ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy

1. niryna ( 17/12/2006 05:28)
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita.
Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?
novalian'i mika117 ny 17/12/2006 11:56
2. mika117 ( 17/12/2006 11:56)
mety hoe ny maha fohy ny andro hiannan'ny lhl d izy mamoaka ranonaina faona dia ny vhv ndray omena dia maharitra:lol:sa ahon hoy toi:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1241