangy fotsiny nareo ry reto a ! Asa aloha fa izahay vehivavy rehefa tezitra dia miteny ny ao am-po na miteny mivantana,mitantara izay mahazo na manahirana na olana,ny lehilahy tsy mba miteny fa ataony any am-po daholo matetika.Sao dia ilay manao lolom-po no mahatonga izany?Ny vehivavy manantona dokotera rehefa marary fa misy ary matetika matahotra tsindrona ny lehilahy ka tsy mety miteny izay marary azy.Io koa angamba no lafiny iray.Manana zavatra andaniana andro betsaka ny vehivavy, ny lehilahy tsy haiko fa raha tsy mamo dia mifoka sigara,dia miloka.Ireo no anarian'ny dia matetika rehefa misy olana kanefa dia mampitombo ny olana ireo satria resaka vola matetika mampiady ny mpivady.Ny vehivavy manana namana hitantaraina izay manjo ka miara mifanampy sy mifanohina, fa asa aloha ny lehilahy toa tsy dia be resaka firy.Saingy ny vehivavy lasa mivoana any amin'ny fifosana ny resaka farany raha..
23. ikaretsaka ( 17/12/2006 18:51)
tsy misangisangy aho fa tao anaty boky filozofia momba ny fijerena realite io!
io no hitan'ilay mpanoratra
"ka inona no tsy marina @ izany" ry Niryna? eritrereto @ saina tsy miangatra anie e
24. ikaretsaka ( 18/12/2006 06:25)
af tsy namaly intsony niryna fa marian ilay izy izany..

misy vehivavy mamo..misy vehivavy miady, misy vehivavy mifoka sigara sns...
misy ny lehilahy mitaraina amin'ny namany sns.. fa zay foana io
25. niryna ( 23/12/2006 02:10)
Fa maninona ny lehilahy tsy mba dia be taraina ry ikaretsaka?.Ny lehilahy tsy boka herintaona,mahita vahaolana foana ve izany sa hoe tsy maitsy mahita vola.Nampianarin\'ny olona hoe tsy mahazo mitomany fony mbola kely,hany ka raha misy olana dia tsy miteny.
26. ikaretsaka ( 23/12/2006 04:07)
mbola misy an'izao kao ilay boky..

ny zavatra misy lavaka dia mitabataba foana
ary ny zavatra mangotanatana dia mateza...

ny lava-bokotra mijanona mandra paha rovitry ny lobaka fa ny bokotra efa impiry niovaaa

lazain'i Nyrina fa sangisangy ilay izy... fa raiso amin'ny tena realite anie fa izany foana izy io e...

"ny zavatra tsetsemana maharitra foana nohon'ilay zavatra anetsemana"
27. xxx ( 23/12/2006 04:40)
:-D:-D:-D
kônklizion zany:

Vehivavy = Lavaka

Kanefa izany lavaka izany = misy tsy ampy kely,

Dônky ela velona ny vehivavy satria misy tsy ampy kely ! CQFD :b:b
28. niryna ( 01/01/2007 03:45)
Noho ny lahy tsy dia mandeha any amin\'ny radoko dia mahita olona maro aho toa matahotra tsindrona sy matahotra hakana ra,misy aza safotra mihitsy.Ny lahy anefa toa tsy mivaky loha na misavoana fotsiny matetika ny resaka fa tsy matotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553