Milaza ny marina mandrakariva sa...
22. niryna
(
22/12/2006 07:00)
Mmpihomehy koa ikaretsaka.Ny teny ao anaty baiboly rehetra aloha dia marina daholo fa ny fandikan\'ny olona azy no hafa,misy tiany dia ampiariny.Tsy misy anenenana mihitsy ny milaza ny marina na dia hoe tsy ny marina rehetra dia tenenina daholo.Misy hoy aho tranon-dainga tsy azony ny ainy raha tsy mifangaro lainga kely
23. Rasiligaoma
(
26/12/2006 08:13)
ikaretsaka:
za lo tsy mahay mandainga raha tsy ampihomanina hoe mandainga e
hoe misy complot na otraotranzany
tsy haiko ny miara mandainga amminao raha tsy mahazo morse ahako fa le voatapoka @ sty ampoizina iny de gain foana
aza mba manao namako ihany ka mamitapitak'olona any de avy eo hoe ..zany mo ikaretsaka oooo
fa mitranga aby ny nafenona ...
kay le.....
aleo ihany mailo raha izany fa sao dia....aborak'i karetsaka eo daholo ..
24. prime
(
26/12/2006 11:32)
I satàna no voatondro ho rain'ny lainga ary tsy tsara ny mandainga satria mifanohitra amin'ny fitiavana ao amin'Andriamanitra izany...
26. soanja
(
27/12/2006 10:13)
Standing in Naked Truth no tadiavin'Andriamanitra amintsika. Zany hoe na dia mangirifiry aza ny marina, io no hanavotra anao satria fantatrao ny tenanao ary Izy hahatsapa izany.
27. Rasiligaoma
(
27/12/2006 14:49)
ary ny milaza ny marina sy ny fitazomana secret ve ry reto misy fahasamihafany?
raha nibaboka taminao ohatra ilay namanao fa nanao abortion (avortement) izy ary efa niaiky ny hadisoany taminao ary niangavy mba ho secret ilay izy dia raha misy manontany ny momba azy aminao ve dia famoaka izay sa tsy famoaka

28. soanja
(
27/12/2006 16:57)
Rasiligaoma:
ary ny milaza ny marina sy ny fitazomana secret ve ry reto misy fahasamihafany?
raha nibaboka taminao ohatra ilay namanao fa nanao abortion (avortement) izy ary efa niaiky ny hadisoany taminao ary niangavy mba ho secret ilay izy dia raha misy manontany ny momba azy aminao ve dia famoaka izay sa tsy famoaka
Izay nifanarahana dia nifanarahana ry Rasil a na hoe rehefa sekire de sekire. Tsy izao tontolo izao akory dia hanampotoana hahafantatra ny momba anao sady tsy voatery hogazetiavana le izy , indrindr amin'ny alalan'ny vavan'ny hafa . Azo atao tsara kosa ny manao vavolombelona raha misy zavatra tianao hiova amin'ny alalan'ny experience-nao ho an'ny hafa. Dia milaza mihitsy ianao fa vavolombelona no ho ataoanao.
Fa raha le namanao akaiky anao kosa mahatsikaritra hoe mararirary na tsy dia ao tsara ianao ka manontany dia tsara ny milaza ny marina satria namanao izy.Izay atokisanao ihany no tsara hizarana, fa aza mandainge rehefa hitantara ihany.
saingy malahelo zah raha abortion no natao.:(
29. ikaretsaka
(
27/12/2006 19:04)
izay no atao hoe secret de confession rasily...
misy olona mamony ny ainy mihitsy mitazona io secret io
indraindray aza resaka finoana ilay mahafaty azy..ohatra hoe izy ihany no olona mahafantatra ny tena coupable @ ilay meurtre ohatra
fa iny indray resaka hafa.. afaka velabelarina eto

30. soanja
(
27/12/2006 19:14)

Velabelaro ry Ikaretsaka fa liana aho.
De iza izany no ho bedin'Andriamanitra? Izhao nitazona sekire nefa nahalala sa ilay nanao ny tsy nety. En general io fa tsy ny resaka abortion an.
31. ikaretsaka
(
27/12/2006 19:29)
Sarotra raisina be ilay izy aloha ry soanja ho an'ny tsy katolika na ny tsy misaina sy tsy notezaina fomba katolika
fa
http://en.wikipedia.org/wiki/Seal_of_the_Confessional ihany sao hahaliana

32. soanja
(
27/12/2006 21:42)
Zah Katolika tsy Katolika saingy azoko tsara io ka. Amiko aloha rehefa vonona ny hiova le olona dia izay no zavadehibe ary na misy mihaino eo na tsia dia ialy ao anatin'ny foko vonona ny hiova no misy lanjany ny fahitako azy. Koa raha manampy ahy ny fisian'i Mopera hanala izany entamavesatra izany dia mety amiko tsara satria mino aho fa vorain'Andriamanitra ny fifonako. Fa raha hoe ilay Mopera no eritreretiko hoe Andriamanitra dia I am sorry but he is Not. He can only help me to release my pain and help me to find the right patha. But he is not the One.
Ilay hoe izy indray maniraka anao mamonjy mpitandro filaminana sy ny fanjakana momba ny zavadratsy vita dia mety amiko tsara satria izay nanao ratsy tokony handray responsabilite ka. Indrindra ka raha niniana.
Fa ny hany concept tsy mety azoko dia ny hoe misy ny fahotana Mahafaty sy ny fahotana azo ibebahana amin'ny Katolika. Fa ahoana e? ka na mankny amin'i mopera aza hao ohatra dia hiteny izy fa fahotana mahafaty izany dia tsy afaka ny hamela izy. Amiko koa anie tsy izy le mamaly fa Andriamanitra e fa mba eo izy sofina hihaino. Ka nahoana ny ota haf azo amboarina tsara ka afaka ary hilamina ny saiko fa maninona ny hafa tena tsy maintsy entiko manakny ambany rangolahy.
Soa aloha fa mbola eo koa ny afo fandiovana dia any indray no tena fanantenana fa ho tafita le FANAHY.
Tsy mitsara akory aho an. Fa manao analyse fotsiny. fa amiko aleo misy ny kaonfesy toa izay tsy misy de lasa namono tena ilay Fanahy mahantram izay tsy mahalala fa misy ny mpanelanelana mpankahery.

34. niryna
(
08/01/2007 04:55)
Izaho efa nahita olona izay lazainy dia lainga daholo ka indray andro izy tena narary tsy nisy nino azy intsony ny olona.Toa misy hafetsifetsena ao anatin\'ny lainga koa :roll: