Milaza ny marina mandrakariva sa...

1. niryna ( 17/12/2006 12:50)
Mitovy daholo na mangalatra vola kely na vola betsaka samy eloka.Ny fandaingana anefa dia zavatra hiainan'ny olona.Misy tsy mety raha tsy mandainga,ary fiteny ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra.Maninona no tsy mety raha tsy mandainga ny olona sasany? Moa ve tsy manenjika ny eritreriny ny ma
morona zavatra tsy misy? Mahafinaritra azy ve ilay izy sa dia fahazarana fontsiny? Noheverina ho kely ilay izy kanefa dia fahotana koa.
novalian'i niryna ny 08/01/2007 04:55
2. booboo ( 17/12/2006 13:33)
Misy boky izay momba ny lainga raha mahaliana ny te-hamaky azy : Claudine Biland, Psychologie du menteur, ed. Odile Jacob, Octobre 2004
3. niryna ( 17/12/2006 20:38)
Toetra ratsy iray azo ialana ny mandainga fa misy dia tena tranon-dainga.Manao ny marina na milaza ny marina ihany no tsara atao raha amiko.Misy olona tara-lava dia tsy maintsy mahita tenenina izy ka rehefa tonga tokoa ny tena izy dia hoheverina fa ho lainga daholo ihany no resahiny.Madio ny heritreritra rehefa manao ny marina ianao,ny sasany toa tsy mety raha tsy misy lainga kely.
Ahoana no mahatonga izany?
4. soanja ( 18/12/2006 02:51)
Zah dia faran'izay mpandainga. Asa na ahoana anefa fa dia toa lasalasa ho azy le izy fa tsy heveriko mihitsy. Ny fahaizako azy dia tsy fahampian'ny fahatokisana'olona sy ny fahatokisako ny tenako. Rehefa milamina tsara ny fifandraisako amin'ny olona iray dia tsy handainga aminy mihitsy aho.
Mety aretina aloha ny fahitako ny ahy an. Nefa koa mety hamaivana-doha satria tsy te hamoaka izay marina asa na kahidy na ahoana? Ny zavatra tsapako kosa dia mbola tsy namitaka olona na nitarika olona tamin'ny ratsy ny laingako fa ny momba ahy no afeniko matetika na fiarovana ny hafa.
Azo ialana tsara ny lainga. Raha 80% mandainga aho taloha dia efa mba 20% izao no tsapako sy ny manodidina ahy mahafantatra ahy. Hoe efa mihatsara aho zany. Ny fanafodiny amiko izay mandaitra tokoa dia alohan'ny hamaliako olona iray na milaza zavatra iray amanolona dia dinihiko tsara izay avoakan'ny vavako. Zany hoe ahodina impito ny lela.
Ezaka daholo ny rehetra. Tsy misy anjely ny eto antany e.
Ny fahaizana mamela heloka no gift tsara indrindra vitsy mpanana.
5. niryna ( 18/12/2006 04:06)
Izaho indray tsy dia mandainga izany fa adiniko ny zavatra noteniko rehefa milaza zavatra tsy misy aho,na zavatra tokony tsy ho filaza hoy ny olona dia teneniko daholo,zazabodo no ataon'ny olona anarako fa tsy azo handaingaina hono sady tsy mety raha asiana mandaiga.Na zavatra kely aza no andaingaiko dia manenjika ahy ny tenako hany ka ahitsiko ilay izy.Izaho aloha ireny olona mpandainga ireny no tena tsy tiako ary fantatro raha vao mandainga ahy satria matetika aho miresaka dia mijery mivantana ny mason'olona fa tsy mba menamenatra dia tsy haiko fa misy fomba hafantarako azy,na mandainga na malahelo, na misy olana.Ny tsy hitiavako azy dia tsy mba tantarain'ny olona zavatra aho fa fantany fa tsy mpiresaka olona .Hany ka raha misy zavatra mahaliana ahy mitranga efa tara ny tena vao mahalala.Fa angaha hoy ny lehibe izao rehetra izao dia filaza daholo.
6. Zina ( 18/12/2006 22:42)
Ny diplomacy no fahaizana mi-eviter ny fandaingana, ka raha manana an'io tsika dia tsara.
zany no hilazana koa ny hoe:
"Toute verité n'est bonne a dire" asina tactique ny miresaka
7. cutie ( 18/12/2006 22:54)
de ahona hoy ny baiboly @ zany ry Zina :wink::lol:
8. mpanota ( 19/12/2006 12:38)
Marina mihitsy aloha ny an'i Zina eh:D:D:D:D
Raha vao eto an-tany ianao dia tsy misy zavatra marina tanteraka nefa kosa tsy misy tena diso tanteraka , ary ny olona rehetra dia tsy samy mitady fivoarana avokoa , zany hoe mitsinjo ny ainy , miezaka ny te-hivoaka isan'andro , izany indrindra NITERAHAN'NY POLITIQUE SY NY SAVOIR VIVRE
Samy manao izay hampety ny azy io eh
:twisted::twisted::twisted:
9. booboo ( 19/12/2006 12:51)
Cutie > :-D:-D:-D
10. Zina ( 19/12/2006 16:09)
inn no hilazaoko andry eo ry cutie mahaiza maneso ary mifalia izao.
Tsy itako izay idiran'ny diplomcay amin'ny baiboly....himehezo tsara mbola himehy foana ndray andro any....
diplomacy fisainan'ny olombelona mi-eviter tsy mandainga ka inn no hilazako miotra an'izany....
11. prime ( 20/12/2006 11:26)
Tsy mahafaty ny milaza ny marina mandrakariva nefa tsy mora ihany koa...
12. xxx ( 20/12/2006 20:00)

fa hono hoa..indraindray aho tonga saina ihany hoe ilay izy moa izany tena lainga tokoa no fahotana sa ilay mijoro vavolombelona mandainga hiapangana namana?
13. Zina ( 20/12/2006 20:20)
fa hono hoa..indraindray aho tonga saina ihany hoe ilay izy moa izany tena lainga tokoa no fahotana sa ilay mijoro vavolombelona mandainga hiapangana namana?


samy fahotana ireo ka no sady ratsy koa
14. cutie ( 21/12/2006 00:21)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 19-12-2006 17:09:21
Lohateny : Re : Milaza ny marina mandrakariva sa...
inn no hilazaoko andry eo ry cutie mahaiza maneso ary mifalia izao.
Tsy itako izay idiran'ny diplomcay amin'ny baiboly....himehezo tsara mbola himehy foana ndray andro any....
diplomacy fisainan'ny olombelona mi-eviter tsy mandainga ka inn no hilazako miotra an'izany....

nga tsy we ao anatin'ny baiboly daholo no ahitana ny marina :lol::lol::lol::lol:
15. cutie ( 21/12/2006 00:22)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 19-12-2006 17:09:21
Lohateny : Re : Milaza ny marina mandrakariva sa...
inn no hilazaoko andry eo ry cutie mahaiza maneso ary mifalia izao

:-@:-@:-@:-@=))=))=))=))=))
16. cutie ( 21/12/2006 00:23)
booboo
ka ry zareo mpilaza ho kristiana no mpanao we vakio ny baiboly koa, de refa anontaniana de tsy mahita havaly :-D::-D:-D:-D lazaina fa diplomacy :-D:-D:-D
17. soanja ( 21/12/2006 06:46)
cutie:

booboo
ka ry zareo mpilaza ho kristiana no mpanao we vakio ny baiboly koa, de refa anontaniana de tsy mahita havaly :-D::-D:-D:-D lazaina fa diplomacy :-D:-D:-D


:-D:-D:-D:-D Ka sarotra anie ry Cutie ny mibaboka e.

18. cutie ( 21/12/2006 13:13)
soanja
tokony natao fibabohana ara dipolmaty :-D:-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 21/12/2006 13:40)
za lo tsy mahay mandainga raha tsy ampihomanina hoe mandainga e

hoe misy complot na otraotranzany


tsy haiko ny miara mandainga amminao raha tsy mahazo morse ahako fa le voatapoka @ sty ampoizina iny de gain foana

aza mba manao namako ihany ka mamitapitak'olona any de avy eo hoe ..zany mo ikaretsaka oooo


fa mitranga aby ny nafenona ...
20. Zina ( 21/12/2006 21:18)
zany no atao oe n'importe koi mihitsy...nanareo samy irery io ka izay tianareo lazaina azy dia ataovy doly...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0807